Io ny anao ra simp a! tena marina ve lety ity sa mba mampiresaka ry zalahy! lol Mitovy @ Madonna sy Eddie Murphy zany ny ady kle ko...
Tsy dia hoe nanana fotoana aho nefa nataoko izy ity fa i Simp dia tena sympa :-). Jereo ary ato :...
via simplex' blog has made a test of his personality and found out that he has personality type of a creator or a craftman . You...
Tsaroako ilay fotoana iray hanambara amin'ny ao an-trano fa nisy olona iray nifidy ho taolan-tehezany aho ary handao azy ireo !...
I'm in "mitaiza" mood and enjoying it. :-) Tamin'ny 3 volana voalohany ihany no tena olana tamin'ilay mitaiza,...
ouh lala Nahita tagy vaovao indray ah Efa manomboka leo ve nareo? Tsy aleo ve tagy toy izay resaka politika tsisy farany...
Vita ity ny sata hifehy ny tetezamita ary nosolon'izy 4 miralahy mianaka tena ny firehina misy teto madagasikara. Ny atony...
Niforona ary mihetsika ny hery iray antsoina hoe herin'ny fanovana eto Madagasikara. Ny antony nananganana ity hery ity dia hanampy...
Izay tsy nanota t@nareo no aoka hitoram-bato azy voalohany!!! Olombelona tokoa isika ka samy manana kilema ka tokony hahay hifamela...
FA TSARA IANAO (Fara Andriamamonjy) Izao fiainako izao Efa napetrako Aminao Ianao Jeso ilay...
Nanao fanambarana ny filoha Ravalomanana tamin'ny sasak'alin'ny 08/08/09 hifoha 09/08/09 nialoha ny fanaovan-tsonian'ny...
Raha efa nalaza sahady fa hiverina ary hody ny filoha Ravalomanana nandritra ny fihaonana teny amin'ny kianjan'ny...
Ô ry foko kely sadaikatra raha mba hiteny tsy nahaloa-peo Tsy nahateny teny...
Tovovavy teraka tany @ faritra atsinanana aho,t@ taona 1983,dia nipetraka eto andrenivohitra aho ankehitriny. Maro...
No comment Tany Antsirabe izao sary izao fa tsy taiza akory! Tapitra Jereo koa eto
ANY IANAO? Raha mbola any ianao Aza manadino Fa manina ny aty...
AKOHO A : Inona izato andrahoinao vao maraina ramatoa a? B : Mahandro katsaka aho A : ...
Reharehako izay rehetra maha malagasy ahy, ka ato koa aho milaza sy mampiseho izany rehetra izany, tahaka ny ao...
Raha tena raikitra ny fihaonana any Maputo rahampitso, fa tsy hanao tahaka ny tany Antanimena indray i Andry TGV sy Ratsirahonana, dia...
Fangaron-dahatsoratra vitsivitsy indray no alefa manaraka eto. Atao ahoana moa fa izay no mahazatra ny tena na dia efa mirona kokoa...
Aza karohinao izay momba ny fiainany, Na ireo fanaintainany Na ireo fifaliana afeniny ao am-po, Tandroviny tokoa Ka tsy...
Birds flying high, you know how I feel... Fish in the sea, you know how I feel... Stars when you shine, you know how I feel... Feno...
fety b ty fe tsy fety fatanitany
Zavatra maro no saiky hosoratana saingy misy ny lasa karazana vaindohan-draharaha kely! Tsy maintsy mitantara na dia fohy ihany ny...