Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Fanta Diallo

Posted in Mitoraka:::BLAO

Inona hoa no tsy vitan'ny Vola? Rehefa tsy voatataka amin'ny voalohany ny paosy dia tsy maintsy miafara amin'ny fanaovana sonia...

Author finoanaranoray, 11 Desambra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Noho ity ... Nofi(o)ko...

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Noho ilay tahotro tsy fantatro izay antony, Noho ilay henatro amin’izato hakantony, Dia nanjary sahy aho toa tsy sahy,...

Author fanhaiky, 3 Desambra 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Voankazo mantakisoka...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Maninona ary no mahasarika sy mampite-hihinana ireto manga manta...mihantona eny antamponkavoana...sa ve dia noana ny dia lavitra ka...

Author finoanaranoray, 2 Desambra 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

izay resy hobiana

Posted in rafozan-doza

  Refa natao ny fandinihana dia anisan'ny maha-"demokratika" sy hoe kritera mampadroso ny firenena iray ny fisian'ny...

Author simplex, 25 Novambra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tsy halefa televiziona ny revolisiona

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Variana ny tena nijery ity ranamana iray ity. Nitety lahatsary maromaro aho ka nahita ny ompa nataony tamin'ny filohan'ny Firenena...

Author jentilisa, 23 Novambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

i have seen your underwear!!!

Posted in rafozan-doza

  ra misy bandy anakiroa izao tafaraka... dia nande nividy cadeau sorprizy hoan'ny sipany le anakiray... dia ny cadeau novidiany...

Author simplex, 22 Novambra 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Sarin'ny Androm-pitokonan'ny UCTU teto Antananarivo

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy nahafantatra aho noho ny tsy fanarahako vaovao amin'ny fahitalavitra sy fandefasam-peo loatra hoe nisy fitokonan'ny fitaterana eto...

Author jentilisa, 20 Novambra 2012 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Film: Dépression et des potes

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Horonantsary maromaro no nojereko tamin'iny herinandro iny fa tamin'ity farany ity aho vao mba afa-po... kanefa sarimihetsika frantsay...

Author hery, 18 Novambra 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
tsetsel

Tonga soa TSETSEL!

Posted in Blaogin'i TSETSEL

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author tsetsel, 17 Novambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsara loatra

Posted in K D A O M B A R A M I T A

" Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo ? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha : tsy mba...

Author kdaombaramita, 15 Novambra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Volana Fenomanana...miandry Masoandro mibaliaka

Posted in Mitoraka:::BLAO

... Masoandro mibaliaka Volana fenomanana ... Miketriketrika Minaonaona Rehefa tafiditra amin'ny tantara hono ny...

Author finoanaranoray, 13 Novambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

"Fampiasa" : aps malagasy (mbola mitohy)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Nifanojo ve ny eritreritray sy i Hery ? Indreto no "Fampiasa" (izay no itako mety andikana ny teny "application" ho an'ny androïd)...

Author kdaombaramita, 11 Novambra 2012 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Ambondrombe par Latimer R.

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Apetrako eto ity tantaran'Ambondrombe ity satria nahaliana ahy, fahiny izy ity no nandeha radio. Tiako ho tehirizina eto, koa mazotoa...

Author kdaombaramita, 11 Novambra 2012 | Hevitra 18 Hevitra
 
 

Ny fahalanian'i Obama tsy mitondra soa ho an'i #Madagasikara

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Satria efa tsy nitondra soa nandritra izay 4 taona nisian'ny krizy politika teto Madagasikara izay.... Io ny valiny mivantana (noho ity...

Author hery, 7 Novambra 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Takelaka Katolika finday

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Io indray no tetikasa an-dalana ato ho ato. Ezahina hivoaka tsy ho ela. Tsy dia nanam-potoana loatra aho nianarana ny teknolojia finday...

Author hery, 29 Oktobra 2012 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Alarobia Maizina! Famantarana ve?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hotsarovan'ny mponina eo amin'ny tantarany ny toe-javatra nitranga tamin'ny alarobia  24 oktobra lasa teo teto Antananarivo. Tsy...

Author jentilisa, 27 Oktobra 2012 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Ny fomba fampianarana tsy misy "mi-double"

Posted in Sitlo

Tamin'ny taona 2004 tany ho any dia saika nampiharin'ny governemanta malagasy ny fomba fampianarana "tsy misy mi-double". Tonga dia...

Author sitlo, 23 Oktobra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Folo taona koa ity

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Folo taona toa izao no nampidirina voalohany tamin'ny serveur ny namana.serasera.org .  Ny 19/10/2002 izany no azo lazaina fa...

Author hery, 19 Oktobra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

NofiNofy

Posted in Mitoraka:::BLAO

Omeko anao mba hanjakanao ny habakabaka Ny kintana azoko hakana hataonao firavaka Na ny masoandro aza sakanako tsy hatory Mba hanome...

Author finoanaranoray, 18 Oktobra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ady lahy

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Tantara fitiavan-janaka indray no itako nahavariana sy tiako farany : TAKEN 2. Asa lahy fa tia ny zanany daholo ny olona fa ny tsy...

Author kdaombaramita, 18 Oktobra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Felix Baumgartner, vitany ihany

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tamin'ny 9 oktobra teo vao tena nalaza be ny anarana hoe Felix Baumgartner, lehilahy 43 taona avy any Autriche. Tamin'io daty io...

Author hery, 15 Oktobra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Hiverina hitoraka blao ndray

Posted in Sitlo

Manao ahoana daholo, Nandritra izay fotoana tsy nanoratako blaogy izay, ohatran'ny vao omaly, dia zavatra maro dia maro tokoa no...

Author sitlo, 13 Oktobra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Dahalo, foko any Kenya

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Izay aho vao nahalala hoe foko anisan'ny  kely indrindra any Kenya ny Dahalo. Sao dia tokony fongorana any am-potony? :-p ...

Author hery, 8 Oktobra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Bitika raha mba miteny!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa ady sy tolona vao mba mahasoratra! Asa! efa tsy liana intsony amin'ny famoahana izay hita sy re ve? tsia kosa angamba fa ny...

Author jentilisa, 3 Oktobra 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Fikafika amin'ny ebay

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Adinoko foana fa aleo soratana eto ny fikafika rehefa hividy zavatra amin'ny ebay. Ny fika madio daholo ireto fa ny fika maloto any...

Author hery, 30 Septambra 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 ... 257 258 259  Manaraka»