Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Niala TIM aho nanomboka omaly satria...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vokatry ny nanaovan'ny TIM ahy tamin'iny volana lasa iny dia nanapakevitra aho nanomboka omaly fa hiala TIM. Nokapohin'ny...

Author hery, 29 Oktobra 2010 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

TAOTAON-KAFA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE...

Author rainstorm, 28 Oktobra 2010 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Ry Lasako...

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Oh! ry LASAKO tsy foiko, Ry LASAKO, toa vandana  Tsy mba nolokoiko,  Fa dia teo ngazangazana ...

Author fanhaiky, 28 Oktobra 2010 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

FITIA DISO FIANTEFA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

azon'ody tany angamba no niraparapa foana sa ny maso no efa jamba sa ny saina no nivoana? bika ve no hany bala vola no atao...

Author rainstorm, 27 Oktobra 2010 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

"Village de la joie" à Madagascar (update)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

    Mila tohanana ny toy itony, manohana ny mahantra sy ireo kamboty, mampianatra sy manentana azy ireo mba...

Author kdaombaramita, 27 Oktobra 2010 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Sup

Posted in rafozan-doza

  Hey, elaela tsy hita an inona ny vaovao? an3, omaly tsy miova ee, tsy misy ho lazaina... misy ho lazaina manko ee:  ...

Author simplex, 26 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Ny hitako teny rehetra teny,

Posted in news2dago

Sendra mba niakatra tany @ Ville (Analakely) aho androany dia mba hitantara zavatra kely tsy de manao ahoana akory fa tsy maintsy oe...

Author news2dago, 26 Oktobra 2010 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Tsena Mora ny ary ambany faotra ary!!! TPT

Posted in news2dago

Inona ny malaza? Tsy misy, ary ny vaovao? Mbola tsy misy koa!!! Dia inona ihany ary zany. Vola kakafotra e! ny omaly tsy miova ny FATy...

Author news2dago, 25 Oktobra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

HITAKO IHANY NY BOUTON "OFF"

Posted in Blaogin'i Rainstorm

-Dia inona izany no hamonoana an'ity? -Miandry 15 minitra dia maty ho azy eo io -Hay!!! Dia nionona tamin'izay fotsiny...

Author rainstorm, 25 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Video: Tsy ny ahiahy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tamin'ity indray mitoraka ity vao hitako ny fanovana ny positions (x,y,z) tsirairay ao amin'ilay Cinelerra rehefa. Natao...

Author hery, 25 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

IZAHO, I MÔTA KELY, I SEDY (*)

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Tonga ihany ilay maraina rako-javo-mitambolona; Ireny feom-piarakodia no solon’ora fifohazana. Efa miandry indray ny adidy...

Author rainstorm, 23 Oktobra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Mirary soa ho an'i PELE

Posted in news2dago

Mitsingerina androany tokoa ny taona nahaterahan'ilay mpanjaka ny baolina kitra (fandaka) dia i Pele izany. feno 70 taona katroka...

Author news2dago, 23 Oktobra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Nakaiza ny orana? Mamely ny gripa!!!

Posted in news2dago

Hiverina hiblaogy indray aho hanala sorisory @fiainana andavanandroko fa tena mihamaloka mihitsy izy tato ato izay. Avelako kely any...

Author news2dago, 22 Oktobra 2010 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Kay kay kay, sendra ny mahay azy ity !!!!!

Posted in K D A O M B A R A M I T A

    Jereo h@farany fa ho gaga ianao fa mahalasa saina.

Author kdaombaramita, 22 Oktobra 2010 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

MAMPIRAFY

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Angamba ny fahitako anao Isan’andro lava izao No mampihetsiketsika ahy ?      K’ilay endri-miramirana...

Author rainstorm, 22 Oktobra 2010 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

HATAKA (Mangidy sira)

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Antenaiko tsy ho very...

Author rainstorm, 22 Oktobra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tafasaraka tamin'ny HMF ny Vondrona Kristiana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mety ho hitantsika any amin'ny sehatra hafa any fa hisy fotoana nomen'ny fikambanana antsoina hoe Vondrona Kristiana lazaina ho...

Author jentilisa, 21 Oktobra 2010 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

BOBOKA (*)

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Mbola ilain’i Madagasikara ve ny olona tso-po, madio sy marina? Tsy voavidim-bola sy voninahitra ary harena? Olona tsy mijery...

Author rainstorm, 21 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Dia nangina tato izany izy ity!!!!

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Manahoana daholo indray ehhh!!! nahatsiaro dia nandalo, sao dia feno tranon-kala ato ity, dia maniry anareo namana foana mba...

Author fanhaiky, 20 Oktobra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
tsikisariaka

HERINANDRON'NY HAVATSA-UPEM

Posted in Blaogin'i Tsikisariaka

Talata 26 hatramin'ny Sabotsy 30 Oktôbra 2010 ao amin'ny Tahala Rarihasina Analakely Fampiratiana ny asa...

Author tsikisariaka, 20 Oktobra 2010 | Hevitra 10 Hevitra
 
kamory

Tonga soa kamory!

Posted in Blaogin'i kamory

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author kamory, 20 Oktobra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Video: Atolotro anao

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Sady mi-blaogy ihany aho no mametraka ny video weekend. Androany vao nivoaka ny video weekend tamin'ity indray mitoraka ity fa tsy...

Author hery, 19 Oktobra 2010 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Ny hitako tamin'ny 18/10/10 teto Antananarivo

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nisy zava-nitranga kely indray teto Antananarivo ny alatsinainy. Efa fanentanana makotroka teo amin'ny kianjan'ny Finoana...

Author jentilisa, 19 Oktobra 2010 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Ny mahavoa ny metisy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ireo mpamaky ahy hatramin'ny ela dia efa mahafantatra tsara ny fomba fanoratro. Angamba tsy dia mivaona amin'izay ity ataoko...

Author jentilisa, 17 Oktobra 2010 | Hevitra 9 Hevitra
 
betroka

FAMAKAFAKANA TONONKALO

Posted in Blaogin'i betroka

Olon'ny fo ny Malagasy ka izany angamba no maha be mpakafy asa soratra mampihetsi-po toy ny tononkalo. Porofo mitohaka amin'ny...

Author betroka, 17 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 ... 257 258 259  Manaraka»