mba nahavariana ahy dia napetrako teto 09/09/09 :-)
Nahitana Elefanta tao Tana...Nisy Elefanta hita hono dia nanapa-kevitra ny fokonolona fa handefa solon-tena hijery sy hamakafaka......
Tsy misy maharesy ny TGV sy ny mpanohana azy ao amin'ny ankolafy Rajoelina eo raha gidragidra no tadiavina ary...
Inty indray zava-niseho tany Suisse taona maromaro izay, tiako ho fantatra ny fahitanareo azy. Very ny finday an’ilay...
Trano miisa 12 be izao no lazain'ny olona fa an'i filohan'ny fat miorina eny ambatobe. 5 volana izy izay no nitondra...
Raha hitanao indray mihiratra ny andro, Mazava ny masoandro, Tsarovy ireo maraina… Niarahana niria, nahamirana ny...
Raha nijery indray ireo lahatsary teo aloha aho dia nampitaha ny fahavitrihan'ny olona tany amin'ny...
Misaotra an'i Rado manokana aho t@ nanoratany ity dia penina ity fa mahakasika ahy manokana mantsy.Ary raha vao vantany...
Ny masonao mijery, Mifono mistery, Ny tsiky kelinao, Ao an-tsaiko ao… Toa tsy mety handao, mamikitra...
Mbola mpianatra teny amin’ny lycée razazavavy, kilasy 1ère angaha moa izy izay, nefa efa nanana fofombady....
ALAHELOVY Alahelovy aho aky rehefa malomaloka andro! Tsisy antony hoe ahoana fa dia alahelovy...
Amiko manokana aloha dia tena mifono misitera mihintsy ity grippe A ity. Manontany tena aza aho hoe sao dia mba noforonina mihintsy izy...
Tsy tazanatazana mihitsy aho tao ho ao izay fa tena repotra be mihitsy tsy tany maputo akory ka! Sahirana t@ papozy kely satria dia...
Eto amin'ny kihon-dalan'ny tantaram-pirenena malagasy indray isika ankehitriny. Miandry avokoa izay avoaky ny anio sy ny ampitso...
Tsahotsaho fotsiny eto amin'ny aterineto no nandrenesako fa misy izany fanangonan'olona hanatrika ny fotoanan'ny TGV izany...
Ity indray no fahitako azy ry Dadarabe :) Ny endrikao soa, nampikandrakandra ...
ILAY VARAVARANKELY (Valin-kira ho an’i DOX) Fahazaranao ny mandalo eo sy mitazana azy Dia mamazivazy… Sy mankafy...
Anisan'ny mpankafia ny tononkalo nosoratan'i Rado aho,ka mamelà ahy ianareo haneho ny sangan'asany.Mino aho...
Amin'ny maha-mpandala ny ara-dalàna ahy teo amin'ny tolona ka mahafantampantatra avy hatrany ny antony nanoloran'ny...
Fanamarihana voalohany, tsy azo vakian'olona mora tohina. Fanamarihana faharoa: Aza avilivily ny eritreritra rehefa mamaky ny teny...
Mandalo eo matetika aho, dia manjary fahazarako Ny mahita anao mitazana eo am-baravarankely Fotoana fohy fifaliako,...
izao zany kou, zzzzzzzzzzz beuh ! Izany hoe ilay tagy izany raha atontaly dia hitsongolohana ny rehetra momba ny...
Lasa maresaka be amin'izao fotoana izao ny resaka hoe fin du monde 2012 . Ireto aza misy rohy ahitanao izany: - Misy film hivoaka...
...
CHEZ LE PSY Une cliente arrive en retard chez son psy. A -Excusez moi docteur.. B -Ce n'est pas grave,lui...