Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

7 pounds

Posted in rafozan-doza

  Nanatrika ny fandevenana ny olona iray izay (tsy Michael Jackson ka) aho omaly. Tsy dia hoe hanao resaka perso na hoe...

Author simplex, 28 Jiona 2009 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Tsy azo hiraina intsony INY LALANA INY?

Posted in Mitoraka:::BLAO

toa hoe tsy azo hihiraina any am-piangonana FJKM itsony "iny lalana iny"... Satria ve tsy mifanaraka amin'ny...

Author finoanaranoray, 27 Jiona 2009 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

49 taona lasa zay

Posted in Malagasy aho

49 taona lasa tokoa zay no nahazoa antsika lay atao oe  "Fahaleovantena" nefa ve tena manana ny fahaleovantena marina...

Author shanyah, 27 Jiona 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fety manorisory updated!!!

Posted in news2dago

Efa omaly aho no nanoratra fa tapaka foana ny aterineto! Manorisory mihitsy! lol  Vokany tsy nety lasa ny lahatsoratra. Dia indro...

Author news2dago, 26 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

REST IN PEACE MICHAEL !!!!!!!

Posted in Val_blog

  THE KING OF pOp IS DEAD :'( Je mets cet article afin de lui rendre hommage, lui qui étit une de mes STAR...

Author vale, 26 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Lasa ilay mpanjakan'ny "Pop"

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Omaly alina dia efa niparitaka tao amin'ny twitter ny honohono hoe nodimandry i Michael Jackson. Betsaka ny mbola tsy nino satria...

Author hery, 26 Jiona 2009 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Malagasy Dream

Posted in BLAOGY RTN

Mety afaka hanofinofy ve isika indray andro any. indray 26 jiona, ho tanteraka ny Malagasy Dream .  Mbola tena hifety ny 26...

Author voromailala, 25 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Dia arehitro ny arendrina !

Posted in Ny androaniko

Tsy mba nisy ihany koa ny nanazava tamiko hoe inona ny dikan'ny arendrina (sady tsy nikaroka aho fa raha tsy hita izay maharatsy azy ve...

Author ikalamako, 25 Jiona 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Fa inona no dikan'io Saina io...Saina Malagasy

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mazava ho azy fa hanangan-tsaina aho...Miala tsiny amin'ndry zalahy tompon-kevitra amin'ny amin'ny fanafen-tsaina mandra-paha...

Author finoanaranoray, 24 Jiona 2009 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Sao diso fandraisana ny atao hoe tsy mananga-tsaina?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mahoraka dia mahoraka ankehitriny ny fanentanana hananga-tsaina, na sehatra fiainana andavanandro na eto an-tserasera. Amin'ny...

Author jentilisa, 24 Jiona 2009 | Hevitra 23 Hevitra
 
 

Valin'ny tagy : hanangana saina ve ianao ao 26 juin 2009 ?

Posted in Blaogin'i mangamaso

  Reharehako ny mampiseho izay rehetra maha malagasy ahy na ao fiainana an-davan-andro izany na ato koa :...

Author mangamaso, 23 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tsisy Saina...

Posted in rafozan-doza

  Tsy manan-tsaina aho... ka eto no atsangako...  

Author simplex, 23 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Saina Malagasy (tagg)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Inty misy tagy kely ho anareo izay mazoto : hanagana saina ve ianao @ izao 26 juin 2009 izao sa tsia ? Lazao ny antony  tsara...

Author kdaombaramita, 23 Jiona 2009 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Valin-kafatra : hatsangako ny sainam-pireneko.

Posted in Ny androaniko

      Eny iky ry Kdaomba , atsangako ny sainam-pireneko raha mbola nahazo tombon'andro aho hahafahako...

Author ikalamako, 23 Jiona 2009 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Nahoana no tsy manangantsaina?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Re fa betsaka ny olona tsy manangan-tsaina ao Antananarivo (ao aloha no hita). Mahagaga ihany raha ankatoky ny 26 jiona toa izao no...

Author hery, 22 Jiona 2009 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Nandrovi-tsihy ny miaramila saingy tsy rava ny tolona

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mbola tany am-pividianana ny carte SD ho amin'ny fakantsary vao novidiana aho ka tsy nahatratra sary ny fandrovitan-tsihy...

Author jentilisa, 22 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsotra fotsiny : fetin'ny Dada sy ny lamozika androany,...

Posted in Blaogin'i mangamaso

Author mangamaso, 21 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Satria variana amin'ny fandehan-draharaha ny Gasy, dia tena mino aho fa ho vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona ...ary...

Author finoanaranoray, 20 Jiona 2009 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

DADA ( Atolotro ho an'ny Raiko sy ireo izay efa Dada...

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Dia ho tahian'Andriamanitra daholo anie ireo Raim-pianakaviana rehetra Dia misaotra an'i Bodo namorona ny Hira  DADA...

Author fanhaiky, 20 Jiona 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tena misy ilay piratazy amelezana ny mpanohitra ny FAT

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Araka ny tsikaritrareo mpamaky eto amin'ny Maharesaka...VETO dia niala ny lahatsoratra farany napetrako mitondra ny lohateny hoe:...

Author jentilisa, 19 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Atolotra hoan'ny Ray rehetra, tanora fa indrindra ny antitra

Posted in rafozan-doza

  Somary NSFW , tsy tsara jerena any ampiasana , @ maridrefy eo @ fiaraha-monina malagasy...   Mba ho cadeau @...

Author simplex, 19 Jiona 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Enga anie ka tsy ho voafafa indray izy ity e! alolotra ho...

Posted in Blaogin'i mangamaso

Author mangamaso, 19 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Valin'ny fanontaniana ho an'ny Kristiana...

Posted in antso hivavaka

1°/  Avant la création de l’univers (terre et cieux, galaxies….), Le Christ et le Saint-Esprit avaient ils...

Author fidinirina, 19 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

FETIN'NY RAY

Posted in K D A O M B A R A M I T A

 Dada ……  ho fahatsiarovana ny soa vitanao taminay. Dada olon-tokana, masoandro...

Author kdaombaramita, 19 Jiona 2009 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Valin'ny Fanontaniana ho an'ny Kristianina?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy miambo hamaly azy rehetra aho, tsy miambo hisolo tena ny kristianina rehetra ihany koa fa valiny tsotsotra no omeko....

Author hery, 16 Jiona 2009 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 ... 257 258 259  Manaraka»