Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Soratana ho tadidy 22 janoary 2018

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Noraofin'ny mpitandro ny filaminana ny finday sy ny fakantsarin'izay rehetra naka sary ny zavatra nataon-dry zareo tamin'ny fanitsahana...

Author jentilisa, 22 Janoary 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Sento lalina sisa...

Posted in Ny androaniko

  Alatsinainy fahatelo amin'ny ity 2018 ity androany ity... #BlueMonday hono, izany no fiantsoana azy : alatsinainy mahabe...

Author ikalamako, 15 Janoary 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

teboka telo

Posted in rafozan-doza

tsiahy, an'i Dolores O'Riordan... lanitra mangamanga... dia izay sisa ee mandria ampiadanana!

Author simplex, 15 Janoary 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hetsika vitsy mpahalala?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nivory sy niresaka tamin'ny mpanao gazety ireo mpivarotra manana trano fivarotana eo amin'ny Pavillons Analakely. Fanairana no ataon-dry...

Author jentilisa, 12 Janoary 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny fantsakan'i Masindahy Patrisy ao Orvieto.

Posted in Ny androaniko

Ao afovoany andrefan'i Italia, ao Orvieto, no mba itondrako kely anareo amin'ity blaogy ity, hampahafantatra lava-drano...

Author ikalamako, 12 Janoary 2018 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vacances de peste!

Posted in rafozan-doza

Io zany ny teny tena nampa-waaaaaaaaaaaaaaaa be anah t@ ity taona ity ee. vacances de peste. 2017. voila. Eto ampamisavisana ny...

Author simplex, 29 Desambra 2017 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ny iray minitra tsy eo anilanao dia toy ny zato taona.

Posted in Ny androaniko

  Ilay hira efa miezinezina, ny nihira sy ny nitendry dia tanora dia tanora tokoa fa miofana ho matihanina amin'ny mozika....

Author ikalamako, 9 Desambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ambarao ahy.

Posted in Ny androaniko

  ​Tena mino ve ianao fa efa nahita azy ​nihanjaka satria nanala akanjo izy ? Lazao ahy izay mba nofiny. Lazao...

Author ikalamako, 3 Desambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Teny anglisy ianarana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Miditra amin'ny taimbava manaraka indray amin'ity volana ity. Teny am-pandehanana nankaty amin'itony toerana vahiny itony moa dia...

Author jentilisa, 28 Novambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fandalovana an'i Dubai

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nandalo tao Dubai ny tena raha hizotra ho aty amin'ny Vovonana Global Voices 2017 izay tontosaina eto Colombo, Sri Lanka. Mba be...

Author jentilisa, 27 Novambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fiara Karetsaka

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha niezaka ny hamita ity vary mangatsiaka ity aho dia nampiasa ny teny hoe karetsaka na ikaretsaka, teny mahagasy fahiny mbola miasa...

Author jentilisa, 17 Novambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fitenindreny sy fiteny nibeazana ary fiteny nahalehibe.

Posted in Ny androaniko

Eto am-pandaminana ireto sary sy horonana marobe ato anaty solosaina aho dia mba avoakako ity fa isan'ny mba tiako zaraina :...

Author ikalamako, 12 Novambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Misaotra ny masoivoho fa tsy ho avy hamonjy ny fihaonana...

Posted in Ny androaniko

  Matetika betsaka ny misafidy ny " Ringrazio il dottore ma rifiuto l'offerta " ao amin'ilay lalao " Affari tuoi " ao...

Author ikalamako, 13 Oktobra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Soraty... Izao no lazaovy amin'Antananarivo

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tonga amin'ny fotoana lazain'ny olona ho Apokalipsa ny zavamisy eto (ao) Antananarivo. Loza no dikan'ny Pesta na niavian'ny teny hoe...

Author jentilisa, 8 Oktobra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

la mort, c'est la vie!!

Posted in rafozan-doza

Aleo ho atao @ manaraka ny tena resaka reincarnation na fanahy na fiainana mandrakizay... fa ny masaka androany aloha dia... Raha...

Author simplex, 25 Septambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andavanandro 67ha, vakansy lehibe 2017

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Andro maromaro lasa izay, voaendaka atoandrobenanahary ny zana-drahalahiko nanao vakansy tao 67ha, tanàna nahalehibe. Teo amin'ny...

Author jentilisa, 12 Septambra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Angon-kevitra Raharaha Mafana Aogositra 2017

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Noho ny fivoahan'ny hevitra ao amin'ny media sosialy dia toy ny nitsaha-ketrika ny taty amin'ny bilaogy. Fantatsika rehetra anefa fa...

Author jentilisa, 31 Aogositra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

c'est le ironman!!

Posted in rafozan-doza

T@ zay mbola teny ambony dablio fahiny izany dia nisy an'izay razoky mpiara mianatra izay... dia isa-maraina izy mandefa an'ireny...

Author simplex, 28 Aogositra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Miteraha hahita, hoy ny Ntaolo.

Posted in Ny androaniko

    Ity blaogiko ity no be mpitsidika kokoa noho ilay amin'ny teny frantsay, ka tsy maninona fa aleo ato no zaraiko...

Author ikalamako, 25 Aogositra 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Inspiraka sy Vavaka...

Posted in Ny androaniko

"Raha rahampitso, hono, ny Andro Fitsarana ka eo amin'ny vava-làlana mihitsy aho no anontanian'Andriamanitra hoe : inona no...

Author ikalamako, 6 Aogositra 2017 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Androany no androany

Posted in Ny androaniko

Ho anao any ho any Teneniko aminao fa zah androany tendrombohitra  Dia na mitsoka aza ny rivotra tsy mihontsona zany...

Author ikalamako, 27 Jolay 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

c'est le izay sisa ee

Posted in rafozan-doza

noheveriko foana hoe mba metimety ihany ny fiainako na dia tsy tonga lafatra aza... mandra-pivahinianako tao antranon'olona, misy...

Author simplex, 24 Jolay 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Pìmason'ny volana jolay...ho ahy sy ilay namako izay.

Posted in Ny androaniko

      Jolay, jolay, jolay... Hatrany mahamay, Vesaran'ny tsiahy. Sady mainka indray, Ity toa...

Author ikalamako, 21 Jolay 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Grand Frère, Jacques !

Posted in Ny androaniko

  Efa ela aho izay no tsy nahazo fehezam-boninkazo hany ka tsy niasa intsony ireo vaziko ato an-trano. Namana virtoaly nandalo...

Author ikalamako, 15 Jolay 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mpitandrina Maty Nisolo ny Toerany

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nivoaka tao amin'ny tambajotra sosialy Facebook, ny alin'ny fetim-pirenena fa hijoro vavolombelona tamin'izay nitranga ny andron'ny 20...

Author jentilisa, 4 Jolay 2017 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 ... 257 258 259  Manaraka»