... il neige sur mon blog ! Super. Ary ny "toerana fandrindrana" mikorontana aok'izany, asa raha toy izany koa...
Manaraka; miaraka; malaina ny hisaraka. misarisary zoro, mipetraka, mijoro; mody tsy miraika; ilaozako: mihaika, haingana! andraso!...
Te hiteny ratsy be tampotampoka tato ah Otran'ny hoe herin'andro feno fahadisoam-panantenana be izany iny...
Le ciel bleu sur nous peut s'effrondrer Et la terre peut bien s'écrouler Peu m'importe si tu m'aimes Je me...
Izy mivady irery sisa no tavela tao an-trano. Vita soa amantsara ny lanonana...toa lanadanadanaka sy vizabizaka...mijerijery clip...
Sarin'ny Lapan'ny Tanàna nandritra ny fitokanana azy Ny sarin'ny Lapan'ny...
Tsy hoe manampahaizana momba ny tantaran'ny Lapan'ny Tanàna Analakely ny tena fa mba manan-kozaraina ho antsika rehetra...
Asa ianareo raha toa ahy fa mba liana tamin'ny fandehan'ilay "fanafintohinana momba ny telegrama"...
Efa t@ 2007 aho no nanokatra ity blaogy ity saingy @ zao fotoana izao vao te hanoratra sy hameno azy aho. Asa angaha izay antony fa izao...
Tsy mbola afaka miblaogy tsara aloha amin'izao sady tsy afaka manao clip koa fa mbola manao vakansy...
Mitondra ny mafilotra aho androany. Asa ianareo raha mahatsikaritra fa ohatra ny tsy misy manao ny hoe henan-kisoa no atao @...
Somary niato kely ny tena tao ho ao noho ny antony manokana. Hiverina vetivety indray anefa hametraka eto ny sandam-bola malagasy tao...
Mba ho fahafinaretan'ny mason'i Andrytia , mpankafy, sy ho fanajana ny aza ampijaliana ny tenintsika dia indro...
Mino aho fa efa hitan'ny be sy ny maro ity: Tedx Antananarivo . Izy ity izany dia karazana kaonferansy natao hiresahana...
Miaraba antsika indray eh! Ity hira ity dia manamarika zavatra betsaka amiko ary tena mifono ny tena atao hoe...
Kisendrasendra avokoa izay tantaraiko eto noho ny asa fivezivezena izay natao. Ny tapakandro marainan'ny 25 novambra 2010 avokoa izy...
Miroborobo ny sehatra ara-tserasera ary tena ilaina tokoa ny manara-baovao @ izao vanim-potoana ny fandrosoana izao. I news2dago moa dia...
Izao vao miseho ato amin'ny blaogy ny video natao tamin'ny faran'ny herinandro lasa. Raha ny tena izy dia hira fotsiny no...
TSY IANAO NO TIAKO Izaho lay nankafy Nankamamy tsotr’izao Naneho ny foko hoe tia Dia tsoriko aminao...
Nivadika sahady ny herinandro niainana toe-draharaha mafampana teto amin'ny firenena. Samy manana ny heviny mikasika ny...
Toa lany hono ny TSIA? dia ahoana izany no tohiny? Dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika rehetra tonga nifidy. Soava tsarahy, ho...
Dia nizotra teny ho eny aho nahare fa nisy savorovoro tany Analakely tany. Hitako tokoa fa noesorin'ny miaramila ny...
Dia aseho anareo izany zavamisy aty an-tanàna izany. Tsy nivezivezy loatra aho fa izay akaiky ihany no nandehanako. Na izany aza...
Dia aseho anareo izany zavamisy aty an-tanàna izany. Tsy nivezivezy loatra aho fa izay akaiky ihany no nandehanako. Na izany aza...
Raha hifidy izaho rahampitso Dia ianao no hofidiko Ka io na bileta inika Ny safidiko efa vita Efa fantatrao tsianjery Fa ianao...