Nitsangatsangana niaraka tamin'ny fiangonana misy eto an-tanànan'Isahafa Avaradrano izahay mianakavy kely tamin'ny voalohany mey....
Sary roa nanamarika iny herinandro iny eo amin’ny lafiny ara-piaraha-monina teto Madagasikara ireo napetrako ireo. Ny...
Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy...
Avy dia tsaroako ny lelako vakivaky sy naharary ahy loatra noho ireo "stock tampon" nilaharanay sy ry Maria...
Misy fomba maro amoahana ny mavesatra ao am-po mba ahafahana mandroso. Isaky ny mijery ireo sariko maromaro nomen'i...
Tara be an'ity ah omaly tontolo ny andro Ny feonao no itiavako labiera Sa ny labiera no tiakoa dia mody...
Maro ny fanamby mandeha eny amin'ny tambazotra sosialy eny ka nahatonga ahy hitondra ity fandraisako anjara ity....
Ampofopofo be isaky ny avy misakafo hariva nandritra ny roa herinandro izay. 💜 💜 💜...
Afaka dimy taona indray manarina raha mbola hanao. Avelao hiasa aloha ny mpitondra fa vao manomboka ve dia efa kianinareo sahady. Izany...
Ny vehivavy sarotiny, hono, toy ny rano madio eny amin'ny riana​ : mahery sady tsotra, tsy miolakolaka. Tsy mety afa-po....
********************** I anao ry Roma Tsy himaona, F'am-poko foana...
Tatitry ny fihaonan-dRavalomanana tamin'ny Fianakaviambe iraisampirenena Teo am-pihainoana ny "tsy mitombina ka lavina ny...
Efa re sy hitan'ny besinimaro ny vokatra navoakan'ny HCC fa mitovy tsara amin'ny isanjato navoakan'ny CENI ihany na dia tsy mitovy aza...
Lazaina fa rahampitso talata (gorobaka) no havoakan'ny HCC amin'ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana fihodinana faharoa....
Nofiko halina no tsy aritro dia atorako ato aloha vao mifoha...tatasiaka fanombohana ny taona. Mitrosona amin'ny tazo sy ny...
Raha lazaina amin'ny fomba hafa dia toy ny hoe "mana avy any an-danitra" izany ilay vokatra nasionaly. Raha mba manao izany kajy na...
Ninia aho ny tsy nanoratra nandritra ny fihodinana faharoa, nidina teny an-kianja ary nanentana ny olona hifidy ny #25 na Marc...
naika tsy hiresaka 12 + 13 = 25 ihany kanefa otran'ny tsy mety fa tout chemin mene au rhum ony... ka aleo mba asiana rediredy...
Araka ny fangatahan'ny maro tany amin'ny tambajotran-tserasera dia avoakako eto ihany ireo vokatra nangonina, ary ny pejy Facebok an'ny...
Nandany andro aho nanao antontanisan'ny fampidiran'ny CENI ny vaton'ny kandidà anankitelo voalohany hatramin'ny andron'ny 16...
Zavatra vitsivitsy no azo marihina amin'izao aorian'ny fifidianana ho filoham-pirenena teto Madagasikara taona 2018 izao. Ny zavatra...
Lohahevitra volana Novambra : Ny Teninao no Fahamarinana Zoma 02 Novambra 2018 : 1 Samoela 1.12-28 1- Lesona momba ny...
Dimy volana nanoratana tamin'ny fiandohan'ity taona ity... dia tsy hita indray dimy volana manaraka izay. Nanao tsidi-pahitra ihany...
Lasa saina kely ah nahita an'le emission speciale an'i kala Oni tao @ TV plus t@ Alahady iny... euh non, tsy hoe manohana an'i rajao ah...
Tsara fa tohizo!! Tsy hihomehy loza ah fa ra zao no mitohy @ 2030 ngambany ny generaux no betsaka noho ny isan'ny mpampianatra...