Analakely - 2:46 pm Tsaralalàna - Manoloana ny Consulat Général de...
Na inona inona hitranga dia hitolona foana aho... Mety tsy dia mitovy amin'ny valala be mandry angamba ny fomba fitolomako...na...
Tontosan'i Monja Roindefo ihany ny fanambarany tamin'ny mpanao gazety ka nanehoany ny maha-mpilalao politika azy. Efa fantany...
Avy aiza daholo isika malagasy jiaby mandalo eto e ? Finaritra mahafantatra izay toerana misy anareo, dia asio...
Tohizo ny tolona ry malagasy havako fa aza manaiky lembenan'io firenena mpanatsatoka antsy ny mahantra io ! ...
Nandehandeha nitety Madagasikara ny tena, Tsy dia ela izay...dia nahatsapa, nahare, nahita ny KRIZIN NY FIFANDRAISANA... Efa ela io...
Ohatra paozipaozin'ny vita ny baolina a. Tena avolenta be ity raharaha any dago ity. Indray andro any angambany........
Na dia mety ho fohy dia fohy aza ny resako eto dia ataoko fa ilaina ihany ny mampahafantatra ireto nandany ny alina nikarohako azy...
Dia naverimberina tetsy sy teroa fa feno 10 taona ny serasera. Dia nanao hetsika be na ny taty Eoropa na ny tany...
Misy fotoanany avokoa ny zava-drehetra. Teo aloha aho dia tsy nanaiky na oviana na oviana ny hirotsahan'ny mpomba...
Ho...
Miarahaba anareo tsirairay ny tenako.Miala tsiny aho raha izao indray vao afaka hitafa aminareo,fa somary nisitaka...
Voaray tao anaty imailaka izy ity. Mila aparitaka maika dia maika... ery ambany ny dikan-teny malalaka: New Seat Belt law...
Dia faly miarahaba sy misaotra an'i Hery ary ny serasera rehetra, tatry ny 10 taona . Izahay moa tsy afaka nanatrika ny hetsika fa...
Fanamarihana voalohany: Ny hoe OMAR dia fanafohezana ny anarany manontolo manao hoe Odon Marie Arsène Razanakolona. Ity...
Maro zavatra tian-ko tenenina aho fa misy ny laharam-pahamehana angamba dia ny sabotsy 3 oktobra sy ny tohiny aloha no tiako tsinjovina....
Tsy dia mahita hosoratana ka dia ny lahatsoratra farany no novaina dia averina aseho. Ny fanovana "goavana" dia : tsy...
Par definition, izy no ilay misy, tsy olombelona i Andriamanitra ary tsy avy eto ambonin'ny tany velively izy. Zany hoe...
Tany ampita andrefan'ny manodidina an'Alaotra iny ny tena, noho ny raharaham-pianakaviana, nanomboka ny zoma 25 septambra ka...
Manahirana an-Drafotsy mihitsy rehefa misolifatra ilay teny hoe kona konaime , asa aloha na miteraka faka mangidy any amin’ny...
Didy vaovao no omeko anareo Didy vaovao no omeko anareo dia ny…efa fantatra ny tohiny ho an’izay mpamaky baiboly...
Ireto lohateny rehetra itako androany 28/09/09 teo amin’ny takelaky ny blaogy.com : - ...
Afabaraka ny filohan'ny tetezamita tany NY t@ fivoriana ara-potoana ny firenena mikambana. Indroa saika hisisika hitena mantsy...
Misy angatra hoa ato antranoko ato fa tsy haiko hoe ahoana no atao? Ny nanombohan’ny nanangaran'ilay raika lahy taloha,...