​Tena mino ve ianao fa efa nahita azy ​nihanjaka satria nanala akanjo izy ? Lazao ahy izay mba nofiny. Lazao...
Miditra amin'ny taimbava manaraka indray amin'ity volana ity. Teny am-pandehanana nankaty amin'itony toerana vahiny itony moa dia...
Nandalo tao Dubai ny tena raha hizotra ho aty amin'ny Vovonana Global Voices 2017 izay tontosaina eto Colombo, Sri Lanka. Mba be...
Raha niezaka ny hamita ity vary mangatsiaka ity aho dia nampiasa ny teny hoe karetsaka na ikaretsaka, teny mahagasy fahiny mbola miasa...
Eto am-pandaminana ireto sary sy horonana marobe ato anaty solosaina aho dia mba avoakako ity fa isan'ny mba tiako zaraina :...
Matetika betsaka ny misafidy ny " Ringrazio il dottore ma rifiuto l'offerta " ao amin'ilay lalao " Affari tuoi " ao...
Tonga amin'ny fotoana lazain'ny olona ho Apokalipsa ny zavamisy eto (ao) Antananarivo. Loza no dikan'ny Pesta na niavian'ny teny hoe...
Aleo ho atao @ manaraka ny tena resaka reincarnation na fanahy na fiainana mandrakizay... fa ny masaka androany aloha dia... Raha...
Andro maromaro lasa izay, voaendaka atoandrobenanahary ny zana-drahalahiko nanao vakansy tao 67ha, tanàna nahalehibe. Teo amin'ny...
Noho ny fivoahan'ny hevitra ao amin'ny media sosialy dia toy ny nitsaha-ketrika ny taty amin'ny bilaogy. Fantatsika rehetra anefa fa...
T@ zay mbola teny ambony dablio fahiny izany dia nisy an'izay razoky mpiara mianatra izay... dia isa-maraina izy mandefa an'ireny...
Ity blaogiko ity no be mpitsidika kokoa noho ilay amin'ny teny frantsay, ka tsy maninona fa aleo ato no zaraiko...
"Raha rahampitso, hono, ny Andro Fitsarana ka eo amin'ny vava-làlana mihitsy aho no anontanian'Andriamanitra hoe : inona no...
Ho anao any ho any Teneniko aminao fa zah androany tendrombohitra Dia na mitsoka aza ny rivotra tsy mihontsona zany...
noheveriko foana hoe mba metimety ihany ny fiainako na dia tsy tonga lafatra aza... mandra-pivahinianako tao antranon'olona, misy...
Jolay, jolay, jolay... Hatrany mahamay, Vesaran'ny tsiahy. Sady mainka indray, Ity toa...
Efa ela aho izay no tsy nahazo fehezam-boninkazo hany ka tsy niasa intsony ireo vaziko ato an-trano. Namana virtoaly nandalo...
Nivoaka tao amin'ny tambajotra sosialy Facebook, ny alin'ny fetim-pirenena fa hijoro vavolombelona tamin'izay nitranga ny andron'ny 20...
ouainnnnn be androany... Noho ny antony vary misy loaka izany dia antsasaky ny train ihany no tonga/hande... kanefa bedabe ny mpanao...
Efa elaela ity no saika nadikako fa zao vao tonga ny finiavana, ary tena nandika tamin'ny teny gasy fotsiny aho fa TATO...
Mahavizana be ankehitriny ny fanarahana adi-hevitra momba io resaka mampandihy mbenana io, raha toa ka tsy nahatohina...
Tsy dia maharaka ny revin'ny tanora intsony angamba aho, na tsy te-hahalala tsotra izao. Malaza ary ireo ny lahatsarin-kiran'i Gangtabab...
Somary tara kely ah vao nakobo an'ity tao @ fb... na zany aza tiako ankalazaina satria... ity angamba ny zavatra faran'izay mafinaritra...
Zavatra iainana saingy toa tsy misy mpiresaka nefa dia tena manimba ny tontolo iainana mihitsy, satria manentsina tsy araka ny tokony ho...
​Tena mpankafy ny tarika Lolo sy ny Tariny hatrany am-boalohany aho​. Variana ihany anefa fa nisy hirany dia tsy...