admin

admin

Blaogy: Blaogy ho anao, Ny tontolo ao anatiko
 

Tsy mbola manana blaogy

Posted in Blaogy ho anao

Tsy manana blaogy io namana nojerenao io. Raha toa ka te hanokatra blaogy ianao dia mandehana eto dia ampidiro ny solonanarna sy ny...

Author admin, 15 Febroary 2008 | Hevitra 1 Hevitra

Fampidirana hira mp3

Posted in Blaogy ho anao

Amin'izao fotoana izao dia misy fomba fampidirana hira vaovao eto amin'ny blaogy.com. Raha hampiditra hira (mp3) dia tsindrio...

Author admin, 22 Jiona 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Lahatsoratra miafina: Mandeha indray

Posted in Blaogy ho anao

Voatery namboarina sy nohamafisina ny momba ny lahatsoratra miafina teto amin'ny blaogy.com. Amin'izao fotoana izao dia mandeha...

Author admin, 19 Aprily 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Fampidirana Flash player sns

Posted in Blaogy ho anao

Azo atao koa amin'izao fotoana izao ny mampiditra fichiers hafa toa ny flash (swf) na video (mila fantatra ny toerana misy ilay...

Author admin, 13 Aprily 2007 | Hevitra 1 Hevitra

Fampidirana Video YouTube sns.

Posted in Blaogy ho anao

Efa nanao filazana momba ny fampidirana video amin'ny alalan'ny YouTube sy DailyMotion ihany aho tany aloha . Amin'izao...

Author admin, 12 Aprily 2007 | Hevitra 1 Hevitra

Olana: Solonanarana misy sora-baventy => Voavaha

Posted in Blaogy ho anao

Hitako hoe tsy misokatra ny blaogin'ireo namana izay mitondra solonanarana misy sora-baventy (ohatra Tokinao, Vanilla, DotMG sns)....

Author admin, 11 Aprily 2007 | Hevitra 2 Hevitra

Manomboka mandeha ny blaogy.com

Posted in Blaogy ho anao

Efa mandeha tsikelikely ny blaogy.com amin'izao fotoana izao taorian'ny fanavaozana izay natao omaly. Efa afaka miditra sy...

Author admin, 10 Aprily 2007 | Hevitra 5 Hevitra

Mandalo fanamboarana ny blaogy.com

Posted in Blaogy ho anao

Mandalo fanamboarana kely ny blaogy.com amin'izao fotoana izao. Tsy ny endrika fotsiny fa ny ao anatiny mihitsy. Mbola tsy vita...

Author admin, 9 Aprily 2007 | Hevitra 4 Hevitra

Ahoana ny fampidirana video (YouTube - Dailymotion etc.)

Posted in Blaogy ho anao

Amin'izao fotoana izao, ankoatra ny sary sy soratra dia efa manomboka misy koa ny sarimihetsika izay azo ampidirina amin'ny blaogy....

Author admin, 11 Janoary 2007 | Hevitra 7 Hevitra

Fahatapahana naharitra

Posted in Blaogy ho anao

Nandalo fahatapahana nandritra ny ora vitsivitsy ny blaogy.com noho ny famindrana azy ho amin'ny serveur iray matanjaka kokoa. Amin'izao...

Author admin, 17 Aogositra 2006 | Hevitra 2 Hevitra

Miverena