Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity mba resaka tiako hosoratana aminareo izay mamaky ny lahatsoratro anio.Marihina fa taratasy azoko izy ity,koa tsy...
Andrana
Tena mandeha ihany ny fotoana. Raha namadibadika ny tahiry aho dia toy ny efa an-taonany maro sahady no nampalaza izany biby foza orana...
Ny tena mahaliana ahy amin'ity Video ity dia ilay Kilalaka nandritra ny segondra vitsivitsy. Nandihy kilalaka i Dadabenoely :-)...
Tsorina aloha fa nantenain-kanirina ny tafika vao nampivandravandra. Eo am-piketrehana ny hanoratana atao hitam-bahoaka ny hafatro na...
Manomboka amin'ny alakamisy izao dia hiverina indray ny fandaharana Rock Metal ao amin'ny RadioVazoGasy.com . Isaky ny...
Jirama - Farmasia - banky...any angamba sisa no sehatra mba hitenenan'ny madinika...Siligaoma, pecto, bômbô, ireo...
Marihina dieny mialoha fa raha miresaka ady an-trano aho eto dia tsy maniry ny hisian'izany mihitsy eto Madagasikara. Mitaratra kosa...
Inona hoy ianareo fa tsy raikitra ny mofo mangahazo tamin'ny week-end. Sady variana nanjaitra akanjo ihany io. Nifampitadiavana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Eo am-pampidirana tsikelikely ny Eritreritra mandalo ao amin'ny namana.serasera.org aho amin'izao. Efa nandeha...
Misy fikarohana milaza fa mety ho fiarovana amin'ny Grippe (Grippe A ihany koa), dia fahampiana Vitamine D anatin'ny vatana....
Miarahaba ny mpitoraka bolongana rehetra. Misy tetikasa iray ataona fikambanana mpanao asa soa tsy miankina amin'ny fanjakana,...
Ianao no tara-masoandro vaovao, Nitondra hazavana ao anatiko ao, Izaho izay tanaty haizim-pahakiviana, Nefa nasandratrao ho @...
Endrey izany hafaliko... hoy ny hira ampiangonana fony izahay nianatra tany @ sekoly katolika fahiny. Faly ery aho fa tsy nitovy...
Mitaintaina avokoa ny mpanara-baovao politika miandry ny fivoahan'ny mpikambana ao amin'ny governemanta iraisan'ny...
Folo taona izay no nahalasa an’ilay zandry kely. Izaho irery sisa no zanaky...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tato ho ato dia tiako ho hanina be daholo ireto sakafo ireto nefa tsy hitako eny mpivarotra p : -Ramanonaka...
Nisy fotoana ah zany otran'ny hoe te hande nefa otran'ny tsy te hande izany. Rehefa tsy mande anefa dia vao mia...
ny mamaoka zavatra tsy voahadihady tsara dia "diffamation" ... zavatra tsy mitombona...ny mamoaka vaovao tsy mitombona... fa...
FANGATAHANA FANETRETENA Jesoa Malemy Fanahy sy manetry tena ao am-po: AFAHO KA FONGORY...
Tena marina fa aleo mandao toy izay ilaozana? Mafy ilay hilaozana ka, Eeeeeeee, Lasa izy e, Ilay mpiara miasa tamiko, nafindra...
Hadiva hifarana ny fifanitsanana eo @ lalao eran-tany atsy Afrika atsimo @ taona ho avy. Tafiakatra avokoa ny akamaroan'ireo...