Fiaramanidina VIP 737-700 sandaina any @ 60M$ any ho any no novidin'ny fanjakana malagasy tany @ ilay miliaridera amerikanina Roy...
Salama o Inty eto lahatsoratra kely nahafinaritra ahy, somary nandaniako fotoana kely nadika, ho an'ireo izay tsy dia mahavoa anglisy...
Roa andro aty aorian'ny fahavakisan'ny fonja telo (Tsiafahy any Ambatofotsy Gara tamin'ny telo ora maraina sy...
Mahafinaritra ahy ny nijery ny fety noely tao Antananarivo an-tsary. Na ireo sary fontsiny ary dia milaza zavatra...
Tsy manana olana loatra aho manoloana an’i silverlight sy ny ho aviny. Ny tena manahirana aminy fotsiny dia ity izy...
Dia io izany aloha ny vaovao lehibe misongadina akaotran'ilay fonja vaky teny Tsiafahy izay nisy gadra 22 tafatsoaka ary ny 16 t@...
Aza alefa lavitra ny saina e !
Soa ihany, na dia zava-dratsy aza no nahafantarana azy fa, heno hoe nandalo teny amin'ny fonjaben'i Tsiafahy ny filoham-pirenena...
Tonga soa eto amin'ity blaogy ity isika adolantsento ... Hevitra tsikaritra tetsy sy teroa no oentintsika eto, na ho atsika aty...
MATERIELS NEUFS A DESTOCKER 01 (un) Moteur électrique asynchrone à cage Marque : LEROY SOMER TM Type : FLS 3355...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Miarahaba antsika rehetra namana nahatratra indray ity taona 2009 ity. Homba antsika tsirairay tokoa Andriamanitra Ray. Vao miandoha...
Araka ny maha-VETO ny VETO dia miezaka ny hampita izay rehetra mety hifandraika amin'ny tantaram-pirenena izy, na dia misy aza ny...
Miarahaba anao tratry ny taona vaovao 2009 aho. Hitondra fahasoavana,...
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra nahatafita iny taona 2008 iny ary nandray ampifaliana ny taona 2009 ihany koa. Aza manadino...
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2009 ity indray. Fifaliana mandrakariva izany na taiza na taiza, na inona na inona...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Raha namako ianao Ka sendra nahalala na nahita tany ho any fa fetiko ny androany Dia aoka kely aloha Aza maika akory Handany...
Faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ny asaramanitra e! Enganie ka mba samy hoambinina amin'iazay atontsika rehetra...
Ity misy kilalao kely atolotro anareo mpitsidika eto @ news2dago dia mba mametraka tamberina kely ny taona 2008 ianareo asa na atao taga...
Dia efa manakaiky sahady ilay ora farany... Faly sahirana satria tonga ny fety kanefa toa mandindona ao antsaina sahady ny hoe...
Araka ny fangatahan’ny namana teto hoe, mba aiza ny toerana ahitana cours na fampianarana informatique. Dia indro omeko...
Nangatsiaka be androany. Tena nangatsiaka tokoa androany satria t@ maraina teo dia nanondro -6° ny maripana ary tena...
Mirary soa ho antsika rehetra
Ethiopie