bilakarenjy

Blaogy: Sangy Mahery
 

NY ANDRO NAHATERAHAKO..........

Posted in Sangy Mahery

Inona no eritreritra tena misongadina ao an-tsainareo rehefa tonga ny andro sy fotoana nahaterahanareo ?. Na koa hoe : milaza inona...

Author bilakarenjy, 17 Aprily 2008 | Hevitra 17 Hevitra

BILAKARENJY .

Posted in Sangy Mahery

...

Author bilakarenjy, 23 Desambra 2007 | Hevitra 1 Hevitra

AHOANA NY HO FIHETSIKAO RAHA TOA KA ......

Posted in Sangy Mahery

Tsy ho tononiko avy hatrany eto ny anaran'ity mpanjaka sy filohan'ny fanjakana iray ity, izay nalaza tamin'ny fotoana nitondrany ny...

Author bilakarenjy, 28 Jolay 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

RAHA TOA KA .....

Posted in Sangy Mahery

Asa raha fantatrao sy tadidinao ,fa nisy tendrombohitra roa ambinin'ny folo nanana ny hasiny sy ny lazany ary ny voninahiny teo amin'ny...

Author bilakarenjy, 28 Jolay 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

TANY FANDALOVANA

Posted in Sangy Mahery

R ahoviana no hangina ny tomany eto an-tany A ry koa ny lolom-po ,setrasetra tsisy fetra O lon'ory ,tsy matory ,maminany 'zay...

Author bilakarenjy, 4 Martsa 2007 | Hevitra 5 Hevitra

AHOANA TOKOA MOA RAHA .......

Posted in Sangy Mahery

Nanonofy ,hono , za hoe : nisy loza voan-janahary iray niseho sy nitranga teto amin' ity tany iainantsika ity .Toy izao ary ilay nofy :...

Author bilakarenjy, 4 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

NA DIA TSY MITENY AZA IZY IREO .......... DIA HAJAO

Posted in Sangy Mahery

Mifafy malefaka eny amin'ny tava ny rivotra alefan'ny zava-boary ,izay mitondra hanitra mamerovero manome fahatoniana sy filaminana...

Author bilakarenjy, 20 Febroary 2007 | Hevitra 1 Hevitra

TOJO AZY AHO .

Posted in Sangy Mahery

T sy ilay fitiavana tao anatiny no tena nanova endrika ilay teny nentiny nandresy lahatra azy ,fa ny fitopin'ny masony izay nanome...

Author bilakarenjy, 19 Febroary 2007 | Hevitra 2 Hevitra

IZAY NO REHAREHAKO

Posted in Sangy Mahery

Nisy ity sinoa iray izay anisan'ny ianjadian'ny fahoriana sy ny fahasahiranana isan-karazany teo amin'ny fiainany .Tso-piaina sy...

Author bilakarenjy, 29 Janoary 2007 | Hevitra 26 Hevitra

TENY INDRAIM-BAVA FOTSINY DIA ............

Posted in Sangy Mahery

Efa manomboka mody ny masoandro dia mandefa ny tarany farany amin'ity tanana kely milamina sy tony tanteraka izay ahitana trano tokony...

Author bilakarenjy, 26 Janoary 2007 | Hevitra 10 Hevitra

Miverena