Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Long exposure voalohany

Nivoaka alina omaly dia nanandrana an'izany hoe long exposure izany (na pause longue hoy ny frantsay). Atao miadana araka izay...

 
manirii

" LAFO VIDY IANAO "

Posted in Blaogin'i Manirii

Ry namako , Tsarovy eh fa ny rà n'i Jesosy kristy no namonjen'Andriamanitra ahy sy ianao mba ho voavonjy ho afaka @ fanagejan'ilay...

 
 

Raha tsy nisy coup d'état

Alohan'ny tena resaka aloha dia hitako hoe niova ihany ny sary ofisialin'ny kandidà Lalao Ravalomanana ka tsy ilay...

 
twoky

Tonga soa TWOKY!

Posted in Blaogin'i TWOKY

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

 
 

Rajoelina vs Ravalomanana... raikitra ihany ny PMU

Tsy nisy nanampo indray iny fikafikan-dRajoelina iny kanefa mahatsara zavatra ihany koa. Nirotsaka (na narotsaka) tamin'ny...

 
 

Ny fikafikan-dRatsiraka

Fampidirana kely. Tsy haiko ianareo na ahoana fa ohatry ny tsy tiako be izany ilay sarin'i Lalao Ravalomanana eo amin'ilay ofisialy...

 
ramanda

Tonga soa Ramanda!

Posted in Blaogin'i Ramanda

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

 
 

Fampianarana Mopera Jezoita

Posted in BLAOGY RTN

Salama daholo Inty misy fampianarana Mopera Jezoita mahaliana tokoa (15 minitra eo ny faharetany).  ...

 
 

Mariazy ho an'ny rehetra hoe ?!

Posted in TENY VELONA

Dia lany teny amin’ny antenimiera frantsay izany fa hahazo misora-panambadiana koa manomboka izao ny olona mitovy fananahana....

 
 

Jereo ny anaranao ao amin'ny lisi-pifidianana

Posted in MAHARESAKA...VETO

Mety hifangaro ny resaka ataontsika nefa tsy maninona izany. Resaka fandraisana andraikitra maha-olompirenena aloha izy ity fa tsy...

 
 

Voninkazo teny amin'ny ambassade

Tsy mikaonty ho anisan'ny lahatsoratra ity fa voninkazo fotsiny :-) Teny amin'ny ambassade malagasy eto Italia. Ireto avy ny...

 
 

Fleurs du Gazon d'Olympe

Nahita fika tamin'ny internet hanaovana macro mampiasa "Reversed lens" (objectif renversé?) indray aho. Izany hoe afototra...

 
 

Et Dieu les créa homme et femme

Fampidirana kely hafa mihitsy. Tamin'i Papa Fransoà lany dia samy nieritreritra ny maro fa hisy fiovana betsaka eo amin'ny...

 
 

Hafatra misy kintana

Fampidirana hafa. Andro iraisam-pirenena ho an'ny tany androany. Raha ny tokony ho izy izany, tahaka ny an'ny vehivavy (andro...

 
 

22 Avril 2013

Posted in Val_blog

Aujourd'hui, j'ai envie de griffonner tout ce qui me trotte par la tête, pleins de choses se sont passées ces derniers...

 
 

Mba mila fanampiana kely eeehhh!!!!

Posted in F A N H A I K Y

Faly maiarahaba antsika namana pitoraka blaogy, daholo e! saika mba hila kisa kely hoe: ny tena mbola tsy dia havanana tsara amin'ity...

 
 

Sigaretta Elettronica

Fampidirana kely tsy misy idirany mihitsy. Samy naheno ny vaovao politika omaly hariva avy any Afrika Atsimo ny ankamaroan'ny Malagasy....

 
 

Izaho koa mety hilatsaka !

Posted in Masolavitra...

O ray olona ô ! Ho aiza marina isika ity ?! Mampanontany tena ny habetsak'ireto olona milaza hilatsaka ho filoham-pirenena...

 
 

Ho anareo mpanompon'Andriamanitra ...

Posted in TENY VELONA

Mandeha ny andro sy ny volana, mivadika ho taona ! Hoy ny Salamo nataon'i Mosesy : "Mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo...

 
 

Voninkazo sy masoandro

Tsy misy lahatsoratra lava androany fa alahady... maka fy fotsiny ny  hatsaran'ny zava-boahary.      ...

 
 

Il était une fois une princesse... et son chat

FK [*] : Aza omena tsiny aho raha tsy tia saka na alika ao antrano fa fitiavako azy ireo mihitsy no tsy hiompiako azy. Amiko ireny...

 
 

Namono olona ny JIRAMA ?

Fampidirana kely an'ity vaovao mampalahelo holazaiko ity. Vao omaly mihitsy aho no nilaza tao amin'ny twitter hoe raha tany...

 
 

Distance de sécurité

Fampidirana lava be :-) Ohatry ny efa mahazatra ahy ilay manao fampidirana lavalava alohan'ny tena resaka. Sady coup de gueule...

 
 

Biby miam miam

Fampidirana lava be aloha lol. Mahaliana mihitsy ho'aho ny zavatra avoakan'ny olona amin'ny Google+ noho ny avoakany amin'ny...

 
 

Rehefa ny finoana no... "Au-delà des collines"

Nisy tovovavy anakiroa izay notezaina tao amina kilasimandry. Tena mpinamana tokoa izy roa ary lasa mpifankatia mihitsy aza taty...

 
1 2 3 ... 236 237 238  Manaraka»