Ilay amin'ny sary voalohany : où est l'intrus ? Sary farany : aiza izany toerana izany, ary mbola...
Ny fika hampanaovana olona zavatra iray izay tsy tiany hatao mihintsy dia ny hoe endrasana ho desesperE izy dia tsy manana...
Sarasara tsy ambaka daholo ary isika mianakavy mamaky eto e ! Iaraha mahalala izany fa dia nanao sonia ny tondrozotra na ravin dalana...
Tena Omeko NOTAM ny demokrasia... Aiza ve ka dia ny handany vola amin'izay sakafon-tsirom-bava (1) no ifanarahan-dry zalahy, ry...
Rehefa tonga ny fotoam-panadinana dia samy manao izay mety hahazoana naoty be indd ny mpianatra, indd eny amin'ny anjerimanontolo....
Mahita an'ny fankalazana ny fahatsiarovana ny 9/11 ah dia gaga sy talanjona mihintsy hoe tena miray hina ny olona ary hoe tena...
Tsy efa mitovy daholo ve izao ny eritreritra? tsy hitako intsony izay lazaina ankoatry ny hoe lafatra, tsy misy toy izany...
Yeah, that's right, this is happening!! Otran'ny mirongatra indray ny fanaovana lisitra eto @ blaogasifera ka mba hitondra ny...
Sendra nahita an'ity hiran'i Tovo Jhay ity ah izany-- waaaaaaaaaaaaattt ie indraindray ah mihaino an'ireny oui oui 2hours...
Lava be... le paragrafy farany vakiana ra... leo Na dia samy manana ny fomba fijeriny sy fironany ara-politika aza isika...
Ankona ihany ny tena raha nahare taorian'ny fahafatesan'ny mpanao gazetin'i Midi Madagasikara iray, Stephane Jacob, fa nodimandry ihany...
Mety hoe tsy ampy sakafo sy mahantra fadiran'ovana izy fa jereo kosa ny zava-bitany... indro atolotra anao ny zaza avy any...
Vita indray iny ny fotoam-pialan-tsasatra. Tamin'ity taona ity aho no tena tsy nahavita n'inona n'inona indrindra. Isan-taona...
Ela ny ela ka nahatratra 1000 ny lahatsoratro manokana . Tahaka ny tsy nampino ihany fa efa fotoana ela dia ela tokoa izy no nilona tao...
Rehefa ho avy ilay andro ka ho lasa diktatera ah any aoriana any dia mba ampatsahivo ahy kely hoe izao ilay nolazaiko hoe: andramo ny...
Tsy andriko mintsy ny hanoratana an'ity eto... t@ vao hitako voalohany dia ny tonga tany antsaiko pre waaaaaaaaaaaaaaaaaaaa...
Tsy mety misy miresaka mihitsy ho'aho ny nolazain'ny gazety iray omaly ny zavatra nolanian'ny lazaina fa solotenam-bahoaka e? Na...
Efa saika lavareny teto amin'ny sehatry ny serasera.org ity Roma III. Ambohipihaonan'ny namana manko teto Roma - andiany fahatelo izao -...
ity sipa ity izany joincidence be sendrasendra hitako androany... tonga dia coup de foudre be ...
Miarahaba ny rehetra indray rehefa tsy nanoratra ho anareo nandritra ny fotoana maharitraritra. Ny eritreritra no mandeha be fa ny tena...
Aleo aloha asiana diam-penina kely eritreritra mandalo eto anio. Kamo be aho androany hiasa, kamo ary kamo tena...
Tany Nosy Be no nahitana ny adversaire-ny Picasso...Merci nanaiky nangala sary Madama ah...voninahimpirenena izy ity, misaotr'eh......
Miarahaba antsika indray aloha Fomba fitenin'ny Italiana ny hoe Buon Ferragosto rehefa tonga ny 15 Aogositra. Io teny io dia manana...
Na le film na le serie , asa ra efa hitanareo fa dia otran'ny diso clichE be loatra.... Hoe bandy mahita sipa, lasa mpinamana,...
Elaela indray izay tsa teto koa fa maro moa ny raha mandrisigna. Tsa misy hambara fa dia faly miverigna kely eto indray aloha. Ho...