Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Fiangonana! Ady masina sy fifandirana...

Posted in DINIKY NY FO

Aza gaga ianao raha toa ka maro no tsy miditra am-Piangonana intsony, noho ny ataon'ny namany mpivavaka, na ny mpitondra fivavahana......

Author harilova, 15 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
tedey

Tonga soa tedey!

Posted in dr love

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author tedey, 15 Novambra 2006 | Hevitra 1 Hevitra
 
dailynews

Mila Voastihary Ve Atra Raha Nandrara Ny Resaka Homo?

Posted in dailynews.blaogy

Raha ny tantara n’i Sodoma sy Gomora  dia efa nahitana sahady ny tsy fankasitrahan Atra ny resaka fifanambadiana na firaisan...

Author dailynews, 15 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
dailynews

Ny Kristiana Sy Ny Lalana

Posted in dailynews.blaogy

Inona no atao hoe lalana?  Raha lazaina amin ny fomba tena fohy sy tsotra, ny lalana dia fanekena izay nomen Atra t@ andro n I...

Author dailynews, 14 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
millenium

Tonga soa millenium!

Posted in vehivavy

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author millenium, 14 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
estine

Tonga soa estine!

Posted in zava-misy

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author estine, 14 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
hantakely

Posted in namako

izahay mianaka

Author hantakely, 11 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
12

ambondrona

Posted in ny sariko

ouah il est trop beau ra kix

Author 12, 10 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
12

Posted in ny sariko

Author 12, 10 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
myrakcl

Nahita asa aho!!!!

Posted in Fanahy

Asa mifanandrify @ fianarana nataoko teo ihany sady mety ahafahako manohy ny fianarako ihany angamba, enga anie!!! Cool!! Aza...

Author myrakcl, 9 Novambra 2006 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ny Famataran’ny hazo fijaliana.

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Ho faraparanako eto angamba ny resadresaka momba ny sarivongana sy ny mitovitovy aminy fa amin'ny lahatsoratra manaraka dia hijery...

Author dadafara, 8 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
rainl

Tonga soa rainl!

Posted in sary

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rainl, 8 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
12

Posted in ny sariko

Author 12, 8 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
12

montage

Posted in ny sariko

Author 12, 8 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Dialogue interreligieux

Posted in DINIKY NY FO

Dialogue : izany hoe tenin'olon-droa! Olona, na hevitra roa izany no mifanakalo. Raha vao milaza izany resaka "dialogue"...

Author harilova, 6 Novambra 2006 | Hevitra 2 Hevitra
 
raryjaz

Tonga soa raryjaz!

Posted in teny

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author raryjaz, 6 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
dd

Eritreritra kely sendra nandalo

Posted in Blaogiko

Hay va re! Tonga saina kely aho omaly raha tapaka tampoka ny jiro teto amin'ny tanAna, ary teo ampanamboarana ny alahadiko iny...

Author dd, 5 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fangalana sary

Posted in BLAOGY RTN

Ny tontolon'ny sary dia anisan'ny zavatra goavana tokoa. Tsy vitan'ny hoe tafiditra ao anatin'ny efajoro fotsiny ilay tiana alaina dia...

Author voromailala, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

TAO AORIAN'NY NAHAFATY AN'I DADA.

Posted in mamikely

Alatsinainy 4 septambra. Ilay feon-telefonina lavareny no nanaitra ahy. Nitady ny fandrehetan-jiro tsy satry ny tanako ary nanapiaka tsy...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

NY HAFATR'ILAY KALESY AFO

Posted in mamikely

Alina tamin'izay, alina toy ny alina hafa rehetra, alina natao hatoriana, hialana sasatra. Tonga ny ora fatoriana ary nandray ny...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

13 Mai 72 : tsiahy (3)

Posted in mamikely

Tolom-panafahana inona , hoy ianao ? : Valiny : tolom-panafahana an'i Madagasikara, izay efa nanana ny...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

13 Mai 72 : tsiahy (2)

Posted in mamikely

Adiny iray latsaka kely izay dia kapoka, daka, toto vodibasy, teny mahery, fampihorohorona no nandrivorivo tao anatin'ny...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

13 Mai 72 : tsiahy (1)

Posted in mamikely

Atolotro manokana ho anareo rehetra Ho fitsiahiavana ny ela Indray zoma, 12 Mai 1972… … Tsaroako, indray zoma...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

13 MAI 1972 :

Posted in mamikely

LAHATSORATRA VOALOHANY TALATA 16 MAY Nilamina ny tanàna raha ny ankapobeny satria samy tsindrian-daona niandry ny...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
sely1993

Tonga soa sely1993!

Posted in mamikely

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author sely1993, 4 Novambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 204 205 206 207 208 209 210 211 212 213 214 ... 257 258 259  Manaraka»