FITIA VAO NITSIRY Andro takariva No nahalalako anao Tany Montpellier R’ilay Kanetibe Taona roa arivo...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
La naissance (américaine) du rock Le rock'n'roll est un enfant du blues, le rythme ternaire (division du temps) de celui-ci...
Le heavy metal est un genre musical dérivé du rock. Littéralement, heavy metal signifie « métal lourd...
Le hard rock est né à la fin des années 1960 avec des groupes britanniques comme Led Zeppelin et Deep Purple. Il...
Vokatry ny fanomezana avy amin'ny gmail.com dia manana adiresy miendrika [email protected] 500 izay atolotra ho an'ireo...
Vao vita ny asan'i Mahefa dia ny hamonjy ny tranony no nahamay azy indrindra. Naleony aloha tsy nifampiantso an-telefaona...
Ity misy tononkalo iray izay nosoratako naraikitra ho video. Ny mahasamihafa azy amin'ireo video tononkalo izay vita teo aloha dia ers...
Manomboka mandalina ny resaka sary indray izaho amin'izao fotoana izao. Efa hatry ny ela aho no tia ny natiora, koa dia nanapakevitra...
Dia tapaka ary ny hevitra niaraka tamin'i Tse fa andeha ho any Antsirabe. Tonga soa aman-tsara, ka rehefa hita ny...
Nahazo Dedibox iray izany RVG. Toa izao avy ny zavatra momba izany. Apetrako ato ny sombiny sao mety hanampy. Niandry efa ho 15 jours...
Thaillande Clinique Adventiste
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Nandeha niala sasatra tany an-tanindrazana ary dia nandeha kely tany Andraikiba ka indreto zaraina aminareo ny santionan-tsary...
Hanaraka ahy ianao? Andao isika sy ianao handeha an'eritreritra ho any lavitra be e! mba manofinofy hoe mandeha hono izany isika,...
Natahotra mafy ny Raiamandreniny i Lita raha iny handeha hiditra ny trano iny satria latsaka teny an-dalana ny compas-ny.Raha...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
TOKIN' AINA NY MARlNA ATAO. Nisy, hono, vehivavy anankiray sy ny zanany izay reradreraka tamin'ny fivelomana, ka nanihika no mba...
Nanomboka teo hono dia irery i kamboty,teo anilan’ireny bibidia miselontselona.Rehefa ela anefa ny ela dia indro...
1 Niainga, hono, ity zanak'olona mpanankarena sy ity zanak'olo-malahelo mba hamandri-borona, ka nahazo vorona roa ilay...
Ingahy masoandro sy ramatoa ravolana hono dia mpivady fehizay.Nananjanaka izy ireo ka ny lahimatoa dia ny kintana fa ny...
fahiny elabe hono tovolahy iray natsoina hoe Isanga,tovolahy mahantra ,tovolahy tsizarizary fiainana nefa kosa feno fahendrena....
trimobe et Rafara: Une petite fille, abandonnée dans les bois par ses deux méchantes sœurs,...
Nisy hono mpivady iray nahantra aok’izany ka mba hahazoam-bola kely nenty niady tamin’ny fiainana dia mikapa azo...