Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tsy hitondra fiadanana hoe Jesoa fa hitondra fiandaniana

Posted in DINIKY NY FO

Raha mamaky  eto ianao dia mahita ao fa tonga hitondra korontana ao anatin'ny fianakaviana mihitsy aza i Jesoa......

Author harilova, 18 Aogositra 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

“Tonga aho hitondra afo eto an-tany ka akory ny...

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Somary manahirana ny tenin’i Jesoa amin’ny evanjely anio raha jerena maimaika sy raisina ara-bakiteny. Ambetin-teniny...

Author dadafara, 18 Aogositra 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

VOALOHAM-PITIA

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

  Tena safononoka ny fahasambarantsika, Mirenty voninkazo, miloko ts’hita isa, Andro lohataona, toa lavitry ny...

Author dadarabe, 18 Aogositra 2007 | Hevitra 31 Hevitra
 
 

L'AMOUR

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Même si l'amour Ne serait pas pour toujours, Essaie quand même de pouvoir... Espérer et de croire... Pas...

Author dadarabe, 17 Aogositra 2007 | Hevitra 20 Hevitra
 
 

Comment retenir un nom d'une personne

Posted in Toraka Bilao

Dale Carnegie dans son livre "Comment se faire des amis" insiste sur l'importance du nom d'une personne. Outre la...

Author tovokely, 17 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tonga soa tovokely!

Posted in Toraka Bilao

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity...

Author tovokely, 17 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

IANAO NO MAHALALA

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Ry hany tanindrazako! Tsy foiko sy malala! Raha nandao anao aho, an-taona maro izay, Tsy hoe ninia nikimpy na koa tsy...

Author dadarabe, 16 Aogositra 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
lalarti

Tonga soa lalarti!

Posted in Blaogin'i lalarti

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author lalarti, 15 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
rabeflorian

Tonga soa rabeflorian!

Posted in Blaogin'i rabeflorian

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rabeflorian, 15 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

jioi 2007: faly ihany na dia...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hatezerana ny hasosorana ny an'ny mpitia baolina fandaka raha tsy nitoko fa nanao ady sahala ny ekipam-pirenentsika ny alahady teo....

Author jentilisa, 15 Aogositra 2007 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Hira sendra mandalo: J'ai faim de toi

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

1 - Après toutes ces années De climats tempérés Où quelques éclaircies Ont...

Author hery, 14 Aogositra 2007 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

FENO ANAO !

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Tazaniko ny hariva sy fara-vodilanitra, Ny voninkazo manitra… Ianao no tsinjoko eny!   Henoiko...

Author dadarabe, 14 Aogositra 2007 | Hevitra 24 Hevitra
 
 

ROAPOLO TAONA LASA…

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Roapolo taona lasa…mpianatra izahay, Tanora maitsovolo ; Vonona hisedra ny ady mahamay,...

Author dadarabe, 12 Aogositra 2007 | Hevitra 40 Hevitra
 
 

jioi 2007: tahontsaina nahazoana olana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia hiresaka ny amin'ny zavatra nihatra tamiko androany Sabotsy indray aho. Tsy nisy moa ny baolina fandaka ary tsy dia tia loatra...

Author jentilisa, 11 Aogositra 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
dj

Tonga soa DJ!

Posted in Blaogin'i DJ

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author dj, 11 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

MIASA ! MIASA IHANY !

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Raha tianao handroso i Madagasikara, Raha tianao hiova ho lasa tena tsara, Raha tianao handositra ny voina sy mosary, Raha...

Author dadarabe, 11 Aogositra 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

“ Notte di San Lorenzo “ – “Ny...

Posted in Ny androaniko

Rehefa tonga ny alin’ny 10 aogositra dia mibanjina ny faravodilanitra avokoa ny Italiana maneran-tany miandry ny...

Author ikalamako, 10 Aogositra 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

jioi 2007: fandaminana mamely gasy!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa maromaro izay lahatsoratra navoakako androany izay ka ity angaha aloha ny faran'ny androany. Maro ny lalao tiako nojerena...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

jioi 2007: ilay lanonana mihitsy (2)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Eo amin'ny lahatsoratra fahenina indray isika amin'izao fotoana izao. (raha tsy diso aho). rehefa vita ary ny kabary maro izay...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

jioi 2007: ilay lanonana mihitsy!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Lahatsoratra fahadimy indray aho eto. Tonga ihany ilay fotoana nandrasana nony ela ny ela. Efa saiky nahazo ny toerany ireo olona tsotra...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

jioi 2007: teny ampiandrasana ny fanokafan-dalao!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa eo amin'ny lahatsoratra fahaefatra sahady aho raha tsy diso androany. Nanomboka tamin'ny mitatao vovonana ka hatramin'ny...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Teny ampilaharana fanokafana (2)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia tafiditra tao amin'ny kianjabe tokoa ary izahay. Hatraty amin'ny vavahady manoloana ny fiangonana katolika no tafiditra...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

jioi 2007: Teny ampilaharana fanokafana!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia hiditra amin'ny zavatra manaraka indray aho. Somary atoandro indray izahay vao tonga teny Mahamasina ny andron'ny...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Jioi 2007: talohan'ny fanokafana!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fanintelony aho izao niverina eto izao indray ka asa na hety amin'izay na tsia? aty amin'ny cyber indray aho manko no mivoivoy...

Author jentilisa, 10 Aogositra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

FONY LASA IANAO…

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

Tsy ho lazaiko anao, ireny adim-piainako S’ireny fanantainako, Fony lasa ianao…   Ny mafy...

Author dadarabe, 10 Aogositra 2007 | Hevitra 24 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 175 176 177 178 179 180 181 182 183 184 185 ... 257 258 259  Manaraka»