Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tononkalo: Hajao ny ray aman-dreny

Posted in Mamakia Finaritra

  Omeo fanajàna ny ray aman-dreny. Nahitàna masoandro mantsy izy ireny. Aza hodiana fanina ny vali-babena. Fa...

Author mammysou, 4 Aogositra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
angona

Ny fiaraha-monina Malagasy sy ny rafi-pitsarana nankatoaviny

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Mety tsy hahaliana anao ity fa mba vakio vetivety dia diniho fa mampieritreritra. Tena mba iriko mihintsy ianao handinika ny...

Author angona, 3 Aogositra 2016 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Tononkalo: Mirary soa (volana Aogositra)

Posted in Mamakia Finaritra

Mirary soa amin'ity herinandro vaovao. Izay rehetra tsy mahasoa ario sy avelao. Ho feno fitahiana ny volana Aogositra. Izay rehetra...

Author mammysou, 1 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andron'ny Fifankatiavana, 30 jolay

Posted in Ny androaniko

Tsy asiana tatasiaka be fa sady tsy ampy na ny teny na ny sary na ny fotoana, no sao hivoaka ny foto-kevitr'ilay Andro...

Author ikalamako, 30 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tantaran'ny teny malagasy: Satan'ny teny malagasy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mbola mitohy ihany ny fitaterana ny fampirantiana ny tantaran'ny teny malagasy notontosaina tao amin'ny Tahala Rarihasina. Teo aloha...

Author jentilisa, 29 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tononkalo: Bevohoka Tsy Manambady

Posted in Mamakia Finaritra

Tena mafy izany hoe bevohoka tsy manambady. Misedra olana goavana, ao anaty ady. Lasa ambetin-dresak'izy mianakavy. Fa hoe zaza...

Author mammysou, 26 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

"Famoizam-po" - Martiora Freedom

Posted in Ny androaniko

Efa mivelatra amin'ny tontolo maromaro mihitsy manko ny gadona henoiko ankehitriny, ary maro tokoa amin'ny hiran'ireto tanora ireto ny...

Author ikalamako, 25 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

waaaaaaaaaaaaaaaa

Posted in rafozan-doza

Hitako tato vao teo... glita paolino bernabe M20 Zany hoe andramena anakiroa zany vao mahazo mananasy kle hehe oops,...

Author simplex, 24 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tantaran'ny teny malagasy: Ny Loharano

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Aleo ianao mba entina kely any amin'ny tantara indray. Fampirantiana iray naharitra vetivety no itondrana anao. Sombiny ihany ireto sary...

Author jentilisa, 23 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tononkalo: Soamahamanina.

Posted in Mamakia Finaritra

Mihetsika ny mponina ao Soamahamanina. Manohitra toe-javatra iray tsy milamina. Hetsika goavana, somary mazamazana. Hanoherana ny...

Author mammysou, 22 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tia Tanindrazana ve ity olo-malazan'ny tantara malagasy ity?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ity lahatsoratra ity dia eritreritro manokana momba ny hoe fitiavan-tanindrazana ka raisiko ho raharaha manokana Ralaimongo. Misy...

Author jentilisa, 21 Jolay 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Pìmason'ny volana jolay ho an'ilay namako mandalondalo io

Posted in Ny androaniko

Tsy afaka mifanotrona toy ny isan-taona tary andrefan-trano tary isika roa satria aho tsy any intsony, nefa haiko fa mifampahatsiaro...

Author ikalamako, 20 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tononkalo: Tsy nahita tory aho tamin'ny alina.

Posted in Mamakia Finaritra

Ity ary tantara tena marina. Zavatra niainako t@ alina. Indro hozaraiko aminao. Raha toa ka liana ianao. Tsy nahita tory aho...

Author mammysou, 20 Jolay 2016 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Tononkalo: Mirary soa ho an'ny mpiadina BEPC sy izay...

Posted in Mamakia Finaritra

Mirary soa ho an'ireo mpiadina hanala BEPC. Aza matahotra, ny Tompo homba an'ise. Izy hitantana sy hanome fitadidiana. Hanampy...

Author mammysou, 19 Jolay 2016 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Tononkalo: Mirary ny soa sy ny tsara...

Posted in Mamakia Finaritra

Mirary herinandro sambatra ho antsika. Manaova mafana fa ny andro mangatsiaka. Ny tanjona iriana dia ny mba ho tafita. Ka...

Author mammysou, 19 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tononkalo: Fantatrao ve?

Posted in Mamakia Finaritra

Fantatrao ve izany hoe Paradisa. Natokana ho an'ny vitsy an'isa. Dia ireo izay matoky an'Andriamanitra. Hiara-dalana hiakatra any...

Author mammysou, 18 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy mamisavisa ny ratsy fa miomankomana raha sanatria.

Posted in Ny androaniko

  Isan'ny resaka tsy zakan'ny Malagasy ilay manafatrafatra hoe raha sanatria aho maty dia izao sy izao no mba ataovy. Toa hitako...

Author ikalamako, 16 Jolay 2016 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Tononkalo kely vao maraina.

Posted in Mamakia Finaritra

Tehiriziko ato itony tononkalo kely mba zaraiko ao @ facebook itony mba tsy ho very. Tononkalo tsotra nefa mba mahafinaritra ahy:...

Author mammysou, 14 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fitsaboana amin'ny ragga.

Posted in Ny androaniko

 toa tena mety handaitra ity fitsaboana ity an : " Raggatherapy " an'i Dj Gouty sy Jess Flavi One... atao raggadose maximum ny...

Author ikalamako, 13 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Fanoloana ny Mpiambina eny amin'ny Lapa-panjakana italianina

Posted in Ny androaniko

  Naka fotoana mihitsy aho tamin'ny alahady mba hanatrehako ity. Marina fa eny amin'ny lapa toy itony, sy eny amin'ireo...

Author ikalamako, 12 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Faly aho, tena faly fa Portugal no nandrombaka ny amboara...

Posted in Ny androaniko

Mba tsarovana ato anaty blaogy ihany aloha ity fa tena tsy mpijery baolina sy mpiondana an'ity taranja ity mihitsy aho saingy androany...

Author ikalamako, 10 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Folaka

Posted in Ny androaniko

Isan'ny hira tena tiako hatramizay izy ity, toa angorodaon'i Regis no manaraka azy raha tsy diso ny fitadidiako ny tany amin'ny taona...

Author ikalamako, 9 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Hitsangana indray ry Rainisoazanatasy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena alina hono ny Lalàna mifehy ny fifandraisana. Raha fintinina dia sivana sy...

Author hery, 8 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Vita indray aloha ny revy "Tavamboky"

Posted in Ny androaniko

  ​Tsy be famisavisana, tsy be fandanjalanjana. Tsy asiana jery todika, tsy asiana famintinana. Noraisina ny...

Author ikalamako, 7 Jolay 2016 | Hevitra 16 Hevitra
 
 

je suis manana as de pika ve elah?

Posted in rafozan-doza

Tadidiko tsara t@ le resaka je suis, tu es, vous etes t@ herin-taona tonga dia raikitra ny gidragidra an'ny gasin'andafy vs gasy...

Author simplex, 7 Jolay 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 ... 252 253 254  Manaraka»