Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Hiverina ni-facebook aho (tsy aferanao)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tamin'ny volana desambra 2009 aho no tena ni-facebook farany. Nandritra ny herinandro vitsivitsy taorian'io dia nandalo...

Author hery, 12 Oktobra 2010 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Amin'ny anaran'i Jesosy!!

Posted in rafozan-doza

  Tolak'andro,  eto @ tanana tsy dia malaza loatra, injao heno ny feon'olona mikorana sy mandihy: sommary...

Author simplex, 11 Oktobra 2010 | Hevitra 13 Hevitra
 
 

Video: O ry Jesoa...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Taratara androany vao nivoaka ny video satria mbola nandehandeha nandritra ny weekend. Variana any Tivoli any tokoa amin'izao. Ny...

Author hery, 11 Oktobra 2010 | Hevitra 3 Hevitra
 
betroka

VASAVASA ... TAFATAFA

Posted in Blaogin'i betroka

Tsy andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy akory ny faha 13 oktobra 2010 fa andro alarobia faharoan'ny volana, andro mahazatra...

Author betroka, 8 Oktobra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Koseho izay tsy izy!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Sambany, hono, eto Madagasikara no hampiasana vatom-pifidianana tokana. Raha amin'ny fifidianana sahanin'ny fanjakana tokoa dia...

Author jentilisa, 4 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Video: Reny mpitari-dalana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hira fihiranay sy i Papanay ity rehefa ilay "mikandra" iny izahay. Olona tena manam-pinoana i papa ary mino fa misy ny...

Author hery, 3 Oktobra 2010 | Hevitra 7 Hevitra
 
iarisoa

Tonga soa Iarisoa!

Posted in Blaogin'i Iarisoa

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author iarisoa, 2 Oktobra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Voan'ny " aza manody " aho eee .....

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Gravy koa izay mba nahazo ahy omaly izay marina, fa aleoko apetrako ho tantara eto mba ho tsarovana. Niala tao an-trano aho nandeha...

Author kdaombaramita, 2 Oktobra 2010 | Hevitra 14 Hevitra
 
haints

Fampidirana

Posted in Blaogin'i haints

Faly miarahaba antsika rehetra eto @ blaogy ny tenako. Namana vaovao ah ato nefa tiako ny hizara tantara iray ho anareo afaka fotoana...

Author haints, 1 Oktobra 2010 | Hevitra 5 Hevitra
 
haints

Tonga soa haints!

Posted in Blaogin'i haints

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author haints, 1 Oktobra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Blender... animation

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nanandrana nianatra blender tao anatin'ny ora maromaro aho tamin'ity herinandro ity. Tsy dia ratsy ilay blender raha hanaovana...

Author hery, 30 Septambra 2010 | Hevitra 11 Hevitra
 
iriana

Tonga soa iriana!

Posted in Blaogin'i iriana

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author iriana, 29 Septambra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andro fahatelo tsisy Windows

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nandritra ny roa andro dia Linux (Ubuntu) fotsiny no nampiasaiko. Ary miditra amin'ny andro fahatelo aho izao. Amin'ny...

Author hery, 29 Septambra 2010 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Aza manaraka ny hadalany

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Miala tsiny indrindra aho raha mety ho maro ny ho tafintohina amin'izay soratako etoana. Saingy ny volana imaso manko tsy mba...

Author jentilisa, 28 Septambra 2010 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Onitiana Realy, I love you

Posted in rafozan-doza

Na dia tsy fotoana tokony hanoratako mihitsy aza izao noho ny zavatra tokony hokarakaraina dia tsy laitra fa nitendry ny solosaina...

Author simplex, 27 Septambra 2010 | Hevitra 44 Hevitra
 
 

Video: Sarotra be

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy hoe titre-na hira akory ilay sarotra be :-). Hitako mbola misy olana be amin'ilay fampiasana ny effets amin'ilay manamboatra...

Author hery, 27 Septambra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Stereotypes

Posted in rafozan-doza

  Asa ity ra efa hitanareo fa tena tpt be ah nahita an'le izy, ka hoy aho hoe  tsy maintsy torahiko ity!! Tsy inona...

Author simplex, 26 Septambra 2010 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Antananarivo: renivohitra manao haingon'ambanivohitra

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Samy manana ny haingo sahaza azy avokoa ny tanàna tsirairay avy. Raha renivohitr'i Madagasikara kosa i Antananarivo dia...

Author jentilisa, 24 Septambra 2010 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Mon Dédé raconte

Posted in K D A O M B A R A M I T A

  Dans un AIRBUS A380, le commandant de bord dit à ses passagers : - C'est votre commandant qui vous...

Author kdaombaramita, 20 Septambra 2010 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Video: Mahaiza misaotra [UPDATED]

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

[Ratsy be ny feo dia namboarina] Toa ny mametraka video indray no vitako matetika kokoa noho ny manoratra lahatsoratra ho...

Author hery, 19 Septambra 2010 | Hevitra 15 Hevitra
 
 

Killing me softly

Posted in rafozan-doza

  Na dia tsy fotoana tokony hanoratako mihitsy aza izao noho ny zavatra tokony hokarakaraina dia tsy laitra fa nitendry ny...

Author simplex, 17 Septambra 2010 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Tsy fitokonana fa fahatezerana ilay teto 67ha avaratra

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Na dia tsy fotoana tokony hanoratako mihitsy aza izao noho ny zavatra tokony hokarakaraina dia tsy laitra fa nitendry ny solosaina...

Author jentilisa, 17 Septambra 2010 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Ny zotra 119 no mety hampiongana ny fitondrana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hiresaka raharaha momba ny tanàna eto an-drenivohitra na ilay niavian’ny teny hoe politika (polis) indray aho eto. Raha...

Author jentilisa, 14 Septambra 2010 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Video: Ianao ilay nirahina

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hira iray indray, mbola hiram-pivavahana ihany. Ianao ilay nirahina hanasitrana ny fo mivalo. Mbola ny fitaovana rehetra teo aloha ihany...

Author hery, 13 Septambra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ho lasa tany Silamo ranoiray i Eoropa (atsimo)?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Somary nivadika taranja vetivety aho eto hilaza na hitatitra izay notaterina tamiko ary tsy miresaka manokana momba an'i...

Author jentilisa, 12 Septambra 2010 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 60 ... 258 259 260  Manaraka»