Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tezitra (mangina) ny vahoaka!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

H atairana sy hatezerana no niloatra ambavan’ireo namaky tamin’ny gazety na nandre tamin’ny fampielezam-peo fa tsy...

Author jentilisa, 11 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Lahatsoratra miafina.

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Namboarina kely ny momba ny lahatsoratra miafina. Mba hahafahanao mamaky ity lahatsoratra ity dia ampidiro ny tenimiafina hoe andrana...

Author hery, 11 Septambra 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Shinoa mampiseho ny fahaizany

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

F eno ny afisin’ny fampisehoana hataona mpanakanto Shinoa sivy mianadahy tsy misy fantatry ny Malagasy loatra ny toerana...

Author jentilisa, 10 Septambra 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
kimberly

Tonga soa KIMBERLY!

Posted in Blaogin'i KIMBERLY

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author kimberly, 9 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
nihary

mozika

Posted in Blaogin'i nihary

no comment.!!

Author nihary, 9 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
nihary

tsy azo atao aona

Posted in Blaogin'i nihary

ah, aza mijerijery o!

Author nihary, 9 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
nihary

rova

Posted in Blaogin'i nihary

tiko ny taniko

Author nihary, 9 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
nihary

mozika

Posted in Blaogin'i nihary

raha tsisy mozika , ny fiainana ho lasa afobe

Author nihary, 9 Septambra 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
rafaby

Tonga soa rafaby!

Posted in Blaogin'i rafaby

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rafaby, 9 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Toko tapaka, vilany mitongilana.

Posted in Ny androaniko

Author ikalamako, 8 Septambra 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Hiteny gasy ve ?

Posted in Blaogin'i karako

Ady hevitra mateti-pitranga izy ity. Indrindra ho an'ny olona izay mipetraka ivelan'ny Madagasikara. Raha ny hevitro dia tokony...

Author karako, 8 Septambra 2007 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Akorontana indray ve i Madagasikara ?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

V aovao nanaitra ny namakiana hatraty ivelany ny fonjan’Antsiranana sy ny nandraisan’ny fitondram-panjakana handefasana...

Author jentilisa, 8 Septambra 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Tae kwon do

Posted in Toraka Bilao

Valalanina ihany ny tena mahita ny zavatra tahak'izao.  

Author tovokely, 8 Septambra 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tiako ianao satria...

Posted in Blaogin'i karako

Tsara ny fitia izay nomenao ahy Mamy be satria tsy ananako ahiahy; Ahy manontolo tsy voazarazara Fitiavana bontolo sy mangarahara....

Author karako, 7 Septambra 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Faly miarahaba

Posted in Blaogin'i karako

Betsaka ny zavatra tiana ho lazaina. Betsaka ny zavatra tokony ho tenenina. Fa miady mafy amin'ny fotoana isan'andro...

Author karako, 7 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hanova DVD ho AVI

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ity dia fomba iray izay hanovana ny kapila DVD ho fichier AVI, mba hahafahana mitahiry azy ao anaty CD, na koa mamoaka azy amin'ny...

Author hery, 7 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
eminemgirl

Tonga soa eminemgirl!

Posted in Blaogin'i eminemgirl

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author eminemgirl, 7 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

IFG: Hamindra faneva

Posted in ifg

Efatra taona izany no nikarakarana, nifampizarana fahaizana sy fahalanana tamin'ny alalan'ny tranonkala infogasy sy ny...

Author voromailala, 7 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny fijaliana aiza no azo ihafiana kokoa?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

R aha noeritreretina hampangina ny adi-hevitra ny filazana ofisialy fa fisolokiana ny tolotr’asa handeha ho any Bahamas dia...

Author jentilisa, 7 Septambra 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ciao Pavarotti

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Dia nindaosin'ny fahafatesana ihany koa i Pavarotti omaly maraina teo amin'ny faha 71 taonany. "Tenor" malaza...

Author hery, 7 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
ikaretsaka

Purgatory

Posted in Ikaretsakka

[written in 1997] Paoly : Hey Dante! What is this nonsense about purgatory [spoken with a grimace] that you Catholics...

Author ikaretsaka, 7 Septambra 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
ikaretsaka

Mompera o?

Posted in Ikaretsakka

Sombiny t@ resadresakay sy i Lazadaddy(forum serasera) Lazadaddy: fa maninona moa  ianao no mila "mompera?" izaho:...

Author ikaretsaka, 6 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
ikaretsaka

Ny fijeriko azy

Posted in Ikaretsakka

Ny mahatonga ny olona ho malahelo sy sahirana, dia matetika izy ireny no tsy tonga saina! Amiko ireny ohatran'ny manofy mitsangana...

Author ikaretsaka, 6 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
ikaretsaka

Mamono fotoana

Posted in Ikaretsakka

Mamono(mandany fotoana) Ahoana tokoa moa no handaniako ny fotoana? hmmm andraso hoe isaiko: Amin'ny fitaintainana...

Author ikaretsaka, 6 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
rianasoa

Tonga soa rianasoa!

Posted in Blaogin'i rianasoa

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rianasoa, 6 Septambra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 172 173 174 175 176 177 178 179 180 181 182 ... 257 258 259  Manaraka»