Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tiako ny Tononkalo

Posted in Mamakia Finaritra

Tena tiako ny tononkalo Sanatria tsy ho fahavalo. Fa tena namana akaiky ahy. Manentana ny saina, fanahy. Tononkalo mandala ny...

Author mammysou, 17 Septambra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ravalomanana Marc: Sao voafandrika ao ianao?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha ny marina dia tsy te-hiditra politika politisiana, na politika miresaka na manonona anaran'olona intsony aho. Fa indraindray dia...

Author jentilisa, 15 Septambra 2016 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tononkalo: Noraisiko

Posted in Mamakia Finaritra

  Nekeko tamim-piravoana Ianao te hanorim-pitia amiko Noraisiko an-kilatoana Satria ianao koa tena mamiko....

Author mammysou, 15 Septambra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Efa tsy lavitra an' Antsampandrano ilay sakakeliko.

Posted in Ny androaniko

Iray volana hono sisa dia ho tonga eny Antsampandrano ikala Pelosona. Mety ho latsak'izay, mety ho maherin'izay koa. Nomena safidy aho :...

Author ikalamako, 13 Septambra 2016 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Ianao Irery

Posted in Mamakia Finaritra

Raha izaho indray aloha Hanompo Anao Ray Tsitoha Satria Ianao Irery ihany No mahery eto an-tany Na dia eo ny fahoriana Ny...

Author mammysou, 11 Septambra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Fanabeazana fototry ny firenena: Ny ohatra frantsay!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Indray mandeha, rehefa namakivaky soratra teny ho eny, tsipalotra tamin'ny hevitr'olona iray fa ny lisea (frantsay) no fototry ny...

Author jentilisa, 9 Septambra 2016 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Mahay mifankatia

Posted in Mamakia Finaritra

Iriako indrindra isika mianakavy. Ho salama hatrany miatrika ny hoavy Miramirana, hendratrendratra miriaria Miara monina, mahay...

Author mammysou, 6 Septambra 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Aza avela hahalala

Posted in Ny androaniko

Atolotro manokana ho an'ilay namako tsy foiko izay amin'izao ora manjombona izao. Fihina be rakembako.  

Author ikalamako, 6 Septambra 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Hary elatra ilay zaza nokoloina.

Posted in Ny androaniko

Handeha ianao ry zanako vavy f 'efa io ilay fanilon'ny andronao ho avy.  Handeha ianao, handeha ka mahereza, n y...

Author ikalamako, 4 Septambra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tononkalo: DELESTAZY

Posted in Mamakia Finaritra

Miverimberina eny foana ny delestazy Ny vahoaka Malagasy moa efa zatra azy Voambolana malaza eto Gasikara Izay tsy maharaka...

Author mammysou, 3 Septambra 2016 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Vazo sy hira.

Posted in Ny androaniko

  Nahita ity ohabolana ity aho dia niteny irery hoe "angaha moa zany vazo sy hira izany tsy zavatra iray ihany ?" Dia lasa...

Author ikalamako, 28 Aogositra 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Tononkalo: Sary Ragidro :)

Posted in Mamakia Finaritra

Toa ohatrany mankaleo Raha ny sariko foana no miseho Ka indro sary vaovao Antenaina hafinaritra anao Sary ragidro tena...

Author mammysou, 27 Aogositra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tononkalo: Vehivavy Malagasy

Posted in Mamakia Finaritra

Vehivavy Malagasy, ampela soa Manja, kanto sady meva tokoa Vehivav Gasy tsy mba miavona Izay misavoritaka tiany haravona ...

Author mammysou, 26 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Setrasetran'ny natiora.

Posted in Ny androaniko

Ankoatran'ny setrasetran'ny zanak'olombelona mpampihorohoro dia eo koa ny tany mihorohoro, kanefa làlan'ny natiora :...

Author ikalamako, 25 Aogositra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Te-hiverina eo amin'ny fahefana ny mpivarotra amoron-dalana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy te-hiresaka ady politika loatra aho na dia mankafy io taranja iray io aza. Mampizarazara izy io ary mampiady ny olona mpifanerasera...

Author jentilisa, 24 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsiky du jour

Posted in rafozan-doza

Vao nifoha ah dia nahita an'ity       asa ra mba misy afaka manao ny organigrame mifandraika... @...

Author simplex, 24 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Syphilis

Posted in rafozan-doza

Laza adina I: Fakafakao ny tian'ny Ntaolo ho ambara amin'ity ohabolana ity: "ela notoratorahana ka nahavoa mason'angatra"...

Author simplex, 18 Aogositra 2016 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Tantaran'ny Teny Malagasy: Ireo Andrarezina

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mitohy tsy be resaka ny fampitantsika ny fampirantiana nototosaina tao amin'ny Tahala Rarihasina tamin'ny volana jona lasa teo....

Author jentilisa, 6 Aogositra 2016 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Tononkalo: Facebook-ndry tovovavy :)

Posted in Mamakia Finaritra

Indry angaha manana kaonty "Facebook" Manana aho fa tsy azo lazaina amin'ny zoky. Tsy azo ampahafantarina an'ny dada sy neny....

Author mammysou, 5 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mampiofana mpampihorohoro tokoa ve ny Ivontoerana...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nandeha tao amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra ny fiampangan'ny masoivoho tiorka ny fikambanan'olon-tsotra tiorka roa eto...

Author jentilisa, 4 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tononkalo: Hajao ny ray aman-dreny

Posted in Mamakia Finaritra

  Omeo fanajàna ny ray aman-dreny. Nahitàna masoandro mantsy izy ireny. Aza hodiana fanina ny vali-babena. Fa...

Author mammysou, 4 Aogositra 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
angona

Ny fiaraha-monina Malagasy sy ny rafi-pitsarana nankatoaviny

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

Mety tsy hahaliana anao ity fa mba vakio vetivety dia diniho fa mampieritreritra. Tena mba iriko mihintsy ianao handinika ny...

Author angona, 3 Aogositra 2016 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Tononkalo: Mirary soa (volana Aogositra)

Posted in Mamakia Finaritra

Mirary soa amin'ity herinandro vaovao. Izay rehetra tsy mahasoa ario sy avelao. Ho feno fitahiana ny volana Aogositra. Izay rehetra...

Author mammysou, 1 Aogositra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andron'ny Fifankatiavana, 30 jolay

Posted in Ny androaniko

Tsy asiana tatasiaka be fa sady tsy ampy na ny teny na ny sary na ny fotoana, no sao hivoaka ny foto-kevitr'ilay Andro...

Author ikalamako, 30 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tantaran'ny teny malagasy: Satan'ny teny malagasy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mbola mitohy ihany ny fitaterana ny fampirantiana ny tantaran'ny teny malagasy notontosaina tao amin'ny Tahala Rarihasina. Teo aloha...

Author jentilisa, 29 Jolay 2016 | Hevitra 2 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 ... 253 254 255  Manaraka»