Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tsy ry zareo ihany akory - Panama Papers

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mipoaka be ny resaka Panama Papers #PanamaLeaks tamin'ity herinandro ity. Izy ity dia fanatsikafonana, tamin'ny alalan'ny famoahana ireo...

Author hery, 5 Aprily 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hafatra ho an'ny namana iray eto amin'ny blaogy.

Posted in Ny androaniko

Kivy be foana aho rehefa handray ny blaogiko fa toa araky ny tenin'lay "Bandy Maditra Be" iry hoe mitady ho lasa "nécrologie" izy...

Author ikalamako, 4 Aprily 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

POLICE GASY ARON’NY VOZONA HONO ???? ASA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

5 MINITRA TEO NO ELANELAN’NY NIALAKO SY NIVERENAKO TEO @ FIARAKO NY ZOMA 25 MARS 2016 TEO MANODIDINA NY @ 15H30 MN TETY (aleo tsy...

Author angona, 31 Martsa 2016 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Mifindra lohamilina koa ny blaogy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Miezaka mamindra monina ny site blaogy.com ho amina serveur vaovao aho ka raha toa misy olana dia mba ilazao :-) ...

Author hery, 31 Martsa 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Lanaky ny nofy ratsy ihany ikalamako

Posted in Ny androaniko

Raketiko ato aloha ity fa mety izay no hanosika ahy hanoratra hitantara azy atsy ho atsy (izany hoe hiverenako soratana ity lahatsoratra...

Author ikalamako, 18 Martsa 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Mpanao Gazety sy Bilaogera

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Araka ny efa hitantsika dia tsy malaza loatra intsony ny bilaogy, na dia tokony hanana ny anjara toerany hatrany aza, indrindra raha...

Author jentilisa, 12 Martsa 2016 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Georges mianakavy

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Inty indray tantara mitanisa fiainana fianakaviana be iray mahantra ao Antananarivo. T@ andron'ny fanjanahantany dia nisy zazalahy...

Author kdaombaramita, 23 Febroary 2016 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Hanamboatra application aho

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Ohatran'ny mahaliana ahy ilay fanamboarana application ho an'ny androïd. toa efa feno amin'ny internet izao manampy amin'ny...

Author kdaombaramita, 18 Febroary 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

RATSIMANDRAVA: NY AMBADIKY NY TANTARA. REVELATIONS

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Raha vao tonga teo Amin'ny fitondrana ny prezida Tsiranana dia izao no zavatra nisy: - tsy miantsy no créer-na ny corps dia ny...

Author angona, 11 Febroary 2016 | Hevitra 21 Hevitra
 
 

Tetik'asa Arduino I - Fiara kely

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Koa satria ito no tetik'asa voalohany amin'ny  Arduino  ataoko dia tsara ihany angamba hazavaina fohifohy ny momba ny ...

Author hery, 24 Janoary 2016 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tanàna kanto? Tsena mendrika? Nofinofy sy revin-gadra?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Zavatra nahaliana ahy hatry ny fahazaza ny politika. Mety hahagaga anao angamba izany teny izany hoe fahazaza nefa dia izay no marina....

Author jentilisa, 23 Janoary 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Mes deux mois de Netflix

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Roa volana izay no nitsapako ny netflix. Ny iray volana maimaim-poana, dia avy eo mbola nampiasa iray volana 8 Eur. Nanaitra ihany...

Author hery, 12 Janoary 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny taona no miova...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Eto ampanombohana dia miarahaba ny rehetra indray nahatratra ity taona vaovao diavina ity. Ho taom-pahombiazana sy ho taom-pifaliana ho...

Author jentilisa, 4 Janoary 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
nannie

Arahaba nahatratra ny taom-baovao 2016 !

Posted in Blaogin'i nannie

Mirary ny soa feno ho an'ny rehetra.

Author nannie, 3 Janoary 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

joyeux joyoux joyaux!!

Posted in rafozan-doza

entina hamaranana ny 2015 dia @ herin-taona ndray ee

Author simplex, 31 Desambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

Tora-po krismasy

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Izaho izay mpiasa olo-tsotra, mba mahalala manome andro tsy fiasana ho an'ny mpanampiko. Omeko tapa-bolana izy mba hiala sasatra sy...

Author angona, 24 Desambra 2015 | Hevitra 7 Hevitra
 
nannie

Krismasy

Posted in Blaogin'i nannie

Arahaba nahatratra ny Krismasy !

Author nannie, 24 Desambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Saritaka hiasa fety?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Misaritadritaka ny ato am-piasananay amin'izao fotoana izao. Ny hafa rehetra miomankomana sy somebiseby avokoa amin'ny fikarakarana ny...

Author jentilisa, 23 Desambra 2015 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Mivavaha ho anay!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mivavaha ho anay raha tsy ho afaka ny hamonjy fotoam-bavaka lehibe miaraka aminareo izahay. Mivavaha ho anay fa aza manenjika anay ho...

Author jentilisa, 17 Desambra 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ahoana re ity rey havako ô ?

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Manahoana daholo ô, ela tokoa tsy nitsidika teto nefa misy ny zavatra tiana ho tantaraina amin'io an ! Lasa ny saina ry...

Author kdaombaramita, 17 Desambra 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

je suis... euh... modelisation

Posted in rafozan-doza

hitako tany ho any...

Author simplex, 6 Desambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andiana fampianarana Word amin'ny video

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Indraindray be loatra ny zavatra eritreretina hatao ka izay tonga ao antsaina amin'ny fotoana maha-mety azy sy azo atao avy hatrany dia...

Author hery, 23 Novambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tahiry mety hamelezana anareo itony ry Telecom Global Net...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Alina indroa misesy aho izay no tratran'ny tsy misy fifandraisana iraisampirenena tampoka ny aterineto tao amin'ny Telma-Moov. Teo...

Author jentilisa, 22 Novambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

'Ianao no antoky ny hampaharitra anao mandrakizay na...

Posted in Ny androaniko

(...) Dia ho velona hatrany ianao raha mbola misy tia anao Raha mbola misy andriambavilanitra miresaka momba anao Raha...

Author ikalamako, 15 Novambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Paris no voa, ny Malagasy no marary fo, mifandramatra be...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Kihondalana tsy tokony avela handalo foana eto amin'ny amin'ny tontolon'ny serasera ny faran'ny herinandron'ny 13-14-15 novambra 2015....

Author jentilisa, 15 Novambra 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 ... 252 253 254  Manaraka»