Somebiseby izany saina, falifaly 'zato fo, f'io ilay hazo nandrandraina, fa efa tonga ao tokoa. Miandry sisa izay atolotra,...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Teto ihany fa sahirana dia izao indray vao manoratra sy hamaky ny resakareo rehetra. Nefa misy vaovao hitako ka mba entiko. Nanao...
Ny ahy moa dia mitatitra ny zavatra malaza sy vaovao henoko etsy sy eroa no tanteriko eto @ blaogiko mazana. Izao indray ary no fiteny...
Teo amin'ny tontolon'ny Ntaolo dia tangoron-kitana roa ihany no fantatro fa nomeny anarana Ikotokelimiadilaona sy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Inty indray no nampifaliana ankizy natao gateau d'annif, mora atao no mahafaly ny ankizy any ampianarana, mba jenitra ery ny anao...
Ary satria moa efa nampianarina ny handrombaka diplaoma isika tato ho ato...dia mba atorotoro ihany itony diplaoma itony , sao mba...
Iza amin'ireo sary be dia be ireo no tena izy e?...indraindray toa Mpihira Rock indraindray toa "années 70"......
tondroy izay valiny marina (ny dikan’ny asa… eto dia valinteny mitovitovy @ hoe tsy fantatro) MIANATRA MANISA SY...
Tsy misy sary ny androany fa notagevan'i Kdaomba dia voatery hanoratra fohy ny amin'ny fahitako an'i Afrika. Misamboaravoara...
Hifarana ity ny taona 2008 ary tonga @ fiomanana sy ny fitsenana ny noely isika ankehitriny ho an'ny mpino kristianina tokoa mantsy...
Alahady hariva fiala-tsasatra, avy orana, matroka andro. Ny zavatra tiako rehefa toy izao dia ao anaty bodofotsy mafana. Niezaka...
Mba nanaitra ahy ity lohahevitra iray ity teny amin’ny fampianarana kely mba narahina teny… teny amin’ny vaky boky...
Nahita vola teny an-dalana ah!! En fait, efa t@ larobia zany fa hatr@ zao mbola j'en reviens pas. Tsy dia be resaka perso...
Ataoko fa anarana tsy vahiny amintsika intsony ny hoe Jesosy ilazan'ny kristiana eto Madagasikara ny Tompony sy Mpamonjy ny tenany....
Elaela tsy niblaogy dia hatramin'ny sary tany amin'ny fihaonana tany Paris avy no tsy voapetraka teto. Koa dia iny ary ny sary...
Ny vaovao eran-tany no anombohoko azy dia tsy inona akory fa ny fitokonana ataon'ny mpanohitra any Bangkok izay nanidy ny...
Tapitra aloha iny tag momba an'i Afrika iny. Fa izao : hoy ny fiteniteny aty an-tany lavitra hoe : Relax Max,...
Tsotra ny fijeriko :) : Afrika dia kontinanta - isan'ny lehibe, - fahiny indrindra satria nahitàna ny dian'ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ataoko fa tsy mbola nisy resaka mafana momba ny toe-karena tahaka ny amin'izao fotoana izao eto Madagasikara. Miezaka fatratra ny...
Tena mba nahavarina ahy mihitsy ny blaogin'i kdaomba tato ato izay! Ka soa moa fianatra ka dia mba nanara-dia azy kely ahy sady...
Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. Angaliko ianao raha tia ahy ; fa raha tsy tia ahy ianao, mba tofoka aho ; ary ...