news2dago

Blaogy: news2dago
 

Nanova endrika ny pejy fotsiny aloha de ho hita eo ny tohiny

Posted in news2dago

Salama daholo! Tena tsy mahita vaovao ho zaraina anareo intsony aho de naka aina kely aloha. Sendra nahita lahatsoratra nahalina ny...

Author news2dago, 1 Martsa 2020 | Hevitra 3 Hevitra

Henakisoa sy Mananasy

Posted in news2dago

Mahavarina mihitsy ny manaraka sy mijery ny zavatra mitranga eto Dago eto. Toy ilay sarimihetsika "The Young and The Restless" tsisy...

Author news2dago, 29 Jiona 2016 | Hevitra 5 Hevitra

Misaotra anao aho ry Fiaradalamby tena manga oa ny dia

Posted in news2dago

Feno taona iray sy roa volana izay no niala ny dago izahay nankaty amerika avaratra aty eto Canada no misy anay izao. Tsy hita fa zanaka...

Author news2dago, 13 Aogositra 2015 | Hevitra 6 Hevitra

Diso kajy

Posted in news2dago

Andro fahatelo mialoha ny androm-pifidianana ny andro anoratako izao. Efa samy manana ny safidiny ny akamaron’ny olona na dia...

Author news2dago, 22 Oktobra 2013 | Hevitra 2 Hevitra

Fikasana hanolana safidim-bahoaka « Version 2013 »

Posted in news2dago

Ao anaty propagandy tsara ny rehetra ankehitriny, ary efa hita soritra sahady fa misy kandida  3 na 4 eo no hita mety hisongadina...

Author news2dago, 30 Septambra 2013 | Hevitra Hametraka hevitra

Tokony ho lany i JLR

Posted in news2dago

Maro be ny hevitra mitosaka eny @ tamban-jotra serasera rehetra eny. Misy hevitra maro lafy mipoitra tokoa kanefa dia roa ihany no tena...

Author news2dago, 19 Septambra 2013 | Hevitra 1 Hevitra

Am I a photographer?

Posted in news2dago

Anisany ny nahazo sehatra ambony tokoa ny sary sy ny fakan-tsary tao aorina ny firongatry ny mpampiasa facebook. Ao tokoa mantsy no mba...

Author news2dago, 15 Martsa 2013 | Hevitra 9 Hevitra

Manaranaram-penitra

Posted in news2dago

Lamaody indray moa ity manaranaram-penitra ity ankehitriny niniko averina in-2 mihitsy ilay izy @ zay ny tena marina no voalazako satria...

Author news2dago, 13 Desambra 2012 | Hevitra 10 Hevitra

Inside Africa nitsidika an'i Madagasikara

Posted in news2dago

Sendra nijery ny fandaharana tao @ cnn aho ny asabotsy tolakandro lasa teo dia faly tena faly fa mba nandalo teto Madagasikara i ...

Author news2dago, 29 Aogositra 2012 | Hevitra 8 Hevitra

Kitra: Tsy TOP TEN tsony Brazil

Posted in news2dago

T ena ela ny ela ka nidina laharana faha 11 i Brazil eo filaharana eo anivon'ny fifa boribory moa ny baolina ka ny ambony mety ho...

Author news2dago, 10 Jolay 2012 | Hevitra 12 Hevitra

Miverena