hery

Blaogy: Hery - Tsiky dia ampy, Serasera - Blog, ifg
 

GasyKaManja et Tononkira

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nampihomehy ahy ny zavatra nitranga androany. Efa hitako matetika fa ny ankamaroan'ny tononkira mitranga ao amin'ny GasyKaManja dia...

Author hery, 27 Desambra 2022 | Hevitra 3 Hevitra

Ambany vahoho

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

"Sous emprise" indray no film malaza kely ao amin'ny Netflix. Efa ela aho tsy nahavita film hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny...

Author hery, 14 Septambra 2022 | Hevitra Hametraka hevitra

Ity ady ity

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mifangaroharo loatra sy mibosesika hevitra ny ao antsaina manaraka an'ity vaovao momba ny ady ao Ukraina ity. Io resaka io foana...

Author hery, 1 Martsa 2022 | Hevitra 2 Hevitra

Moderna en poche, daozy fahatelo

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Izaho dia resy lahatra sy mankasitraka ny vaksiny raha toa mbola maimaim-poana foana izy. Satria matoky ireo olona izay miezaka...

Author hery, 7 Janoary 2022 | Hevitra Hametraka hevitra

Hetsika hanampiana ny any atsimo

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nampihetsi-po ny takarivanay omaly. Takarivam-piraisan-kina, takarivam-pifanampiana. Raha mifanasa vangy ny andaniny sy ankilany...

Author hery, 1 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Ireo tsy mankalaza asaramanitra

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mahagaga fa eto Madagasikara, andao atao hoe tato ho ato, dia misy hatrany ireo olona mieritreritra hoe tsy tokony hanao...

Author hery, 26 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Tsy hatao vakisiny mihitsy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Matetika dia tsy olana ho an'ny olona tena matanjaka sy ampy sakafo tsara ary tsy taizan'aretina ny Covid. Tsy tsapan'izy ireny...

Author hery, 25 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Nofy fahavaratra

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Zavatra tsapako tato ho ato hoe lasa tsotra be ny nofiko. Angamba hoe efa miha be taona. Tsy misy suspens mampitaintaina intsony....

Author hery, 23 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Podcast

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mpihaino radio mavitrika aho, ary hitako hoe raha eto Frantsa dia mbola manan-danja ihany ny radio na dia eo aza ny firongatry ny...

Author hery, 3 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Ranomafana gratuit

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nanohina ahy fotsiny ity sary ity dia tehiriziko ato. 

Author hery, 12 Mey 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena