Tonga soa eto amin'ny blaogy.com. Eto no toerana hahafahanao manamboatra blaogy ho anao. Raha toa ka mila fanampiana momba ny fanamboarana ny blaogy eto ianao dia Jereo eto.

Lahatsoratra farany RSS

 

Rano be

Posted in Rastah mpaka sary

Nandritra ny orana: (Ampefiloha sy Besarety) Taorianan'ny orana: (Anosy? Mahamasina?)

 
 

Ewa basy!!

Posted in rafozan-doza

Tara be an'ity ah omaly tontolo ny andro Ny feonao no itiavako labiera Sa ny labiera no tiakoa dia mody...

 
 

Lalao Fanambin'ny Valo amby roapolo taona.

Posted in Ny androaniko

  Maro ny fanamby mandeha eny amin'ny tambazotra sosialy eny ka nahatonga ahy hitondra ity fandraisako anjara ity....

 
 

Akombony ny vava! manaova raha mahavita!

Afaka dimy taona indray manarina raha mbola hanao. Avelao hiasa aloha ny mpitondra fa vao manomboka ve dia efa kianinareo sahady. Izany...

 
 

MOFON'AINA--ZOMA 02 NOVAMBRA 2018 : 1 Samoela 1.12-28

Posted in MpakaVato

Lohahevitra volana Novambra : Ny Teninao no Fahamarinana Zoma 02 Novambra 2018 : 1 Samoela 1.12-28 1- Lesona momba ny...

 
 

Nanimba ny toe-tsain'ny Malagasy maro ny...

Posted in Blaogin'i Ulrich

    Lasa toerana entina hanimbana ny toe-tsain'ny Malagasy fotsiny ny tambazotran-tserasera Facebook ankehitriny ary tsy ny...

 
 

Mbola tsy voasambotra foana ve i Tatandraza?

Tsy hoe tsy fitiavana manokana an'i Tatandraza akory, satria tsy dia maty antoka manokana aho raha mahazo tombony izy, fa ilay...

 
 

Elaela

Posted in Mamakia Finaritra

Elaela izy no tsy hita Tsy maintsy mbola namita Lamin'asa mafy kokoa Novitaina tamin-kitsim-po Elaela izy no tsy...

 
angona

La langue française à Madagascar

DonAkafon’ny TAnora : Débat d’idées sur le thème: Question d’actualité: La langue...

 
vetsontononkalo

Zon'olombelona

Raha ny zava-misy ankehitriny no resahina dia tena tsy voahaja tanteraka ny zon'olombelona fa toa mifamono sy mampiasa ny...

 
 

Henakisoa sy Mananasy

Posted in news2dago

Mahavarina mihitsy ny manaraka sy mijery ny zavatra mitranga eto Dago eto. Toy ilay sarimihetsika "The Young and The Restless" tsisy...

 
ramavoutiana

enfin....

enfin..nahita sehatra afaka hanalana fahasorenana...sy ny alahelo..ary indrindra n,y routine za....afaka miteny irery..na misy mihaino...

 
 

Manohana anao aho...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Manohana anao aho... Tandremo sao hodin'akondro...zatra mampiasa sabatra 2 lela ny gasy, ka manahirana ihany indraindray ny mandray...

 
03314

Ny fiainan'ny Malagasy

Posted in Blaogin'i 03314

Hita fa mitsitotongana tokoa ny fiainan'ny malagasy na ara-piarahamonina na ara toe-karena ny mitondra fanjakana tsy mba mivaky loha...

 
 

Georges mianakavy

Inty indray tantara mitanisa fiainana fianakaviana be iray mahantra ao Antananarivo. T@ andron'ny fanjanahantany dia nisy zazalahy...