iradera

iradera

Blaogy: Nofy atoandro ve ?!
 

Privatiser-o ny fonja e !

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Lasa ny saiko ! Miakatrakatra indray ny nofy atoandro ! Maninona moa raha atao privatisation ny fonja ? Mba misy ireny sary mandeha @...

Author iradera, 19 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Pirate légal !!!

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Mifanao fangalam-piery ny pôlisy sy ny mpivarotra CD piraty ! "Niditra bord" ny sasany nefa ny ampitso dia iny ndray fa...

Author iradera, 15 Mey 2006 | Hevitra 6 Hevitra

"Zà mba ameo vola !" hoy ilay 4'mi !

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Fahantrana tsisy ohatr'izany ! Raha mandeha eny Analakely ianao ankehitriny, dia mahatsapa fa maro loatra ireo olona mpangataka !...

Author iradera, 11 Mey 2006 | Hevitra 3 Hevitra

Baraingo ?????

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Naroso ary ny porofo maha-jiosy ny malagasy ! Mitondra inona ho antsika anefa izany ? "Nofy atoandro ve ?" no anarana...

Author iradera, 11 Mey 2006 | Hevitra 1 Hevitra

Jiosy hono isika malagasy !

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Tsara ve izany sa tsia ? Tsy mbola fantatro fa mbola manofy atoandro foana aho hatramin'izao mandinika ny voalazan'dRangahy iny....

Author iradera, 8 Mey 2006 | Hevitra 4 Hevitra

Tonga soa iradera!

Posted in Nofy atoandro ve ?!

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author iradera, 8 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena