Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Ma papillote d'aujourd'hui

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Mon premier est un liquide Mon deuxième est un liquide Mon troisième est un liquide Mon tout est...

Author kdaombaramita, 17 Desambra 2009 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Mirary soa avy amin'ny fo !

Posted in Ny androaniko

Author ikalamako, 17 Desambra 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Handeha hanao raharaha miaramila ny tenako

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Oadray! fa inona ity nahazo? Fa tsy ianao ihany ve no niteny fa manana andraikitra lehibe amin'ny toerana misy an'i Madagasikara...

Author jentilisa, 17 Desambra 2009 | Hevitra 3 Hevitra
 
leokirizy

VONJEO AHO FA JAMBA !!!!!

Posted in Blaogin'i Leokirizy

Mandinika aho mijery Ny manodidina ahy mianjera Tontolo feno hadalana Aleo angamba jamba Nahoana no dia izao sisa no iainana Nahoana no...

Author leokirizy, 16 Desambra 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Efa 10 mahery tsisy FB... nefa tsy maninona

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Folo andro mahery aho izay no  nanao veloma ny FB  (FB sisa no iantsoako an'io loll). Nisy ihany ny namako gaga sy...

Author hery, 16 Desambra 2009 | Hevitra 10 Hevitra
 
ysag

Fandriampahalemana hatramin'zao e

Posted in Blaogin'i Ysag

Fandriam-pahalemana ihany e!!! Vaky trano, halatra vono olona... De mandeha tokoa aloha ny gazety e, tsy lany vaovoa ratsy ny fahita...

Author ysag, 15 Desambra 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Milina mamaky eritreritra

Posted in K D A O M B A R A M I T A

    Andramo ITY  dia ho hitanao   fa hihomehezan'i Ketaka ianao !  ...

Author kdaombaramita, 12 Desambra 2009 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Sambatra ianareo miaramila fa tambatambazana hatrany

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fanamarihana voalohany, dia arahabaina izany ny miaramila fa nisondrotra indray ny karaman'izy ireo tamin'ity volana desambra...

Author jentilisa, 11 Desambra 2009 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Ho tahafin'ny frantsay

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Eisy, dia hoy aho hoe mba misy ho tahafina ihany izany ny frantsay atsy ho atsy ! Gaga aho mantsy rehefa...

Author kdaombaramita, 11 Desambra 2009 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Namokatra ny taona 2009

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Na teo aza ny  krizy ekonomika iraisam-pirenena, na teo aza ny black monday sy ny "Phénomène" Rajoel, na...

Author hery, 10 Desambra 2009 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Ketaka n°3 (update : mandihindihy i kala ato LoL)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

FITIAVANA SA FIHETSEMPO MANDALO ? Zoma alina tamin’izay, efa manomboka ny faran’ny herinandro, nefa mbola hianatra i...

Author kdaombaramita, 9 Desambra 2009 | Hevitra 22 Hevitra
 
 

Tu fainty?

Posted in rafozan-doza

  Dia ahoana? toa otran'ny efa mamofona be le farany kanefa za mbola te hijanona 2009 be. Eny fa na dia fopla tanteraka aza...

Author simplex, 9 Desambra 2009 | Hevitra 27 Hevitra
 
shumpeter

Tonga soa shumpeter!

Posted in Blaogin'i shumpeter

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author shumpeter, 9 Desambra 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hitady namana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hitako nisy tsy nety kely ny fitadiavana namana teo aloha teo. Raha vao miteny hoe lahy na vavy dia tonga dia tsy misy na inona na inona...

Author hery, 9 Desambra 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Immaculée Conception

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fety taty Italia androany, andro tsy fiasana. Ny maro moa efa nanalava ny weekend hatry ny asabotsy. Betsaka no tsy mahalala akory ny...

Author hery, 8 Desambra 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Madagascar Bio

Posted in BLAOGY RTN

amin'ny fitiavako ny natiora moa dia nanokatra blaogy momba ny natiora, bio, ecolo sns aho. Koa zaraiko aminareo sao dia misy...

Author voromailala, 8 Desambra 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Isaia mpaminany milaza ny zavamisy ankehitriny

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ankamantatra mampihomehy ihany aloha hanombohana indray ity resaka mahafinaritra ity. Ahoana ny fomba hampidirana olona efatra ao anaty...

Author jentilisa, 5 Desambra 2009 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Bye bye facebook :-)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mbola tsy fotoana fanaovana ny résolutions amin'ny taombaovao izao kanefa alefako mialoha sahady ny ahy. Anisan'ny...

Author hery, 4 Desambra 2009 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Léa, kintana iray misandratra...

Posted in Ny androaniko

Léa, zazavavy vao 14 taona, manoratra sy mamorona hira. Zaza natsangana izy, monina ao Frantsa, fa ny rahavaviny kosa mbola...

Author ikalamako, 3 Desambra 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Mpivarotra gasy Voazanaka foana…

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mpivarotra gasy Voazanaka foana… Iza moa no nanafoana ny ZOMA? – ny nodradraina tamin’izany dia ny hoe MALOTO ny...

Author finoanaranoray, 3 Desambra 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Nifanafika ny samy mpivarotra [sary]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha sakoroka eo amin'ny mpivarotra sy ny polisin'ny kaominina tamin'ny ankapobeny no niheveran'ny maro tsy nahita ny...

Author jentilisa, 2 Desambra 2009 | Hevitra 20 Hevitra
 
tsambaratelo

VAVAKA

Posted in Blaogin'i Tsambaratelo

FANGATAHANA FANETRETENA   Jesoa Malemy Fanahy sy manetry tena ao am-po: AFAHO KA...

Author tsambaratelo, 2 Desambra 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Azo henoina avy hatrany ny sombinkira radiovazogasy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Indraindray rehefa mandahatra hira ao amin'ny Radiovazogasy.com dia manao anjambany fotsiny fa tsy fantatra na tena ilay hira...

Author hery, 1 Desambra 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
leokirizy

Fehezan-teny mampieritreritra (mahatsikaiky)

Posted in Blaogin'i Leokirizy

"Vonona hitelina sahona aho" (Pr Ratsiraka) Ho tombon-tsoa ambonin' ny firenena ary dia samia r'izy efatra mirahalahy...

Author leokirizy, 1 Desambra 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tolona koa ny fanaraham-baovao

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Voalohany, tao anatin'ny herinandro latsaka teo ho eo dia hitako nihaniadana ny halakin'ny fiseraserana amin'ny aterineto...

Author jentilisa, 30 Novambra 2009 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 ... 257 258 259  Manaraka»