Manahirana an-Drafotsy mihitsy rehefa misolifatra ilay teny hoe kona konaime , asa aloha na miteraka faka mangidy any amin’ny...
Didy vaovao no omeko anareo Didy vaovao no omeko anareo dia ny…efa fantatra ny tohiny ho an’izay mpamaky baiboly...
Ireto lohateny rehetra itako androany 28/09/09 teo amin’ny takelaky ny blaogy.com : - ...
Afabaraka ny filohan'ny tetezamita tany NY t@ fivoriana ara-potoana ny firenena mikambana. Indroa saika hisisika hitena mantsy...
Misy angatra hoa ato antranoko ato fa tsy haiko hoe ahoana no atao? Ny nanombohan’ny nanangaran'ilay raika lahy taloha,...
........ inay aho zanako !
Inty misy alika mivika :-), aleo mba hasiana hehy kely.
Ela ny ela fa mipoitra tsikelikely ihany ny marina. Toa tsy misy miresaka loatra ho'aho ity hotantaraiko manaraka ity eto...
Antsoina ny Malagasy rehetra mpanara-dalàna sy mandà hatramin'ny farany ny fanonganam-panjakana eto Madagasikara sy...
Tsisy ambara fa dia tsara.
Lalao malagasy mampiasa saina ny fanorona, satria mampiasa saina dia misy tetika ao anatiny mba handresena ny mpifanandrina amin'ny...
Efa tokony ho tamin'ny alatsinainy 14 septambra 2009 no efa niverina teny amin'ny kianjan'ny ara-dalàna avy hatrany...
Tsy mbola nisy fahasahiranana tahak'ity teo @ fiainako!!! Mihena ny fidiram-bola noho ny toe-draharaha eto @ firenena ny zavatra...
taranaka mora jonoina ! mbola haningotra an'ialahy indray ny fandri-borera efa nahavoa itony firenena itony ... tsy mivandy,...
Ary ny namany sady ny praiminisitrany ihany no nanongana azy, no tohin'ny lohateny izay omeko anareo. Fomba fijery ny toe-java-misy...
Mifangaroharo be ihany ny hevitra mikasika ity tranga tamin'ny alatsinainy 14 septambra ity. Indreo ny sary, anjarantsika ny...
Analakely - 2:46 pm Tsaralalàna - Manoloana ny Consulat Général ...
body {cursor: url(http://www.myspacecursor.net/dragon/1.ani); } Arahabaina daholo aloha ny gasy rehetra fa nihavana...
tsy hanao be resaka aho fa ireo ny lahatsary sy ny sary hilaza azy aloha. Be mihitsy ny tiana holazaina fa hizara fotsiny aloha....
Ambohijatovo - 10:08 am Ambohijatovo - 10:13 am Ambohijatovo - Razily - 10:23 am ...
Mba tiako ity hira ity ! Sao mba misy afaka manome ilay tonony e ? Nohiraina tao ampiangonanay ny refrain an'izy ity...
Dia asa aloha na mifanandrify amin'ny kivazivazy mampihomehy nosoratan'ny namana Dotmg atsy ambadika atsy izy ity fa dia toy...
Lavalava iny fialan-tsasatra iny. Naka aina kely mihitsy aloha fa mafotaka daholo na ny politika na ny serasera na ny asa na ny...
Fa ny lelah ve dia tsy maintsy mampirafy e? In a? Raha tsy miss vehivavy manaiky miaraka @ lelah efa manam-bady tsy hisy lehilahy...