Tsy hoe mirehareha amin'ny taingim-be any Madagasikara akory fa rehefa samy hifanesika ihany dia aleoko indray ilay mikiraviravy...
raha nanao examen na conduit le bandy akama iray izay dia ny mpanadina dia olona avy sisisny dia ny teny azony voalohany vo niditra tao...
Tovovavy teraka tany @ faritra atsinanana aho,t@ taona 1983,dia nipetraka...
MBA AHOANA NO HITONDRANA NY TENANAO HO TSARA? Ho anao tanora namana aza adino ny lalàny...
Efa niresaka teto momba ny fiavian’ny malagasy aho . Androany kosa dia hiresaka momba ireo voambolana maro...
Efa andro maromaro aho no te-hamoaka ity lahasoratra iray ity ka enga anie mba ho vita soa aman-tsara amin'izay. Mivoatra haingana...
MANAOVA FIALAN-TSASATRA SAMBATRA RY NAMANA REHETRA
NY MARAINA 'Ty aho ka mifoha maraina...
Ny teny voalohany saika hanombohako an'ity lahatsoratra ity dia hoe "Mampalahelo ny toe-draharaha ao Madagasikara"......
Ny nofinofinao no entiko miaina Sy entiko misedra ny andro be migaina Ary ireo hariva mangitsy, mamanala… Ekeko...
Mbola mitsakotsako ny dia nitsefotra tany bruxelle ankehitriny ireo mpomba ny fat. Niakam-peo ery ilay mpanao gazety malaza iray izay ao...
euh... euh... euh... hatr@ zao ve mbola tsy misy mitsikera ihany ilay honoris causa nozaraina omaly iny? euh... refa i...
Efa zanak’Andriamanitra ve ianao ? Ry Malagasy rahalahy sy anabavy ary Ray amandreny, aoka isika tsy ho...
Mihetsiketsika mafy ny mpitandro ny filaminana malagasy amin'ny ankapobeny amin'ny fanenjehana ny "mpampihorohoro",...
Misy tomobilina izany, kamio io an. Dia mitatitra trondro izy io. Ny nomerao an'ilay fiara dia: 9090 ...
Mahagaga fa isan'ny nanimba ny fitondrana hatrizay ity laza ratsy @ anarana ity. T@ andron'ny deba ohatra dia lazain'ny...
Ity lahatsoratra ity dia tohin'ny lahatsoratra nosoratako tamin'ny herinandro mitondra ny lohateny hoe : "Ny ako sy ny...
Mitsitapitapy ny fahazoana vaovao ankehitriny satria dia an'ny fitondrana avokoa ny loharanom-baovao heno eto an-toerana miroso...
"Zava-poana dia zava-poana, hoy ny mpitoriteny, eny, zava-poana ny rehetra !" (Mpitoriteny 12:8)...
Manomboka manangasanga any koa ny fiandaniana amin'ny vondrona politika eto Roma. Misy roa moa etsy andaniny ny fizarana politika...
Na harena, volamena no alendalenda anao, Na izao tontolo izao… Eny, dera, voninahitra sy laza be dia be...
Ity misy tononkalo iray,vetso-po izy ity.Mba ho mariky ny Tanindrazantsika. ...
Na malagasy avy aiza ianao,na avy aiza dia faly aho miarahaba anareo,tratry ny asaramanitra.Isika ary moa raha hankalaza ny andro...
Fety lehibe hoan’ny Eglizy Katolika Romanina anio satria ny apostoly roa izay antsoina amin’ny fomba fiteny frantsay...
Mba ataon-jareo aiza ary ireny sary ireny? Natao soratra ikalakely zandrim-bady...ilay milalao ny vadin-joky io...Nahafinaritra ny...