Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Naninona no nokasaina hovaina ny lalampanorenana?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ireto no tsikaritro amin'ny Lalampanorenana ka nisy nilaza fa saika ovaina saingy notsipahin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana...

Author jentilisa, 19 Mey 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ireo lisitra eto Avaradrano Alohan'ny fifidianana depiote...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Araka ny mety ho voamarikareo any anatin'ny soratako any dia aty amin'ny kaominina avadrano aho no monina, dia araka izay hitako sy ny...

Author jentilisa, 14 Mey 2019 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Lalana ankodahoda: Isahafa - Ambatoharanana - Imerimandroso

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nitsangatsangana niaraka tamin'ny fiangonana misy eto an-tanànan'Isahafa Avaradrano izahay mianakavy kely tamin'ny voalohany mey....

Author jentilisa, 3 Mey 2019 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Fanabeazana diso tarigetra

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Sary roa nanamarika iny herinandro iny eo amin’ny lafiny ara-piaraha-monina teto Madagasikara ireo napetrako ireo. Ny...

Author hery, 13 Aprily 2019 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Mbola ato daholo ve ?

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy...

Author kdaombaramita, 27 Martsa 2019 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Vary mora aty amin'ny taona roa arivo mahery siviambinifolo

Posted in Ny androaniko

    Avy dia tsaroako ny lelako vakivaky sy naharary ahy loatra noho ireo "stock tampon" nilaharanay sy ry Maria...

Author ikalamako, 21 Martsa 2019 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Saripika farany

Posted in Ny androaniko

  Misy fomba maro amoahana ny mavesatra ao am-po mba ahafahana mandroso.  Isaky ny mijery ireo sariko maromaro nomen'i...

Author ikalamako, 17 Febroary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ewa basy!!

Posted in rafozan-doza

Tara be an'ity ah omaly tontolo ny andro Ny feonao no itiavako labiera Sa ny labiera no tiakoa dia mody...

Author simplex, 5 Febroary 2019 | Hevitra 40 Hevitra
 
 

Lalao Fanambin'ny Valo amby roapolo taona.

Posted in Ny androaniko

  Maro ny fanamby mandeha eny amin'ny tambazotra sosialy eny ka nahatonga ahy hitondra ity fandraisako anjara ity....

Author ikalamako, 3 Febroary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny Fitiavana dia Fanomezana

Posted in Ny androaniko

  Ampofopofo be isaky ny avy misakafo hariva nandritra ny roa herinandro izay. 💜 💜 💜...

Author ikalamako, 24 Janoary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Akombony ny vava! manaova raha mahavita!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Afaka dimy taona indray manarina raha mbola hanao. Avelao hiasa aloha ny mpitondra fa vao manomboka ve dia efa kianinareo sahady. Izany...

Author jentilisa, 24 Janoary 2019 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Ampela manahirana hoe...

Posted in Ny androaniko

  Ny vehivavy sarotiny, hono, toy ny rano madio eny amin'ny riana​ : mahery sady tsotra, tsy miolakolaka. Tsy mety...

Author ikalamako, 22 Janoary 2019 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Roma

Posted in Ny androaniko

    ********************** I anao ry Roma Tsy himaona, F'am-poko foana...

Author ikalamako, 21 Janoary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ireo nasongadiko taorian'ny valim-pifidianana ofisialy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tatitry ny fihaonan-dRavalomanana tamin'ny Fianakaviambe iraisampirenena Teo am-pihainoana ny "tsy mitombina ka lavina ny...

Author jentilisa, 11 Janoary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mazava ny antom-panakanana ny "écran genant"

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa re sy hitan'ny besinimaro ny vokatra navoakan'ny HCC fa mitovy tsara amin'ny isanjato navoakan'ny CENI ihany na dia tsy mitovy aza...

Author jentilisa, 10 Janoary 2019 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Miankina manontolo amin'ny HCC ny hoavin'ny firenena

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Lazaina fa rahampitso talata (gorobaka) no havoakan'ny HCC amin'ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana fihodinana faharoa....

Author jentilisa, 7 Janoary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Nofy halina.

Posted in Ny androaniko

  Nofiko halina no tsy aritro dia atorako ato aloha vao mifoha...tatasiaka fanombohana ny taona. Mitrosona amin'ny tazo sy ny...

Author ikalamako, 5 Janoary 2019 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Baraingo tanteraka ny vokatra avoakan'ny CENI

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha lazaina amin'ny fomba hafa dia toy ny hoe "mana avy any an-danitra" izany ilay vokatra nasionaly. Raha mba manao izany kajy na...

Author jentilisa, 21 Desambra 2018 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Atao mandresy Rajoelina

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ninia aho ny tsy nanoratra nandritra ny fihodinana faharoa, nidina teny an-kianja ary nanentana ny olona hifidy ny #25 na Marc...

Author jentilisa, 20 Desambra 2018 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tsy misy ny tonga lafatra

Posted in Ny fahitako azy

Tsy misy ny tonga lafatra fa izay misy eo no ifaliana. Zara aza misy an'io.    ...

Author lehilahytsyresy, 27 Novambra 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

c'est le destin arithmetique

Posted in rafozan-doza

naika tsy hiresaka 12 + 13 = 25 ihany kanefa otran'ny tsy mety fa tout chemin mene au rhum ony...  ka aleo mba asiana rediredy...

Author simplex, 19 Novambra 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Antontanisan'ny CENI mialoha ny famoahany ny vokatra...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Araka ny fangatahan'ny maro tany amin'ny tambajotran-tserasera dia avoakako eto ihany ireo vokatra nangonina, ary ny pejy Facebok an'ny...

Author jentilisa, 17 Novambra 2018 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Mba fantatrao ve? CENI sy ny fampidiram-bato ny kandidà

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nandany andro aho nanao antontanisan'ny fampidiran'ny CENI ny vaton'ny kandidà anankitelo voalohany hatramin'ny andron'ny 16...

Author jentilisa, 17 Novambra 2018 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Naninona Rajao no resy be?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Zavatra vitsivitsy no azo marihina amin'izao aorian'ny fifidianana ho filoham-pirenena teto Madagasikara taona 2018 izao. Ny zavatra...

Author jentilisa, 9 Novambra 2018 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

MOFON'AINA--ZOMA 02 NOVAMBRA 2018 : 1 Samoela 1.12-28

Posted in MpakaVato

Lohahevitra volana Novambra : Ny Teninao no Fahamarinana Zoma 02 Novambra 2018 : 1 Samoela 1.12-28 1- Lesona momba ny...

Author mpakavato, 2 Novambra 2018 | Hevitra 2 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 ... 257 258 259  Manaraka»