​Ho an'izay efa nitsidika ny bazilikan'i Md Piera eto Roma na ireo nahita sary fotsiny ihany koa dia mahalala fa...
Ny Firenena vatikanina, amin'ny maha-fanjakana mizaka tena azy, dia manana ny làlambý azy manokana ihany koa...
Ho eny Castel Gandolfo kely isika, tanàna 25 km avy eto Roma fotsiny. An-tampon-kavoana kely izy, mitatao ny farihin'i...
Ho an'ny jiosy dia tsy Sakramenta fa Fifanarahana ny fanambadiana. Taloha dia natao tany an-trano ihany izy fa ankehitriny kosa...
End of an era... mivalona ny tantara. Tsy misy ambara na ho tantaraina. Mivavaka hoan'ny fanahiny. Tadidiko fotsiny ity, somary...
Mat 11:27 Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy...
Asa raha misy mahatadidy fa t@ mbola tanora sy mbola nazoto niblaogy dia faly ery nankalaza an'ireny xxx Day ireny. Ohatra hoe ny blog...
Alasarona kely aloha. Tany Italia dia in-telo isanandro farafahakeliny no miditra "bar". Saingy ny "bar" any Italie dia tsy...
Hagagana ny ahy raha tsy nahita mpitarika miara-manonja teny an-kianja tamin'ity fotoana lehibe nomen-dry zareo androany 20 febroary...
Satria tia mamoaka zavatra tsy fahita mahazatra ny Malagasy dia voky an'izay indray ny olona teto Antananarivo sy ny manodidina omaly sy...
Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany...
Na niantomboka tamin'ny ranomaso fa nilaozan'ny namana tiana aza ny 2020, ary nofaranana tamin'ny fihibohana satria izay...
Teraka i Jesosy migobaka ny sosy Ry havana malala, indro fa tonga ny ora hitorian'ny mpanompon'A/tra ny teniny 😂😎...
#alika , #saka , Nosy Be . . ...
Ny firariana dia hoe hijanona ho fahatsiarovana ity taona 2020 anisan'ny nanahirana an'izao tontolo izao ity. Tamin'ny herintaona tahaka...
Lahatsoratro farany tao amin'ny [email protected] --------- Miarahaba antsika rehetra Araka ny...
Notezaina tao anaty boky romans aho fony kely. Tsy dia hoe notaizana ahoana fa i mama no tena mpamaky an'ireny collections "Fleuve...
Nafana be indray ny vaovao androany hoe nahanton'ny FIFA mandritra ny 5 taona be izao andriamatoa Ahmad Ahmad iza filohan'ny CAF na ny...
...
Tantara efa nosoratako tamin'ny blaogy saingy efa nofafako (indrisy) fa nisy antony matoa nesorin'ny Praiminisitra (na fony izy Ben'ny...
Tato ho ato dia mahazo vahana ao amin’ny Netflix ny sarimihetsika afrikana. Tantara vokarina na tohanan’ny...
resaka tsisy dikany... au boulot... tantaraiko... confinement, t@ 1ere session an'ny corona t@ avril no nahalalana (au sens biblique)...
Ketriketriky ny saiko farany teo ary mba naha-afapo ahy tokoa ny nanatontosana ity horonantsary ity ! " Vorombý "...
Androany izany ny hoe 14 Oktobra… hankalazana sy hahatsiarovana ny 14 Oktobra 1958, izay nanombohan’ny Malagasy nitantana...
Ny reny sy ny renibe taloha dia nanao hefin-tsikina tambonin'ny akanjony ho fiarovana ireny satria tsy dia nanana akanjo...