Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
ontsy

Midongy

Posted in Blaogin'i ontsy

Rehefa midongy tsy haneno ny lokanga ! Ka midongizin-tsy hidoboka ny langoraona Lehilahy izay mitady hihaika an'Isanga mavitrika ! Ary...

Author ontsy, 15 Septambra 2014 | Hevitra 10469 Hevitra
 
 

Adalana Miaro Tsinjaka

Posted in rafozan-doza

Nanokatra fb ah zany t@ zoma sa alakamisy teo dia nahita ny anaran'le namana iray izay, avy nanavao ny sariny izy. Dia mba...

Author simplex, 14 Septambra 2014 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Ilay fihaonana....

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nahafinaritra ahy ity sarimihetsika iray ity " Une rencontre " (2014) andraisan'i Sophie Marceau sy i François Cluzet anjara....

Author hery, 11 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

ANALAKELY SY NY FANDRAOFANA NY ENTAN’NY MPIVAROTRA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Nisy foana ny olana mikasika ny mpivarotra teo amin’io Analakely io. Nisy foana koa ny tompon’andraikitra nanara-maso ny...

Author angona, 10 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Sakatsakana mampihomehy!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha nisy fotoana nalaza ny fitokonan'ny mpianatra teny Ankatso sy ny gidragidra fifampitorahana teo amin'ny mpianatra sy ny mpitandro...

Author jentilisa, 10 Septambra 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
angona

AHOANA NO HATAO ? (Mianatra dia ho aiza?)

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Voalazan’ny Fandaharana Fivoy RNM io maraina io fa tsy mandray vola afa-tsy 400 Ar ka hatramin’ ny 600 Ar isanandro ny...

Author angona, 9 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

RESAKA FAKO

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Voalazan’ny vaovao fa 660 taonina isanandro ny fakon’Antananarivo Renivohitra. Raha tsy mahazaka afa-tsy 5 taonina ny fiara...

Author angona, 9 Septambra 2014 | Hevitra 291 Hevitra
 
angona

NY FANANANA TOE-TSAINA MIRONA AMIN’NY FAMORONANA SY NY...

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Ny filàna miforona ao amin’ny fiarahamonina izay mitondra mankamin’ny fahasahiana manonofinofy no mety...

Author angona, 8 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Taratasy misokatra amin'ny Mpitarika ny movansa...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nisy namoaka ity taratasy misokatra ity tao amin'ny Facebook ka nihazakazaka aho handika azy avy amin'ny teny anglisy araka izay azoko...

Author jentilisa, 8 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

IREO ANTON-JAVATRA SASANTSASANY MAHATONGA NY OLONA HAHANTRA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Misy ny hilaza fa hoe "kamo ny Malagasy" dia izay no mampahantra azy. Mety hisy lafiny mahamarina azy izany, saingy raha ny...

Author angona, 8 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

NAHOANA ?

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Mikaro-bola fatratra ny Fanjakana amin’izao fotoana izao, koa dia nampitomboina na ny "droit d’acsise", na ny hetra...

Author angona, 7 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

NY FAMPIANARANA ENY AMBANIVOHITRA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Na dia mitovy ihany aza ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora rehetra manerana ny Nosy, dia misy dia misy tokoa ny maha-samy hafa ireo...

Author angona, 7 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

NY FILAMINANA SY NY FANAJAM-POTOANA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

"L’ordre et la ponctualité facilitent la vie" ? hoy ilay mpandinika vahiny iray izay. Raha adika malalaka izany dia toy...

Author angona, 6 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

NY FITAZONANA NY TENY NOMENA

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Hatraiza ny fitandrovan’ny tsirairay ny voninahira maha-olona amin’ny fitazonany ny teny nomeny sy ny fanatanterahany ny...

Author angona, 6 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

NY MBOLA MANANA NY HASINY VE FAMPIANARANA ETO MADAGASIKARA ?

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Ny fitondrana roa ngeza tamin’ny Repoblika fahatelo dia namela zava-mangidy tamin’ity fampianarana sy fanabeazana eto...

Author angona, 6 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Inona avy ny tombontsoa azontsika amin'ny teny frantsay?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Rehefa mamaky ity lahatsoratra ao amin'ny Global Voices teny malagasy ity ianao dia ho tsikaritrao avy hatrany fa mitodika bebe...

Author jentilisa, 4 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

FRAM ihany ianao fa tsy ho mpiasam-panjakana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Akaiky ny fidiran'ny mpianatra. Misy ireo manomboka ny taom-pianarana amin'ity volana septambra ity, misy kosa amin'ny volana ambony vao...

Author jentilisa, 3 Septambra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Aza Poizinina Ilay Sakafo Matsiro

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Na dia kelikely ihany aza izay lany dia nianoka tanteraka tamin'ny fihinanana valala ny tena. Natsiro tokoa ilay izy nendasina . Tsy mba...

Author jentilisa, 30 Aogositra 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
santos

Tonga soa santos!

Posted in Blaogin'i santos

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author santos, 17 Aogositra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andro Iraisam-pirenena Hoan'ny Tanora

Posted in Mamakia Finaritra

Ankalazaiko amin’ny alalan’ny fanoratana ity lahatsoratra ity ny Andro iraisam-pirenena hoan’ny tanora (12 Aogositra...

Author mammysou, 13 Aogositra 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
ombkel

Tonga soa ombkel!

Posted in Blaogin'i ombkel

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author ombkel, 6 Aogositra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
maniry4

Tonga soa maniry4!

Posted in Blaogin'i maniry4

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author maniry4, 3 Aogositra 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Aiza ho aiza marina ilay Taombaovao Malagasy?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha ny marina dia setrin'ny lahatsoratra iray mivoaka ao amin'ny Facebook ao ity zavatra nosoratako ity. Setriny ao amin'ny Facebook...

Author jentilisa, 28 Jolay 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Facebook login sy Google login ao amin'ny serasera

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vita aloha ny facebook login sy google login amin'ny ankamaroan'ny site-n'ny serasera. Raha manana compte facebook na google dia tsy...

Author hery, 22 Jolay 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Syril a Syril

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy aritro ity dia apetrako eto... am-pitsikiana. Efa tsy ampy intsony ny fampitahana ahy amin'i Gothlieb dia izao lazainy fa Syril...

Author hery, 21 Jolay 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 ... 253 254 255  Manaraka»