iantsaliana

Blaogy: katsaka tsaramaso voanjobory
 

fa ny fitiavana hono no lehibe indrindra

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Mandreraka mahafanina ity hazakazaka amin'ny fitadiavana fanomezana ho an'ikoto sy kala amizao vanim-potoanan'ny fety izao kah ......

Author iantsaliana, 17 Desambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

ny hasambarana tsy hoe

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

dia fitadiavana doria. ny hasambarako dia fantatro fa eo am-pela-tanako ny hasambaran'ireo olon-tiako eny an'habakabaka eny ny...

Author iantsaliana, 5 Oktobra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

mba tontolo tsara loatra ...

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

indro tsinjoko eto hazo maitso … raozy mena koa indreo mandrobona izy … ho ahy sy ho anao dia hoy aho...

Author iantsaliana, 27 Jiona 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

mahita ahy ary ve izao ireo matiko?

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Eritreritra nandalo dia niraikitra. Rehefa injay aho niezaky ny nanary dia tamin’ny alahelo be loatra noho ny fahalasanan’i...

Author iantsaliana, 17 Aprily 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

ovy endasina sy vary sosoa, mmm

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Reraky ny mitsabo zaza marary aho f’aleo aloha mba haka aina kely kah. Handefa fisainana. Hanonofy kaly. Kaly inona ary izany? Tsy...

Author iantsaliana, 4 Martsa 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

Tapa-kevitra hiblaogy indray

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Tapa-kevitra hiblaogy indray izany ny tenako e. Roa taona lasa angamba izay no ni-blaogy farany dia rempotr'ity atao hoe facebook....

Author iantsaliana, 31 Janoary 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

ity fetin'ny mpifankatia ity rey olona

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Normal 0 false false false EN-US X-NONE X-NONE...

Author iantsaliana, 29 Janoary 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

nofinofy ririnina ...

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

na revin-gadra. rehefa ohatrohatr'izay ny hafanana hatsiaka aty Nakoda: -36. hehe.   fa raha sanatria ka nofy izao...

Author iantsaliana, 19 Janoary 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

bodofotsy elektrika

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

hehe, marina raha tsy hafotaka indray ato ho ato ny fampiasana bodofotsy elektrika ato an-trano. Hidina ambanin'ny -20 hono ny...

Author iantsaliana, 10 Janoary 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

katsaka tsaramaso voanjobory

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Angamba kosa tsara raha azavaina kely ny antony nahatonga ny anaran'ity blaogy ity ho sampona kely ohatran'io. Izany katsaka...

Author iantsaliana, 6 Janoary 2011 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena