Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Malagasy Dream

Posted in BLAOGY RTN

Mety afaka hanofinofy ve isika indray andro any. indray 26 jiona, ho tanteraka ny Malagasy Dream .  Mbola tena hifety ny 26...

Author voromailala, 25 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Dia arehitro ny arendrina !

Posted in Ny androaniko

Tsy mba nisy ihany koa ny nanazava tamiko hoe inona ny dikan'ny arendrina (sady tsy nikaroka aho fa raha tsy hita izay maharatsy azy ve...

Author ikalamako, 25 Jiona 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Fa inona no dikan'io Saina io...Saina Malagasy

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mazava ho azy fa hanangan-tsaina aho...Miala tsiny amin'ndry zalahy tompon-kevitra amin'ny amin'ny fanafen-tsaina mandra-paha...

Author finoanaranoray, 24 Jiona 2009 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Sao diso fandraisana ny atao hoe tsy mananga-tsaina?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mahoraka dia mahoraka ankehitriny ny fanentanana hananga-tsaina, na sehatra fiainana andavanandro na eto an-tserasera. Amin'ny...

Author jentilisa, 24 Jiona 2009 | Hevitra 23 Hevitra
 
 

Valin'ny tagy : hanangana saina ve ianao ao 26 juin 2009 ?

Posted in Blaogin'i mangamaso

  Reharehako ny mampiseho izay rehetra maha malagasy ahy na ao fiainana an-davan-andro izany na ato koa :...

Author mangamaso, 23 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tsisy Saina...

Posted in rafozan-doza

  Tsy manan-tsaina aho... ka eto no atsangako...  

Author simplex, 23 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Saina Malagasy (tagg)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Inty misy tagy kely ho anareo izay mazoto : hanagana saina ve ianao @ izao 26 juin 2009 izao sa tsia ? Lazao ny antony  tsara...

Author kdaombaramita, 23 Jiona 2009 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Valin-kafatra : hatsangako ny sainam-pireneko.

Posted in Ny androaniko

      Eny iky ry Kdaomba , atsangako ny sainam-pireneko raha mbola nahazo tombon'andro aho hahafahako...

Author ikalamako, 23 Jiona 2009 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Nahoana no tsy manangantsaina?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Re fa betsaka ny olona tsy manangan-tsaina ao Antananarivo (ao aloha no hita). Mahagaga ihany raha ankatoky ny 26 jiona toa izao no...

Author hery, 22 Jiona 2009 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Nandrovi-tsihy ny miaramila saingy tsy rava ny tolona

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mbola tany am-pividianana ny carte SD ho amin'ny fakantsary vao novidiana aho ka tsy nahatratra sary ny fandrovitan-tsihy...

Author jentilisa, 22 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsotra fotsiny : fetin'ny Dada sy ny lamozika androany,...

Posted in Blaogin'i mangamaso

Author mangamaso, 21 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Satria variana amin'ny fandehan-draharaha ny Gasy, dia tena mino aho fa ho vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona ...ary...

Author finoanaranoray, 20 Jiona 2009 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

DADA ( Atolotro ho an'ny Raiko sy ireo izay efa Dada...

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Dia ho tahian'Andriamanitra daholo anie ireo Raim-pianakaviana rehetra Dia misaotra an'i Bodo namorona ny Hira  DADA...

Author fanhaiky, 20 Jiona 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tena misy ilay piratazy amelezana ny mpanohitra ny FAT

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Araka ny tsikaritrareo mpamaky eto amin'ny Maharesaka...VETO dia niala ny lahatsoratra farany napetrako mitondra ny lohateny hoe:...

Author jentilisa, 19 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Atolotra hoan'ny Ray rehetra, tanora fa indrindra ny antitra

Posted in rafozan-doza

  Somary NSFW , tsy tsara jerena any ampiasana , @ maridrefy eo @ fiaraha-monina malagasy...   Mba ho cadeau @...

Author simplex, 19 Jiona 2009 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Enga anie ka tsy ho voafafa indray izy ity e! alolotra ho...

Posted in Blaogin'i mangamaso

Author mangamaso, 19 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Valin'ny fanontaniana ho an'ny Kristiana...

Posted in antso hivavaka

1°/  Avant la création de l’univers (terre et cieux, galaxies….), Le Christ et le Saint-Esprit avaient ils...

Author fidinirina, 19 Jiona 2009 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

FETIN'NY RAY

Posted in K D A O M B A R A M I T A

 Dada ……  ho fahatsiarovana ny soa vitanao taminay. Dada olon-tokana, masoandro...

Author kdaombaramita, 19 Jiona 2009 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Valin'ny Fanontaniana ho an'ny Kristianina?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy miambo hamaly azy rehetra aho, tsy miambo hisolo tena ny kristianina rehetra ihany koa fa valiny tsotsotra no omeko....

Author hery, 16 Jiona 2009 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Fanontaniana ho an'ny Kristianina?

Posted in BLAOGY RTN

Misy namako Musulman izay mba te hametraka fanontaniana amintsika Kristianina hono izy. Dia ireto omeko anareo ireto ilay Questions...

Author voromailala, 16 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Ny avatar no fototry ny olana omaly: voahitsy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Efa nampoiziko ihany hoe hivika ny serveur vokatry ny avatar satria isaky ny mitranga ny sary anakiray dia misy query mysql vitsivitsy....

Author hery, 15 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Démocratie et patriotisme à la malgache!

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Quand on pense aux peines que les peuples des pays développés se sont faites pour arriver à mettre en place la...

Author dadafara, 14 Jiona 2009 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fomba hodian'i Ravalomanana.

Posted in Toniaforum Blog

Maro ireo vaovao milaza fa hody i Ravalomanana. Efa ela izy no hilaza hoe hody fa tsy tafody. Raha dinihina dia sasa-miandry an'i...

Author toniaforum, 14 Jiona 2009 | Hevitra 5 Hevitra
 
davidk

Tonga soa DavidK!

Posted in Blaogin'i DavidK

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author davidk, 13 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Nahoana aho no terena hisafidy amin'i Babylona sy i Egypta?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fa inona ity resaka fivavahana tampoka ity? Tsy voatery ho fivavahana fotsiny fa misy resaka tanindrazana ihany koa ao anatiny. Na...

Author jentilisa, 12 Jiona 2009 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 ... 257 258 259  Manaraka»