Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Ho solon-mofomamy...Tsiaro hatrany hatrany.

Posted in Ny androaniko

  Teto no nifankahalalantsika, dia eto koa no ahatsiarovako an-drý manokana androany :  Bôversera Shoan !...

Author ikalamako, 9 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny fiainana teny an-drova fahizany, ara-tsary sokitra.

Posted in Ny androaniko

Eny Avaradrova hono ity hay kanto ity (zay ilay milay ao amin'ny facebook fa tsy ela dia mahazo fanazavana raha vao...

Author ikalamako, 7 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

"Is this love?", hoy i Bob Marley.

Posted in Ny androaniko

Tokony ho feno 70 taona anio 6 febroary i Bob Marley. Avy dia ity hirany ankafiziko indrindra ity no tonga ato an-dohako  

Author ikalamako, 6 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
eprom

Tiako toy ny jiro

Posted in diary

-Tiako ianao. Tiako toy ny jiro. Andro aho mila anao, alina aho mitady anao, vao mifoha ary aho dia ianao no iriko -Izany...

Author eprom, 6 Febroary 2015 | Hevitra 951 Hevitra
 
oon

Tonga soa oon!

Posted in Blaogin'i oon

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author oon, 5 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ivangao lambaoany.

Posted in Ny androaniko

Hira tena tiako izy ity. Indrindra fa rehefa manjomonjombona iny ny volondanitra - asa angaha maninona. Tiako lay feon'i Tata Rahely....

Author ikalamako, 4 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mes voeux les plus sincères

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fantatro fa efa febroary izao, ary efa tara tanteraka raha ohatra ka izao vao hiarahaba tratry ny taona... sady efa nanao an'izany koa...

Author hery, 4 Febroary 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
tsylaitra

Tonga soa tsylaitra!

Posted in Blaogin'i tsylaitra

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author tsylaitra, 3 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Antitra mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany.

Posted in Ny androaniko

  Mitondra ahy any amin'ny 40 taona lasa mijery ity horonantsary ity. Safononoka ery ity izaho nahita azy io tamin'iny...

Author ikalamako, 1 Febroary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Namana, mana-namana, finamanana.

Posted in Ny androaniko

Tsy filàna akisa akory ity lahatsoratra ity na famelezana akaiky fa eritreritra mandalo fotsiny.  Tsara erý...

Author ikalamako, 30 Janoary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

I noticed that #viagra mails now disappeared from my spam...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Miala tsiny fa natao teny angilisy ny lohateny. Saika nametraka an'io fehezan-teny io tao amin'ny Twitter mantsy aho dia napetrako eto...

Author hery, 29 Janoary 2015 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Izao indray no iarahabako anao :

Posted in Ny androaniko

Mitsingerina androany ny nahaterahanao.     Izaho anefa tsy mahatakatra Zava-tsarobidy fatratra Fa...

Author ikalamako, 29 Janoary 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

28 janoary 1958 nahaterahan'ny Lego

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Marina fa tiako i Lego sy ny angorodaony saingy tsy mikasika azy mihitsy ity lahatsoratra ity... asa nefa sao dia avy amin'ny Lego tokoa...

Author hery, 28 Janoary 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Google aloha anontaniana :-)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Alohan'ny tena resaka, toa nafàna amboalohany toa t*in-kisoa fotsiny ilay resaka politika 2015. Noheverina hoe hamiratra...

Author hery, 27 Janoary 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Soraty amin'ny rindrina...

Posted in Ny androaniko

Ho fanajana sy fiondrehana eo anoloan'ny andrarezina lavo ity blaogiko androany ity. Nandrotsirotsy ny fahazazako, sy ny...

Author ikalamako, 26 Janoary 2015 | Hevitra 6 Hevitra
 
eprom

Ny jesuischarlie sy ny Fahalalahana ara-pivavahana.

Posted in diary

Naresaka dia naresaka ny fanafihana ny gazety  Charlie Hebdo tao frantsa sy ny hetsika  jesuischarlie nanaraka azy....

Author eprom, 25 Janoary 2015 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

...miteraha hahita !

Posted in Ny androaniko

Eto am-piatrehana ny safidin-drafotsikely amin'izay fianarana ambony ho ataony aho dia tonga saina fa tena misy lesoka be mihitsy ny...

Author ikalamako, 23 Janoary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tranobongo : Kamba kely sy Zopanage

Posted in Ny androaniko

  Rehefa miteny hoe  Zopanage  dia "aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy" no ao am-bavan'ny rehetra -...

Author ikalamako, 22 Janoary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hay tena nisy i Alan Turing

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Alohan'ny tena resaka dia tsetsatsetsa tsy aritra kely mikasika ilay tenin'ny Papa omaly hoe tokony ho tompon'andraikitra ny...

Author hery, 21 Janoary 2015 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

"JeSuisNico" na "ny fahaiza-misisika"

Posted in Ny androaniko

Mba ketrika nahafinaritra ahy ity hashtag   #JeSuisNico  ity an. Lalao madio natao hihomehezana tsy mila mamaky/mijery "au...

Author ikalamako, 21 Janoary 2015 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Felly, ilay kintana vao saika hamiratra...

Posted in Ny androaniko

Isan’ny nampalahelo ahy ny nandre ny loza nahazo an’i Félicien tamin’ny faran’ny herinandro lasa iny....

Author ikalamako, 20 Janoary 2015 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ry ZeSouiSarlý

Posted in Ny androaniko

Mbola amin’ny pejy voalohany sy amin’ny soratra matavy etsy sy eroa eto amin’ny aterineto aloha zao ny hetsika...

Author ikalamako, 19 Janoary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ikalamako ! .... prézanty !!!

Posted in Ny androaniko

Niverina amin’ny taniny ny blaogista, huhuhu. Tena nataon’ny facebook lany inspiraka mihitsy ikalamako tsy nahita...

Author ikalamako, 18 Janoary 2015 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Charlie

Posted in rafozan-doza

Mba lasa saina kely mahita an'le hoe tena mavitrika be mintsy ny olona @ fihetsiketsehana manodidina an'le hoe "je suis charlie" Satria...

Author simplex, 10 Janoary 2015 | Hevitra 5 Hevitra
 
eprom

Ianao amiko

Posted in diary

Ianao, Ilay sarotra afoy, Ny foko anie voarohy, Ny tanako fihino. Ianao, Ilay tsy ho adino, Fitia lalim-paka, Fitia...

Author eprom, 10 Janoary 2015 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 ... 253 254 255  Manaraka»