Hira nohirainay matetika tany an-dakilasy izy ity, ary azo jerena ao amin'ny fihirana katôlika antsoina hoe Ankalazao ny Tompo...
Misy rangahy iray izay zany, Hoy izy momba an'ity toerana iray eto Antananarivo renivohitra: “ T@ 1973 aho niala teto, efa...
Izany mihitsy angamba.
Maro ireo hevitra mipongatra ary misy ireo ary fitaovana maneho sy mampiely izay arovany fatratra momba ny taombaovao malagasy. Miezaka...
Efa mahafantatra ny fironako amin'ity raharaha ity ny mpamaky ahy. Napetraka eto indray ity ho fahatsiarovana sady hevitr'olona hafa.
Mifangaroharo loatra sy mibosesika hevitra ny ao antsaina manaraka an'ity vaovao momba ny ady ao Ukraina ity. Io resaka io foana...
Fa satria manko tsy namaoka ny endriny ilay depiote dia aleo tsy avoaka ilay sary tsy ahitana afa-tsy ilay mpampianatra. Fa esoeso...
"Joyeux anniversaire" i Neny Chérie Hoy ireto sombiniako vao maraina faly ery Narahina oroka tsy manam-paharoa Oroka...
Izaho dia resy lahatra sy mankasitraka ny vaksiny raha toa mbola maimaim-poana foana izy. Satria matoky ireo olona izay miezaka...
Efa iray volana lasa ity hetsika ity - tamin'ny 23 ka hatramin'ny 31 oktobra 2021 teo - fa varimbariana dia hadino nizara sy...
Lasalasa saina tampoka teto ah... nisy namana narotsoratra hoe efa folo taona lasa izay. Dia gaga hoe kay le, izany tokoa moa izy ity...
Fatal error: Allowed memory size of 134217728 bytes exhausted (tried to allocate 2343417 bytes) in /home/blaogycom/public_html/class/template/smarty/plugins/modifier.strip_tags.php on line 25