"Joyeux anniversaire" i Neny Chérie Hoy ireto sombiniako vao maraina faly ery Narahina oroka tsy manam-paharoa Oroka...
Raha izao fiainanay izao Tsinotsinona raha tsy eo Ianao Jesoa Tompo be fitia Hanompo Anao izahay tsy hania Raha...
Faly indray tafaverina eto raha t@ herintaona no nanoratra tononkalo farany. Tsy hita moa izy ity fa sahirana amin'ny fitaizana sy ny...
Faly miarahaba ee! Ela dia ela tokoa no tsy nanoratra, efa ho 3 taona latsaka raha tamin'ny 30 Novambra 2016 no nanoratra farany. Koa...
Elaela izy no tsy hita Tsy maintsy mbola namita Lamin'asa mafy kokoa Novitaina tamin-kitsim-po Elaela izy no tsy...
Ny olona tsy mba miramirana Mety misedra zava-manahirana Ka aiza maika ny hitsaratsara Hamoron-dainga, hamorona tantara Ny...
Tompo ô! aza avela aho handany fotoana Amin'ny zava-dratsy sy ny zava-poana Fa hizara izay mahasoa sy mampandroso Mba hahatonga...
Ao ireo misakafo hanim-pito loha Mihinana izay tiana, ary tena afa-po Ao kosa ireo mitrongy vao homana Ny hohanina isan'andro, tsy...
Tena mahavariana ilay Kalakely Izy aloha manja manambaka Anjely Izay lehilahy rehetra maniry hiaraka aminy Tsy misy azoazony fa...
Anadahy mifampizara ny manta sy masaka Rehefa iny izahay ka sendra tafaraka Mifanohana raha sendra vaky fo Satria izany no maha...