Tonga soa eto amin'ny blaogy.com. Eto no toerana hahafahanao manamboatra blaogy ho anao. Raha toa ka mila fanampiana momba ny fanamboarana ny blaogy eto ianao dia Jereo eto.
Ianareo ve rehefa mihaona amin'ny dokotera, na rehefa mandeha mitsabo tena dia miteny amin'ny dokotera hoe "izaho mba...
Maro dia maro tokoa raha ny toerana tiana ho hita. Tsy misaraka amin’izy ireny ny tantarany. Tamin’ny...
Nature Physique = nofo Ny rivotra no mahavelona ny olona ...
Hitako sarotra be ny manohy ny blaogy.com amin'izao endriny mampiasa Lifetype izao. Efa efa najanon'ny tompony sy ny communauté...
Ao anaty savorovoro i Madagasikara Noho ilay taratasy 8 santimetatra Aoka tsy hadino ireo tolona sy ny tantara Aoka ny Nosy tsy...
Maro ireo hevitra mipongatra ary misy ireo ary fitaovana maneho sy mampiely izay arovany fatratra momba ny taombaovao malagasy. Miezaka...
Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany...
...
6 avril 2020 – Ny Filoha Marc Ravalomanana no vahinin'i Gascar Fenosoa sy Diamondra Andrianaivo: 🤣 Eéé,...
Salama daholo! Tena tsy mahita vaovao ho zaraina anareo intsony aho de naka aina kely aloha. Sendra nahita lahatsoratra nahalina ny...
Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy...
Tsy misy ny tonga lafatra fa izay misy eo no ifaliana. Zara aza misy an'io. ...
Lohahevitra volana Novambra : Ny Teninao no Fahamarinana Zoma 02 Novambra 2018 : 1 Samoela 1.12-28 1- Lesona momba ny...