Amin'izao fotoana dia Film resaka Renaissance no malaza sy mivoaka. Ireo olona Bodista no tena mandalina an'izy io....
Nivoaka tampoka tao @ magro ny olona ary namonjy an'Ambohijatovo tamim-pilaminana. Hira vavaka horakoraka sy siotsioka no heno...
Raha mandeha tongotra dia mahavita 10km eo ho eo ny olona ao anatin'ny adin'ny roa. Mandeha normal io fa tsy mihazakazaka. Fa...
klikeo eo lien ary klikeo indray ho lehibe ny sary ny Paris dia mahafaka mijery izay mitranga ao an-trano na toerana misy carré...
Eritrereto hoe tena eo ampanoratana an'ity lahatsoratra mikasika ny fetin'ny reny ity aho no niserana teo @ masoko ny...
Misy ordi tonga hoe amboarina ato amiko. Omaly hono izy mbola nandeha fa vao velomina dia maty afaka segondra vitsivitsy. Nony tonga...
ra ha nisy conseil des ministres omaly dia lasa ady niafarany ka lasa toraka sarombilany no betsaka sy basy
T@ zoma aho no naka ny ankizy tany ampianarany.Ka samy nitondra ny asa tanana avokoa izy rht,miaraka @ mofo mamy.Dia hoy ny iray tamiko:...
CAMBRIOLAGE -Et les cambrioleurs ont vidé la maison alors que vous y étiez??? -Comme je vous le dis, monsieur l'agent!...
BEN VOYONS.... -Les gens devraient tout le temps dormir la fenêtre ouverte -et,pourquoi? vous êtes médecin? -Non.... Je...
Basy poleta 1, 2, 3 Basy Lava 2 Sabatra 2 miampy 1 efa tapaka Antsy, grenady Miaramila 15 samy manambana basy...
Tena mafy loatra ny ady @ fianinana an-davanandro e! Ka asa na noho izay no nanadinoko ilay andro ho an'ny neny omaly. Hitako...
Ekeko fa ny zavatra rehetra mafy nitranga ara-politika tao Madagasikara, toy ny fandrobana, ny faty olona, ny ady mivantana, dia...
Na iza na iza mpitolona amin'izao fotoana izao dia samy nahatsapa avokoa fa ny tolona tao amin'ny Sabotsy 6 jona 2009 indray no...
Zany ka hira Gasy sy ny dihy Gasy izay mbola mampiavaka antsika Malagasy "......Tsy atakaloko an'iza na iza ny...
Ny atao hoe rapprochement bancaire dia fampitoviana ny volanao eo @ cahier sy ny vola any amin'ny banque. Tsy voatery ho comptable...
Dify ny herinandro nanoratako farany, nitaintaina ny tapaka sy namana ary tsy latsak'izany ihany koa ny mpamaky eto amin'ity...
BROETY MALAGASY ... (araho ny rohy) Namapalaza ny gasy io Hatsikana io ... Ny Gasy hoa hafa ihany, sady misy sinoa...
Vehivavy tsy dia miresaka, ataon'ny olona hoe miavona, tsy mahay mampiresaka fa mahay miresaka ... nefa saro-kenatra aho no tena...
Mande ny feo eo anivon'ireo mpampianatra fa terena ry zareo hanome isa tsara ny mpianatra rehetra manala fanadinam-panjakana @ ity...
Fetin'ny reny ... NY LAMBANAO MIKOPAKOPAKA Fa tsara sy mahate-ho tia ny lambanao mikopakopaka, Toa miantso manao hoe avia ny...
Tsy lazan olona ity fa maso nantrika norobainy HAT indray ny ALMA omaly alina Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika, ny Kly...
A chacun sa galère !! Qu’est ce que Andry TGV espérait en venant en France avec sa “traîne” de...
BSR daolo Ny gasy rehetra eh!