Ny fitsapana kely omaly alahady, tao amin'ny Facebook: Rehefa naneho ny hatezerany tao amin'ny Facebook ny olona noho ny...
Izaho, noho ny safidy politika na noho ny fironana tsotra izao, dia tsy niandry ny kabarin'ny Filoha Mamim-bahoaka tamin'ny...
Ny mampaky teto dia mahafantatra fa izaho izay manoratra dia nitaky ny hanafoanana ny tsena mandehandeha ao Antananarivo. Efa tsy...
Toko 1 : Faminaniana ny amin'ny Fitsarana Farany 1 Tenim-pitahiana ho an'ny voafidy sy ny marina hiaina amin'ny andro fahoriana....
Nisy ireo olona nandinika baiboly dia milaza ny hevitro ihany koa aho. Avy amin'ny hevitro no itazonako azy ho voarakitra ato:...
Ny " Ruota degli Esposti " amin'ny teny italianina, na " baby hatch " amin'ny teny anglisy, na " Tour d'abandon " amin'ny teny...
Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dàlana sy hitondra anao ho any amin’ ny fitoerana izay...
Ny lalàna no farafahakeliny: Io izany no tokony ho vitaina Ohatra: adidy 5000 ar isam-bolana Raha...
​Ho an'izay efa nitsidika ny bazilikan'i Md Piera eto Roma na ireo nahita sary fotsiny ihany koa dia mahalala fa...
Ny Firenena vatikanina, amin'ny maha-fanjakana mizaka tena azy, dia manana ny làlambý azy manokana ihany koa...
Ho eny Castel Gandolfo kely isika, tanàna 25 km avy eto Roma fotsiny. An-tampon-kavoana kely izy, mitatao ny farihin'i...
Ho an'ny jiosy dia tsy Sakramenta fa Fifanarahana ny fanambadiana. Taloha dia natao tany an-trano ihany izy fa ankehitriny kosa...
End of an era... mivalona ny tantara. Tsy misy ambara na ho tantaraina. Mivavaka hoan'ny fanahiny. Tadidiko fotsiny ity, somary...
Mat 11:27 Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy...
Asa raha misy mahatadidy fa t@ mbola tanora sy mbola nazoto niblaogy dia faly ery nankalaza an'ireny xxx Day ireny. Ohatra hoe ny blog...
Alasarona kely aloha. Tany Italia dia in-telo isanandro farafahakeliny no miditra "bar". Saingy ny "bar" any Italie dia tsy...
Hagagana ny ahy raha tsy nahita mpitarika miara-manonja teny an-kianja tamin'ity fotoana lehibe nomen-dry zareo androany 20 febroary...
Satria tia mamoaka zavatra tsy fahita mahazatra ny Malagasy dia voky an'izay indray ny olona teto Antananarivo sy ny manodidina omaly sy...
Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany...
Na niantomboka tamin'ny ranomaso fa nilaozan'ny namana tiana aza ny 2020, ary nofaranana tamin'ny fihibohana satria izay...
Teraka i Jesosy migobaka ny sosy Ry havana malala, indro fa tonga ny ora hitorian'ny mpanompon'A/tra ny teniny 😂😎...
Ny firariana dia hoe hijanona ho fahatsiarovana ity taona 2020 anisan'ny nanahirana an'izao tontolo izao ity. Tamin'ny herintaona tahaka...
Lahatsoratro farany tao amin'ny serasera@yahoogroups.com --------- Miarahaba antsika rehetra Araka ny...
Notezaina tao anaty boky romans aho fony kely. Tsy dia hoe notaizana ahoana fa i mama no tena mpamaky an'ireny collections "Fleuve...
Nafana be indray ny vaovao androany hoe nahanton'ny FIFA mandritra ny 5 taona be izao andriamatoa Ahmad Ahmad iza filohan'ny CAF na ny...