eprom

eprom

Blaogy: diary
 

Tiako toy ny jiro

Posted in diary

-Tiako ianao. Tiako toy ny jiro. Andro aho mila anao, alina aho mitady anao, vao mifoha ary aho dia ianao no iriko -Izany...

Author eprom, 6 Febroary 2015 | Hevitra 1890 Hevitra

Ny jesuischarlie sy ny Fahalalahana ara-pivavahana.

Posted in diary

Naresaka dia naresaka ny fanafihana ny gazety  Charlie Hebdo tao frantsa sy ny hetsika  jesuischarlie nanaraka azy....

Author eprom, 25 Janoary 2015 | Hevitra 3 Hevitra

Ianao amiko

Posted in diary

Ianao, Ilay sarotra afoy, Ny foko anie voarohy, Ny tanako fihino. Ianao, Ilay tsy ho adino, Fitia lalim-paka, Fitia...

Author eprom, 10 Janoary 2015 | Hevitra 3 Hevitra

Tiako ianao amin'ny SMS

Posted in diary

Mba lasa saina aho hoe ahoana tokoa moa raha mba ny sms no ilazana fitiavana saingy tsy hionona amin'ny jtm sy ny tiknao fotsiny fa...

Author eprom, 29 Desambra 2010 | Hevitra 2 Hevitra

Ny fifidianako

Posted in diary

Raha hifidy izaho rahampitso Dia ianao no hofidiko Ka io na bileta inika Ny safidiko efa vita Efa fantatrao tsianjery Fa ianao...

Author eprom, 16 Novambra 2010 | Hevitra 2 Hevitra

Vetivety ihany

Posted in diary

Mandeha ny fotoana an! Efa ho efa taona sahady tokoa izay no nanoratana voalohany tamin'itony blaogy itony. Efa be ny rano nikoriana...

Author eprom, 9 Febroary 2010 | Hevitra 1 Hevitra

Misaotra anao aho ry fiaraben'ny Vatsy

Posted in diary

Efa amin'ny dimy sahady. Namboariko faramparany ny entako de niomana ny hidina aho. Efa nifampitaona koa ry zalahy sasany ka vetivety de...

Author eprom, 19 Aprily 2006 | Hevitra 15 Hevitra

Alatsinainy mipasaka

Posted in diary

Na dia andro tsy fiasana aza de tsy maintsy hoe nifoha maraina ihany. Raha tsy izany tokoa mantsy tsy ho tratra ny fotoana amin'ny 7 sy...

Author eprom, 19 Aprily 2006 | Hevitra 3 Hevitra

Miverena