Tsy hanao diary ny isan'andronay mihidy aman-trano nanomboka tamin'ny 9 martsa aho fa mba hitantara fohy izay...
Ambadiky ny tsiky sy hehy hono tsy voatery ho fifaliana foana. Tsiky fanafenan-tomany, hoy i Bessa. Misy rahona...
Salama daholo! Tena tsy mahita vaovao ho zaraina anareo intsony aho de naka aina kely aloha. Sendra nahita lahatsoratra nahalina ny...
Refa ilay andro somary manokana na hoe manan-tantara otran'izao dia miandrandra zavatra special foana ah. Eny, @ taona 2024 indray...
Misy ny gazety malagasy sasany no tsy fampahafantarana ny zavamisy intsony no ataony fa dia mamorona tsotra izao ary tena fanasoketana...
Mba hiverenana @ revy fahiny izany, hoe manao lahatsoratra mihoatra ny 4/taona 😂 dia raiketiko indray ny fika fataoko taloha hoe...
Tsy tana indray ny eritreritra na dia ninia nangina aza fa toa mafanafana am-boalohany ity taona 2020 ity. Ninia tsy nanoratra tao...
Somary tezitra be @ olona iray zay ah zany androany... tsy ho ny antony no ho tantaraiko fa ny hoe teo afovoan'izany rehetra izany no...
“Ho fisintonana mpijery fotsiny ity”. Izay no soratra voalohany nosoratako tamin’ilay video iray izay navoakako...
Vao hitako vao teo tao @ fb ity... tsy haiko alou na fake news na ahoana fa mivoaka ao @ lexpress alou dia aleo resahana fa tena URGENT...
Zay ndray ah vao tafaverina eto... betsaka ny tsy voalaza sy mbola ho lazaina fa zao alou Fitokonana, fihaonambe, fiaraha-manotrona...
Isaia 7 : 14 Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka...
Efa tsy dia tia manara-baovao loatra fa toa resaka fifanilihana sy fifampiangana ankolaka no mameno izany. Izay no tsy dia nampazoto...
Asa 11 : 4-10 Ary Petera dia nitantara izany taminy hatramin’ ny niandohany ka nanao hoe: 5 Tany an-tanàna Jopa...
Nanana ny lazany teto amin'ny firenena izany teny hoe "Alefa Barea" izany. Anaram-pikambanana nanohana mavitrika ny ekipam-pirenena...
Faly miarahaba ee! Ela dia ela tokoa no tsy nanoratra, efa ho 3 taona latsaka raha tamin'ny 30 Novambra 2016 no nanoratra farany. Koa...
Efa tamin'ny volana febroary ity tantara nahafinaritra ahy loatra ity no tokony nampidiriko tato saingy varimbariana aho...
Tsy nahatadidy aho no sady tsy miraharaha izay niandohan'ny nanomezana depiote roa isaky ny boriborintany ny ao an-drenivohitra ao. Dia...
Ireto no tsikaritro amin'ny Lalampanorenana ka nisy nilaza fa saika ovaina saingy notsipahin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana...
Araka ny mety ho voamarikareo any anatin'ny soratako any dia aty amin'ny kaominina avadrano aho no monina, dia araka izay hitako sy ny...
Nitsangatsangana niaraka tamin'ny fiangonana misy eto an-tanànan'Isahafa Avaradrano izahay mianakavy kely tamin'ny voalohany mey....
Sary roa nanamarika iny herinandro iny eo amin’ny lafiny ara-piaraha-monina teto Madagasikara ireo napetrako ireo. Ny...
Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy...
Avy dia tsaroako ny lelako vakivaky sy naharary ahy loatra noho ireo "stock tampon" nilaharanay sy ry Maria...
Misy fomba maro amoahana ny mavesatra ao am-po mba ahafahana mandroso. Isaky ny mijery ireo sariko maromaro nomen'i...