Efa iray volana lasa ity hetsika ity - tamin'ny 23 ka hatramin'ny 31 oktobra 2021 teo - fa varimbariana dia hadino nizara sy...
Ny 24 aogositra 79 no daty iray tena nanamarika ny tantaran'ny volkano Vesuvio noho ny hamafin'ny fipoahany ka nandrava...
Efa mba nanontany tena ve isika hoe inona ny antony mahatonga ny tavoahangy divay ho 75 santilitatra fa tsy 1 litatra ?...
Ny ​"Sala del Conclave" dia io efitrano lehibe io izay nifidianana ny ho Papa Ray Masina hitondra ny...
Tany amin'ny taona 80' tany ho any isika nofaizin'ny bemangovitra ka nahatonga ny aingam-panahin-dr'i ry Nanahary tamin'ilay...
San Pietro in Vincoli no anarana nomena io bazilika io noho ireo rojo vy namatorana an'i Masindahy Piera voatahiry ao :...
Ny " Ruota degli Esposti " amin'ny teny italianina, na " baby hatch " amin'ny teny anglisy, na " Tour d'abandon " amin'ny teny...
​Ho an'izay efa nitsidika ny bazilikan'i Md Piera eto Roma na ireo nahita sary fotsiny ihany koa dia mahalala fa...
Ny Firenena vatikanina, amin'ny maha-fanjakana mizaka tena azy, dia manana ny làlambý azy manokana ihany koa...
Ho eny Castel Gandolfo kely isika, tanàna 25 km avy eto Roma fotsiny. An-tampon-kavoana kely izy, mitatao ny farihin'i...