Nampihetsi-po ny takarivanay omaly. Takarivam-piraisan-kina, takarivam-pifanampiana. Raha mifanasa vangy ny andaniny sy ankilany...
Televiziona Malagasy no resaka. Nanao fanambarana ny mpitarika tao amin'ny TVM isorohana amin'izay mety ho sanatriavina tsy...
Mahagaga fa eto Madagasikara, andao atao hoe tato ho ato, dia misy hatrany ireo olona mieritreritra hoe tsy tokony hanao...
Matetika dia tsy olana ho an'ny olona tena matanjaka sy ampy sakafo tsara ary tsy taizan'aretina ny Covid. Tsy tsapan'izy ireny...
Zavatra tsapako tato ho ato hoe lasa tsotra be ny nofiko. Angamba hoe efa miha be taona. Tsy misy suspens mampitaintaina intsony....
Dia mitohy hatrany ny tantarantsika [video]. Eo amin'ny politika tsy misy izany kisendrasendra izany. Henjana ny katro-doha amin'ny...
Raha nijery ity pejy Facebook iray ity aho dia nahatsikaritra fa amin'ny teny malagasy no mahazatra azy. Niova kely teto amin'ity...
Andao atao hoe ankihy valo ny eight digits na huit caracteres Ao anatin'ny iray volan'ny teny malagasy isika amin'izao fotoana izao....
Tany amin'ny taona 80' tany ho any isika nofaizin'ny bemangovitra ka nahatonga ny aingam-panahin-dr'i ry Nanahary tamin'ilay...
Mpihaino radio mavitrika aho, ary hitako hoe raha eto Frantsa dia mbola manan-danja ihany ny radio na dia eo aza ny firongatry ny...
Maka ny fon'ny olona eny an-tsena ny filoha teo aloha Ravalomanana. Amin'ny maha-politisiana azy dia mibaribary izany fa tsy misy...
Olana iray manokana eto Madagasikara ny famehezana ny olona tsy hamoaka zava-tsy mety ataon'ny mpitandro ny filaminana indrindra eo...
Misy zavatra mikorontana, misy zavatra tsy milamina ve any amin'ny fitantanana sa ny vahoaka mihitsy no tiana lalaovina? Rehefa...
Efa resaka tao amin'ny tambajotra sosialy ilay na ireo taratasy fandraràna fa tsy mahazo mivarotra ireo legioma, hena, anana sns...
Toerana iray ao Antananarivo ao ny Pergola. Naorina tamin'ny andron'ny Fanjanahantany, dia nampiana tsangambaton-dRabobalahy taty...
Nisy filoham-pirenena taloha izany nandalo ny tsenan'Ambohidahy dia misy ny mihevitra fa setrin'izany fandalovana izany ity taratasy...
Voalohany aloha dia mampiahiahy ity filazana ity. Nahoana no tsy asiana fitomboka sy sonian'ny prezidan'ny fokontany raha tena marina?...
Misy ny manoratra fa mandroso mihemotra ny mpitondra. Natahotra tamin'ny fihetsiky ny olona tamin'ny nivoahan'ny hanaovana ny...
Tampotampoka ihany ny fivoahan'ny taratasy avy amin'ny Biraon'ny Mpiandraikitra Foibe, ny ampitson'ny fahatsiarovana ny andro niakaran'i...
Any Jerosalema atsinanana, tany (trano) notondroin'ny Firenena Mikambana sy nomen'ny Fanjakana Jordaniana ho an'ny Palestiniana no...
Nanohina ahy fotsiny ity sary ity dia tehiriziko ato.
Ho ezaka fanatsarana ny tanànan'Andoharanofotsy dia atao mitovy loko avokoa ny tsena rehetra manamorona ny lalam-pirenena...
San Pietro in Vincoli no anarana nomena io bazilika io noho ireo rojo vy namatorana an'i Masindahy Piera voatahiry ao :...
Matetika no tsy takatry ny saranga antonony sy ny saranga ambony ny mahatonga ny olona, matetika ao amin'ny saranga ambany na mahantra...
Vao tsy ela akory izay no namerina amin'ny laoniny ireo fandaharana politika rehetra ny mpitondra fanjakana. Notapahana manko fa haato...