ontsy

ontsy

Blaogy: Blaogin'i ontsy
 

Midongy

Posted in Blaogin'i ontsy

Rehefa midongy tsy haneno ny lokanga ! Ka midongizin-tsy hidoboka ny langoraona Lehilahy izay mitady hihaika an'Isanga mavitrika ! Ary...

Author ontsy, 15 Septambra 2014 | Hevitra 10469 Hevitra

Ny adala tsy misy ...

Posted in Blaogin'i ontsy

Raha tsy diso aho, dia tenina mpandinika iray ny hoe "Hadalana ny fandavana ny tsy misy", ny marimarina tokoa dia tamin'ny...

Author ontsy, 11 Janoary 2013 | Hevitra Hametraka hevitra

Ny hanongotsongona ny maty : tahotry ny handevim-belona !

Posted in Blaogin'i ontsy

Izay tokoa ry reto fa tonga amin'ny tenin'Andriamatoa Gilbert RAHARIZATOVO hoe : "Ny tantara dia fitamberenana tsy...

Author ontsy, 25 Febroary 2009 | Hevitra 3 Hevitra

Raha tiana hahatody ny lakan-kitondra sy tiana hateza ny...

Posted in Blaogin'i ontsy

Maro ihany no efa naheno izao hainteny izay averiko eto izao : Lakan-kitondra ve tiana hahatafita : ny tevin-damosiny no mila ho hita...

Author ontsy, 7 Febroary 2009 | Hevitra 3 Hevitra

Ny vola : hozatry ny fiainana sa mosavin'ny fihavanana ?

Posted in Blaogin'i ontsy

Toa miendrika fanontaniana ny lohatenin'ity lahatsoratra ity androany. Samy manana ny famaritany an'ity atao hoe vola mantsy...

Author ontsy, 6 Febroary 2009 | Hevitra 2 Hevitra

Sambatra, hono, ny lava fa,... nefa sambatra ny fohy fa...

Posted in Blaogin'i ontsy

Satrin'ny lava tokoa, hono, ho lalina ny rano hahadifotra ny fohy ! Satrin'ny fohy koa ho fohy ny farafara hivonkinan'ny lava !...

Author ontsy, 5 Febroary 2009 | Hevitra 8 Hevitra

Ontsy tsy miavona

Posted in Blaogin'i ontsy

Ontsy tsy miavona no anarako e ! Solon'anarana no tena marina fa mbola vao hojerena amin'ny karapanondro ny tena anarako !...

Author ontsy, 4 Febroary 2009 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena