Izay no fanamarihana ataokoa aloha amin'izao fotoana izao. Izay no mety mbola tsy ahitana ny lahatsoratro loatra amin'izao...
Elaela tsy afaka niditra teto noho ny antony maro samihafa. Tafaverina indray anefa zao ka dia mitondra voadalana kely. Amn'ity...
Tsy hoe fankahalana vehivavy akory fa mba resaka:
Sady nanao adidy nanotrona fanambadian'ny namana tany Venise no nanararaotra nijery tanàna, Na dia efa hita aza tsy...
Diampeninao, Rangorangon-tsoratsoratra, Mahasodoka ny fanahy, Mampandrongatra tsiahy, Namoha ratra efa nanolatra! Nefa... Satry...
Indraindray ny tena vizaky ny miady, Drodroky ny tolona ‘Zay efa tsy omby tratra sy mby ambavahady. Zary tsy mivonona Fa...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Io fanontaniana napetraka tamin’i Jesoa io no heveriko fa votoatin’ny evanjely aroso hodinihintsika amin’ity...
Misy toerana iray tiako hitondrana anao, Tena mifandrindra indrindra amin'ny fitiavanao, Any misy renirano fanjonoako...
Miarahaba anao tonga mitsidika eto amin’ny Anaran’i Jesosy ! Ity blaogy ity dia natokana handraisana an-tsoratra ny...
Asa. 17:10 “Ary Paoly sy Silasy dia nampandehanin’ ny rahalahy niaraka tamin’ izay nony alina...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tsy vaovao @ ireo namana mpankafy tantara isaky ny Asabotsy alina tao @ RNM ity hira ity. Fa ny mahagaga ahy @ izy ity dia mbola tsy...
"Les hommes couchent, les femmes font l'amour"... nahatonga saina ahy io filazan'ny mpanoratra frantsay iray...
Misoko moramora, Tsy re tsaika loatra, Nifandimby teny ny ora, Dia indro fa nitraotra. Nitsiry ilay fitia, Tsy hay tohaina intsony,...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tonga eto amin'ny blaogy indray aho rehefa avy tsy ni-serasera nandritra ny andro vitsivitsy. Naharitra 120 ora tsy nanokatra...
10 "Dia niely eran'ny arabe ny ankiziny, nanangona izay rehetra hitany na tsara na ratsy, ka hipoka ny mpihinana ny trano...
Na dia hitanao fa efa lavo sy efa resy, Efa sempotra sy hana, Satria nahilikilikao; Nahoana re, lazao, no latsa mifanesy, Miaro didy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Lesoka lehibe tamin'ny lanonam-panokafana ny nanaovana ny olona toy ny sesika. hany ka sahirana ny olo-tsotra tonga vao maraina...
Hitsidika kely ny amin'ny famaranana baolina fandaka indray aho. Tamin'ny ankapobeny manko dia ny mpijery matetika no mibaiko ny...
Ny lalao famaranana basket-ball no asiana resaka kely etoana. Noho ny olana nitranga tamin'ny lalao atsasaky ny famaranana dia...
Pinky: Gee, Brain, what are we going to do tonight? Brain: The same thing we do every night, Pinky. Try to take over...