Zá ihany ity e!!!
Araka ny fangatahan'ny namana sasany dia aleo omena tsotsotra eto ireo dingana arahina hanovana ny sary eo amin'ireo "endrika"...
Raha toa ka artista ianao, mpihira, mpikalo, mpivetso, sy ny sisa... dia misy toerana iray ho anao izay vao nisokatra androany... Dia...
Lava lotra le iray aloha dia tohizako ato!! Aniverseran' i Ando raikitra ny daomy.... Ny sasany mamely mafy mihira!! ...
Anananay betsaka raha haingotrano vita Malagasy Fomba fanaonay ny manao fampahafantarana tsotsotra an' i Madagasikara raha...
Nanao lava tongotra/kodiarana tany California tany d izao indray vao tafaverina eto amin'ny tanàna. Tapakevitra tampoka ny...
Ankoatry ny asa ato ampiasana sy ny hafa dia tafiditra ao anatin'ny zavatra tokony hokitihana amin'io volana febroary io koa ny...
Misy fiteny malagasy hoe tsy ho indray azo daholo Babay sy Ilohavohitra ( ho any tokoa hono ny namana dago ?)... Dia eritreretiko hoe eo...
Tsy haiko moa ilay fomba filazanareo azy iny hoe malagasisopia sa moa inona ka dia notsoriko ny ahy... Nataoko oe...
Anisan'ny zavatra mety mahaliana antsika angamba ity, indrindra isika izay zatra mpampiasa sary na amin'ny blaogy izany na amin'ny...
Premier billet dans ce nouveau blog dont la plate-forme est plus qu'originale. Premier billet = présentation ? Pas besoin, du...
Nisy ity sinoa iray izay anisan'ny ianjadian'ny fahoriana sy ny fahasahiranana isan-karazany teo amin'ny fiainany .Tso-piaina sy...
Ny toy izao no tsy mampisaraka ahy @ fakan-tsary... Avaratr' i Behenjy....tsy nisy naratra fa kika kely fts... Tsy any Dago...
Heveriko fa laharam-pahamehana ho an'ny tontolo hiainantsika izao ny fahaizana mifanakalo hevitra. Nefa manahy aho hoe azo antenaina ve...
Anisan'ny voaresaka etsy sy eroa ankehitriny na eto Frantsa na any kanada, karazana mpilalao antsehatra, ny masony sy ny vavany tena izy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa manomboka mody ny masoandro dia mandefa ny tarany farany amin'ity tanana kely milamina sy tony tanteraka izay ahitana trano tokony...
Aleo hanazavako azy mihitsy :-p Webcam 1169730934718 envoyé par hery
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Mbola fanombohana ihany aloha izao fa mety hiova miandalana eny ihany ny zava-misy ,koa dia manantena ny fiarahana aminareo eto...
Misokatra ihany koa izao ny blaogy.org izay manome antsika blaogy hafa solonanarana.blaogy.org, fitaovana hafa, fomba fiasa hafa,...
asa raha nisy olona nahatsikaritra izay elaela nahatsy-hita ny tena zay. fa tafaverina soa aman'tsara eto amin'ity blaogy ity...
HO AN'IREO MANANA FITADIDIANA SOMARY MAREFO Rehefa tonga ao an-trano ka raha mametraka penina izany na koa zavatra kely dia aza...
Efa ela no nahafinaritra ahy ity hira ity Love Me Tender , dia tapaka ny hevitro fa hohiraiko hataoko tahiry. Revirevy manala azy...